interwiev any monja roindefo
1. sylvain
(
04/01/2010 20:13)
nahatsapa i monja fa misy ny tsy mety ataony foza @ zao ary mahatsapa koa izy fa mizara ny miaramila ka mbola ho sarotra ny fivoahana @ crise
http://www.dailymotion.com/video/xbqo4c_decryptage-monja-roindefo-madagasca_news

novalian'i fijo ny 05/01/2010 21:18
2. fijo
(
04/01/2010 20:23)
mampiomehy ahy lery.
midradradradra fanarahana lalana lery,nefa ve nanaraka izany teo??????

3. feticon
(
04/01/2010 20:28)
aiza le rasil legalist e ,na i rois de fous aza efa mihaiky fa hipoaka io
5. pikatti
(
04/01/2010 22:18)
Be resabe koa ranamana io , na tao Cachan aza , manomboka aloha ny propagandy zany klé, ary mahagaga fa nahay nandray lesona tampoka ,teo nareo be kritika à sens unique sy rafitolage de zao lery manakiana ny nataony teo ihany :-D :-D :-D
7. kidoropamba
(
05/01/2010 12:08)
Hita mibaribary fa tena "tsy ao ianao Monja Roindefo" ary mibaribary fa na ianao na i zandrinao kely dia ny "fitiavan-tenanareo" no betsaka fa tsy misy na dia kely bolitika aza ny fitiavan-tanindrazana.
1. Hoy ianao hoe "Mila cadre institutionnel clair" no tokony hitantanana ny transition ary "hors cadre Maputo" izany hoy ianao.
Habadoana tsiroa amantany ve sa finiavana hanadonto ny saim-bahoaka no TSY AHAFANTARANAO fa MAPUTO irery ihany no NANAO CADRE INSTITUTIONNEL CLAIR sy INCLUSIF ARY CONSENSUEL???????????
Raha io lazainao fa hoe "Assise", "Assise" ireo ange ka DIA NAREO SAMY NAREO IHANY no namolavola izy io ka nahatonga ny VAHOAKA sy NY GIC TSY AFAKA Hanaiky ilya lazaina hoe "Unilatéralisme" e.
Habadoana tsy roa amantany sa fanahiniana hanadonto saim-bahoaka no hilazana fa rehefa "TGV" irery dia "unilatéralisme" fa raha miaraka @ Monja Roindefo koa manao izay SAIM-PATANY dia "tsy unilatéralisme" izany?
2. Nilaza indray ianao fa hoe" processus endogène" no tokony hitondrana ny baolina satria lazainao fa "managejageja ny GIC" ary raharaha eo @ samy malagasy io ka tokony ny malagsy ihany no mamaha azy.
Habadoana tsy roa amantany ve sa fanahiniana hangetotra an-doham-bahoaka no HANADIOANAO FA "ILAY FITIAVANTENANAREO", "ILAY FITSINJOVANAREO NY PASONAREO fa tsy ny tombotsoam-bahoaka" NO nahatonga ny GIC niforona, nahazo tsodrano t@ hery politika maro izay misy ny "solombavam-bahoaka" VOAFIDY, nahazo ny tsodranon'ny Miaramila, sy IREO MPANAO POLITIKA vory lany tao @ Carlton nanao sonia ny Charte MAPUTO?
Io fitiavantenanareo io NO MAHABADO ANAREO ary mahatsentsina ny lohabe-anareo io ka lasa miteniteny fahatany sy manaonao fahatany.
3. Nilaza koa ianao Monja Roindefo fa ny" governemanta-nao" dia nahavita azy ary nampitolagaga ny FMI sy ny Banky mondialy, fa "ity fitondrana ankehitrio ity" izay ef TSY MISY ANAO INTSONY dia "manao bricolage" sy "sahala @ Sambo feno mpamily" ka lasa mintsik=ngevaeva sahala @ tay entin-drano, KANEFA NY GOVERNEMANTA-NAO DOLIDOLY NO MBOLA AO ARY MBOLA VARIANA MANAO IZAY NANAZARANAO AZY KA NY HALATRA, NY FANDROBANA NY HAREMPIRENENE SY NY FANAOVANA TSINONTSINONA NY HASIN'NY MALAGASY.
HABADOANA TSY ROA AMANTANY VE RY MONJA ROINDEFO ITY ATANAAO ITY SA FANAHINIANA HANAO MALOTO AMIN'NY HASIN'NY MALAGASY????????

8. AndriambyII
(
05/01/2010 12:15)
Ankamadika palitao sy pataloha ary slipo no atao matetika fa nisoika loatra nananika ilay seza tokana hitondrana é !! :lol: :lol: omeo seza tsi 11avy ry zalahy @ izay angamba tsy misy intsony ny ady seza !!
9. terrywui
(
05/01/2010 16:45)
Be resabe koa ranamana io , na tao Cachan aza , manomboka aloha ny propagandy zany klé, ary mahagaga fa nahay nandray lesona tampoka ,teo nareo be kritika à sens unique sy rafitolage de zao lery manakiana ny nataony teo ihanyary elah tokoa tazako tetsy a cachan nandefa S rapique a! fa tonga elah de nidemara nitsoaka ! sa nataoatra ho lakoiko angah elah le ? hin hin hon hon hon
10. rakaroka
(
05/01/2010 17:54)
Tena marina loatra ny tenin'i Kidoro fa "jamban'ny fitiavan-tenany" tokoa ireo olona ireo ka tsy mahatsapa fa tsy mety anie ny ataony!!!