Ohatry ny tsy tiako ho aho le sariko
1. Itovoary
(
09/01/2009 06:32)
Ratsy be, tsy ohatry ny an'ny namako. Tsy tiako le bikako, lasa mahia loatra, hita be le taolako @ fahiazako. Ny tarehiko lavalava be, ny oroko petaka loatra, ny masoko lalina loatra.
Na koa hoe: bota be loatra, be kibo loatra, ny saokako boribory be, ny sofiko saika koro loatra. Ny endriko mainty be, tokony mba ho zarazara.
Iza re no efa mba tratran'io e?
Zah aloha misy fotoana matetika tena tsy afa-po @ sariko.

novalian'i mirana5 ny 12/01/2009 18:50
2. heidi
(
09/01/2009 06:35)
dia tsy maka sary ny fanafodiny ..... :P
IZAY np mahatonga ny olona sasany sarotiny be alaina sary 8)
IZAY np mahatonga ny olona sasany sarotiny be alaina sary 8)
3. hery
(
09/01/2009 08:34)
Fa tokony ho ohatran'iza ny sarinao? Tsy tokony hitovy aminao ihany ve?
Mila fanekena ny zava-misy ihany koa io e. Mila manaiky hoe izao aho dia mionona sy mifaly amin'iny. Raha toa moa ka misy tokony hovaina ny vatana dia karakarao amin'ny sport sy sakafo ara-dalàna.
Farany, eritrereto hoe na dia tsy Jessica Alba aza ianao (:-p) dia mbola misy tsy ianao no ratsy indrindra.

4. Noue
(
09/01/2009 09:19)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D ka io ary aho ka inona no azoko atao eee ??? :-D :-D :-D :-D marina ny voalazan'i Hery ka !
Mila fanekena ny zava-misy ihany koa io e. Mila manaiky hoe izao aho dia mionona sy mifaly amin'iny. Raha toa moa ka misy tokony hovaina ny vatana dia karakarao amin'ny sport sy sakafo ara-dalàna.
5. Zozoro
(
09/01/2009 17:51)
Koa ho atakalo an'iza ary izy io ? Io no ianao. Hanome tsiny an'iza ? ny fankan-tsary ve sa ny tena ? Io no ianao ka dia tsy ho,tinao ve ianao ???
7. mmmhh
(
12/01/2009 10:16)
ndray mande za naka sary tapaka, de nimenomenona be zah t@ zay hoe ratsy zany ra sary, de ozy le namako zay hoe, tsy ianao ihany ve anefa io e, na imenomenona eo ianao dia ianao foana io na aninona na aninn, de nangina, marina ny azy koa, nanomboka t@ zay zah tsy mimenomenona @na sary zany tsony fa zah ihany io koa,
8. mirana5
(
12/01/2009 18:50)
Tsy maninona ange raha io rehetrarehetra io IANAO é,zay ianao rery io tsy mitovy @ iza 'n'iza MILAY B ange zany tsy mitovy @ 'iza'niza zany é
TRETRIKA B IANAO!
TRETRIKA B IANAO!