Ampela manao!

1. sylvain ( 02/02/2010 12:20)
antoko politika faha 213 eto Mcar loza aloha ny gasy raha hamorona antoko-politika é! tompon-daka eran-tany angamba:
6h58 Un nouveau parti politique vient d'annoncer sa creation hier au Colbert. La particularité de ce parti, l'Ampela manao politika, est que les membres sont toutes des femmes! Mahazo miditra zay hanao!
répondu par diloo le 03/02/2010 20:03
2. diloo ( 02/02/2010 12:42)
Inona moa ny olana ra-Syli.
Mety bien koa anie Vehivavy no mpitondra firenena malagasy e. Fanaka malemy: fady antsika malagasy ny mamono vehivavy. Mety tsy asaky i ra-sarla sy lelison.
Zut alors: sauf Ramaroson qui a fait éclater la téte de la pauvre dame bouquiniste l'année dernière :evil:
Femme au pouvoir, mety mahasoa io. Why not? :wink:
3. remahity ( 02/02/2010 12:57)
tout ça c'est lamentable, de l'ecran de fumée.

f'angaha nisy mandrara ty ampela tsy hanao politike,
ry elia, ry nathalie rabe, ry naike eliane, ry mirananiaina, ry yuka

Mais de là à fonder un parti exclusivement reservé à la gente feminine, c'est abusé


mavandivandy avao, volano ty marine roakemba reo, vous voulez soutenir le HAT, dites le, fa ka mavandivandy fahatany avao @ hoe: ampela manao politike e, tsako e, balahazo e! voanemba e! antake e!, horita e! ....

et les sarimbavy, et les pelake, seront-ils , pardon excusez moi, seront-elles plutôt admis, admises????
4. pikatti ( 02/02/2010 13:01)
f'angaha nisy mandrara ty ampela tsy hanao politike,
ry elia, ry nathalie rabe, ry naike eliane, ry mirananiaina, ry yuka
et les sarimbavy, et les pelake, seront-ils , pardon excusez moi, seront-elles plutôt admis, admises????
:-D :-D :-D
Elaela elah zany tsy hita klé
5. Annie2006 ( 02/02/2010 13:10)
La loi régissant les partis politiques interdit tout "sectarisme" et toute forme de "discrimination". On ne peut pas créer un parti sur la base de "l'exclusion" (ethnique, religieuse, genre...). C'est la RAISON D'ETRE d'un parti politique.

Je ne comprend pas pourquoi le ministère de l'intérieur a accepté de valider un parti qui est "absolument sectaire"? Ignorance? Insouciance? Iresponsabilité?
6. pikatti ( 02/02/2010 13:14)
La loi régissant les partis politiques interdit tout "sectarisme" et toute forme de "discrimination". On ne peut pas créer un parti sur la base de "l'exclusion" (ethnique, religieuse, genre...)

Hé hé hé fa aiza ary tantine nanie zany e, enao koa anie izao vao mipoitra ko aiza no arakao ntsony fa efa olona sankalité anie ny ao e, tsy miraharaha zay lalàna lazainao zany :lol:
7. diloo ( 02/02/2010 13:22)
Mais de là à fonder un parti exclusivement reservé à la gente feminine, c'est abusé

Ok. Mais rien n'empéche une femme citoyenne de poser sa candidature.
Je parle de femme et non de parti. Mon point de vue est un peu hors sujet.
Mais je suis d'accord qu'un parti doit étre un parti ouvert pour tous les sexes et méme pour les pelaka.
Mais disons qu'il est intéressant qu'un parti propose une candidate pour représenter son groupe.


