izy telo mianadahy!
1. sylvain
(
15/07/2010 18:37)
fandaharany tao @ M6, tombontsoa lehibe ho azy reo lé fianarana fa ny zavatra tena nahasosotra d ny zavatra nataony i NIRINA, tsy hita ny nalehany léry teo @ tapatapaky ny fianarana nataony tany LYON tsy hay hoe lasa aiza,toa hoe bevoka lé sipany, lé zavatra ôtrany reny no lasa tsy hisy fahatokisany ny olona mba te hanampy, jereo ny tantara d araho hatr@ farany:
http://www.m6replay.fr/#/info/zone-interdite/14768
http://www.m6replay.fr/#/info/zone-interdite/14768
novalian'i soanja ny 23/07/2010 15:17
2. sipagasy
(
17/07/2010 13:20)
tena nampalahelo ahy tokoa ilay zalahy tsy nanohy ny fianarany, nefa anie izy mba nahazo tombony mihoatran'ireo mpiara mianatra taminy tany an-tanindrazana, mba hoe tonga afaka mianatra any Frantsa e!!!!!, indrisy, izay ilay toe-tsaina mila ovaina!!!!!
4. sylvain
(
19/07/2010 13:15)
na d izany aza, tokony vitainy hatr@ farany lé fianarana fa tombotsoa b ho azy sy ho any lé sipany, hafa ihany ange zany manana diplaoma na certificat avy @ fianarana ambony malaza zany é!
5. tywa68
(
20/07/2010 17:33)
Sipagasy > nahamenatra hoe lay mitsoaka fotsiny nefa tokony ho chances n'ny hafa tsssss ! rhf nekena lay izy d tokony nataony h@farany.
6. soanja
(
23/07/2010 15:17)
tywa68:
Sipagasy > nahamenatra hoe lay mitsoaka fotsiny nefa tokony ho chances n'ny hafa tsssss ! rhf nekena lay izy d tokony nataony h@farany.
Betsaka amintsika Malagasy tokoa ny manao io toetra io satria hita koa izany na aty US aza. Mahazo boursa dia nanao sonia tamin'ny fanjakana Malagasy fa hody rehefa avy eo hampiasana ho an'ny tanindrazana ilay fahaizana rehefa vita ny fianarana, fa izay no nandefasa azy taty dia nefa indrisy fa milentika aty tokoa. Ny tena mampalahelo aza dia mandray karama foana ilay olona any Mada na aty aza izy satria karazana mission no natao taty. Voa doubla izany ny fanjakana sy ny Malagasy.
Raha izay dia ny taranaka aty aoriana no tsy hahazo boursa intsony anefa satria fantatr'ireo nanome boursa fa tsy atokisana isika satria avo ny % ny tsy manaraka ny teniny na dia nanao sonia aza.
Izany tantara/ toetra/ fisainana izany anefa (fivadihana amin'ny teny nomena) dia efa tamin'ny andron'ny fahampanjaka dia efa niainantsika ary nandoavantsika volabe tokoa tamin'ny fanjakana frantsay!