mitohy ihany ny habibina atao ny FAT

1. sylvain ( 15/05/2010 18:26)
raha hisambotra olona ve d ny fananan'olona no potehina sy hangalarina
http://collectif-gtt.org/content/15052010-notafihinny-fis-sy-ny-miaramilan-alain-ramaroson-ny-radio-fr-quence-plus-vid-o
novalian'i wxxx ny 18/05/2010 08:47
2. ndotofetsy ( 15/05/2010 18:56)
ka hialatsiny indray aloha ry lerony refavieo fa dozy loatra ee

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. wxxx ( 18/05/2010 08:47)
Izao no mba vitan'ny sankalité,tsy nisy nahavita ny vitan'i DADA ihany raha jereko @ fomba tsy miangatra
VIVE SEM RAVALOMABANA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0536