Fa raha Rabe kosa aloha no eo, dia angamba mitsangana daholo ny basin'ny boay-kely sy hifidy azy :-D :-D
8. NathalieRabe ( 02/02/2010 13:28)
Fa raha Rabe kosa aloha no eo, dia angamba mitsangana daholo ny basin'ny boay-kely sy hifidy azy

Tsy mahalany firy ny bibitikelin'ny tena isany :lol: :twisted: :* :*
9. pikatti ( 02/02/2010 13:29)
:-D :-D :-D :-D
10. pikatti ( 02/02/2010 13:38)
Avy ndray elah razoam @ ty fikafikan'elah ty an 8O 8O
11. terrywui ( 02/02/2010 16:11)
hoy rapika mitapy !
Hé hé hé fa aiza ary tantine nanie zany e,


aokanlah annie nay ry letia aa...!! sady tsy "nanie" zany ry vesa ny anarany fa "annie" a!! elah ve tena efa mivika marina sa jenjin'ny fiondanana be loatra ka ovainlah hatramn anaran'ny akamanay ee :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. pikatti ( 02/02/2010 16:15)
Lasa Deba ndray ngah elah rawix, sao elah de mihevitra fa misy hamela aneh ary eto le!!! afaka mifindra karazana mouvances samihafa elah fa mbola arahinay foana !!!.... de iza ntsony zany no hanohana an'i Domelina ,sa an'i rapaty iny :-D :-D ka le rapatin'elah koa aza ty tsy mamely ntsony
13. terrywui ( 02/02/2010 16:52)
nanie à nanie ! efa tena miverindoha ireto zanak'i dada very tadimpôitra reto kahh !! dada tsy hita, ny zaza mikonetaka , ny fitondrana very , ny TGV mitombo hery isan'andro ,ny fitakiana hatao tsy mety manjary , ny mpitarika sasany nivadika nanao TGV , ny pataloha rovitra eo amin'ny magro eo daholo , ny hvidianana anefa tsisy , ry zalah be sosy mpiady seza tsy manome pataloha iray ho andrapika akoriny ,ny alahelo an'i dada isan'andro manantena tsy misy foana ! zany aby ny fijalin'ireto zanak'i dada n'ny serasera ireto ...!!! mmmmpppppfffff indrisy eee! 8-) 8-) 8-) 8-) :snif: :snif: :snif: 8-) 8-) 8-) :snif: :snif: :snif: :snif:
14. pikatti ( 02/02/2010 16:57)
Zany kelifingotra zany anie leity bainna efa manao ampataloha e, tsy sahy mivoaka hoa fa elah ve maninona e,voahenjika aty France sady miandry daka vody koa any @ tanàna
15. fijo ( 02/02/2010 21:59)
fa ngah amisy mandrara ny vehivavy tsy hilatsaka e?????aza diso fandray resaka
16. bazylou ( 03/02/2010 19:21)
o ry nathalierabe a, efa ten aakitondra bibity mihitsy manko izy ity an, sao dia ho kenda eo e, :-D :-D :-D :-D
17. diloo ( 03/02/2010 20:03)
NathalieRabe
Tsy mahalany firy ny bibitikelin'ny tena isany

Tsy aleo ve ry Natha sopapa gasy revena, na dia kely aza. Gasy ka manja anie e.
Ianareo vehivavy TGV( Tena gasy Vazaha), dia sopapa vozongo foana no maha maika. Rehefa reveny anefa ianareo, dia maratra foana tsy mahatanty ny sopapan-dreo satria ilay gabarit-dreo, mitovy abe ny saovaly ao Andrakiba any Antsirabe.
Izay izany no nahatongo an'i Natha, taminao mbola tsy minisitra, nanao voyages GP, nitsabo tena tao paris, nandraitra ilay saka kely rovotra ny basim-bazaha.
Izay izany no nahatongananao niteny farany rehefa tratran'i Ramaroson: tsy hita moa fa tsy maintsy mandraitra ny efa nikatona. Fa aleo tokoa mifidy ny morphologie naturelle gasy ihany. Sady ny gasy kely anie ry natha, mahay manao tsakaoro e. :-P :-P :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0477