ny fiainany malagasy t@ zany fotoana

1. sylvain ( 06/07/2010 16:20)
mbola tsy teraka t@ zany fa dia mahaliana ihany ty video ty
http://www.ina.fr/art-et-culture/arts-du-spectacle/video/CPF88015607/une-reine-un-general-un-president.fr.html
répondu par Ratoa le 19/03/2011 19:48
2. soanja ( 09/07/2010 01:05)
Misaotra nizara fa nahaliana tokoa ny nijery azy. Misy be dia be koa ry zareo ao ka afapo tokoa nandinika ilay Gasikara Mamy tamin'izany andro izany.
3. sipagasy ( 12/09/2010 17:53)
mankasitraka ô!
4. Ratoa ( 19/03/2011 19:48)
izaho indray efa teraka tamin'izany hany ka mahatsiaro tokoa. Misy havako akaiky hitako tao amin'ny défilé du 26 Juin teo anolohan'ny hotel de ville
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1212