artista sangany!

1. sylvain ( 12/06/2010 22:30)
metisy gasy izy ary tsy manadino ny maha-gasy azy!
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/xdlwsx_aina-quach-itv-telessonne_music[/dailymotion]
2. tess ( 09/06/2010 15:51)
sylvain: hummmmm tinao???? :-p
3. sylvain ( 09/06/2010 19:38)
izy aloha tsara é! mahafinaritra fa tess koa milay an!!
4. 3188 ( 10/06/2010 18:56)
mialona ndray ry tess
5. tess ( 11/06/2010 21:15)

3188:

mialona ndray ry tess

sylvain hahaha zà mbola tsy naheno ny hirany na ny iray aza
mbo manàla anao fotsiny aho fa efa ela zay tsy nitafatafàna sy nivazivaziana izay e :-p
6. sylvain ( 12/06/2010 14:13)
marina zany tess a! enao noheveriko fa niala tato @ ty serasera ty fa ela tsy hita! efa misy albumny hamidy any d henoy é!
7. tess ( 12/06/2010 21:16)
tsy niala aho fa tsy de mandray anjara be toy ny taloha fotsiny ka! hihih mamaky fotsiny
haiko i aina ka! fa tsy haiko ny hirany efa hitako reel aza izy
8. ikaretsaka ( 22/07/2010 16:05)
mial njay tess
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7394