enquéte ny 7 février!!

1. sylvain ( 06/05/2010 12:12)
alefaso wa ny enquéte hijerena ny tena marina ty misy fanadihadina tsotra
http://www.youtube.com/watch?v=UbSN6Rvj1bs&feature=player_embedded#!
ho hita ihany ny nafenina
répondu par diloo le 08/05/2010 16:24
2. sitlo ( 06/05/2010 14:43)
Mody miala bala indray ny frantsay dia atsipy any amin'ny olo-tokana ny rihitra.
3. ravatorano ( 06/05/2010 15:51)
inona moa no afenina e ???
iza mantsy no manafina e ?
avohay fa aza miafina zany !
4. diloo ( 06/05/2010 17:39)
Ity koa mbola misy: taizy i rajoelina izay namela ny mpanohana orange natao sorona? Nifoka sigara cubain tao antin'ny masoivoho frantsay sy nisotro champagne fa notanterahina ny teniny teo @'kianjan'ny 13 mai, ary nety tsara ilay Film sy ny fipoahan'ny UZIS. Jereo fa nitsoaka ireo miaramila hialokaloka nahazo Top fa afaka mitifitra ny mpanao film HAT. :evil:
http://www.youtube.com/watch?v=ZTcm8spNoEU&feature=related
5. Noue ( 06/05/2010 19:39)
na ho ela na ho aingana oa dia tsy miantsy mipoaka io eee !!
6. fijo ( 06/05/2010 20:16)
manomboka tsy azo hafenina ny zavatra nisy,ka izay no ten amampatahotra ny HAT
7. ndotofetsy ( 06/05/2010 21:37)
kivanitika de ampy

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. pikatti ( 06/05/2010 23:23)
inona moa no afenina e ???
iza mantsy no manafina e ?
avohay fa aza miafina zany !

Ny mpanongam-panjakana
9. ndotofetsy ( 07/05/2010 07:50)
enquéte ny 7 février 2012 =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. feticon ( 07/05/2010 15:48)
au moins tao nisy 100militaire GP niandry ny palais t@ io,koa maninona raha ireo no atao enquette ny momba an le fitifirana aloha dia ho hita eo ny tohiny fa i radomelina aloha dia tsy ho afa maina izany @ io e ,azy ny faute voalohany
11. fijo ( 07/05/2010 19:57)
tsy sahy hanao izany ireo fa inty aho
12. diloo ( 08/05/2010 10:11)
Kii, ary tsy mahagaga fa i sesily manorohanta no nanome feu vert ireo soit disant mpitandro filaminam-pFIS sy pFIP nanao fitifirana ireo mpianatra tao Diégo(hoy ny depote Hery Raharisaina).
Mody hoe tsy tia rà mandrika mikasika ny film nataony t@`ny 07-07-09, dia izao mbola manohy ny asa ratsiny mamono mpianatra mitaky bourses. En plus, ny vola tokony ho an'ny FIGN dia nanaovany trano ratsy tarehy sy noafa ohatr'azy ihany. :wink:
13. sylvain ( 08/05/2010 13:02)
tsy hoe manala ny GP za aloha fa raha io fanadihadina nataony vozongo io d nanazava izy fa ny bala zay nitifirana ny olona taminy reny dia bala na uzi nefa ny GP tsy misy mampiasa uzi fa kalasnhikov t@ io fotoana io, ary naseho ao ny olona voalohany manana uzi fa d ingahy organés, ka mianga any aminy ny fanadihadiana, nefa hatr@ zao d tsy sahy ny fitsarana FAT hanao ny enquéte
14. diloo ( 08/05/2010 16:24)
d tsy sahy ny fitsarana FAT hanao ny enquéte

L'Affaire du 7 février 2009 sera portée devant la chambre d'acquisition lundi.
Bizarrement, izao vao mody mikofoka ny HAT, hamoaka version truquée, saingy tsy mamokatra io tant que tsy ny experts internationaux no mandray handraikitra.
Ny HAT ve sady juge et partie de leur putsch (en poussant la foule au carnage subissant les tirs de leurs propres tireurs à gage armés de fusils UZIS), dia hoe hanome valiny ny anketiny fopla!. Efa fantatra ny izao tontolo izao sy ny vahaoka ny films e!
Jereo fotsiny ny cadeau empoisonné an'i organes, ilay UZIS exposé sy anaovany zesta ao amin'ny biraony.Ntss.

:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1239