Hoy ny SM : tapaho izay mahatonga ny fahotanao .....
1. badboy
(
31/12/2008 00:12)
Iza no efa nanota ka sahy nanala ny masony, na nanapaka ny tanany na ny tongony, na nangoaka ny lohany hahatratrarany ny atidohany, na nanentsina ny lavatsofiny na lavabod.ny na ny lavakorony na ny lavabavany???
Sa tsy izay no tian'ilay teny ao ho lazaina fa hafa mihintsy indray satria manota ny manapaka na manetsina na mandavaka???? :^) :^) :^) :^)
:twisted: :twisted: :twisted:

novalian'i ikaretsaka ny 16/01/2009 16:17
3. badboy
(
31/12/2008 09:29)
Ka izaho mba te hahafantatra hoe iza izao no efa mba nahasaky nahavita tena nanaraka ny tao!!
diamondra >> Ka izay mihintsy ange no tiako hahatongavana hoe iza avy ireo mpitsimpona ato eh!! Teny ao anatin'ilay vakiana io kanefa tsisy mpanaraka, izany hoe izay mahametimety ihany izany no tena arahan'ny rehetra!! Ka tsy hitako izay hitoriana raha ohatra ka tsy modely manaraka tanteraka ilay voasoratra ao ilay mpitory!!
Ary nahagaga fa diamondra ihany no sahy namaly fa ireo mpitory rehetra nitsatsakemotra daholo!! Aiza re izany ry mpitsimpona mianakavy ô!!! :^) :^)

4. diamondra27
(
31/12/2008 09:39)
badboy: mais nooon , badboy koa.
Ny teny ao amin'ny soratra Masina raha tsy mivavaka ianao alohan'ny hamakiana sy hampiasa azy dia mety ny devoly no manoro hevitra anao fa tsy ny Fanahy Masina ka asaina manaonao foana eo ianao.
Asainy mamono tena tahaka an'i jodasy eo ianao
Ny tian'ny SM lazaina amin'ilay hoe raha ny masonao no manafitohina anao dia hoe: ohatra sendra nahita vhv tsara nandalo ianao , dia lasa ni-envier azy. Hatreo aloha mbola tsy ota , fa ny devoly tsy hijanona eo fa mi-pousser anao hi-desire azy sy hiray aminy amin'ny farany , donc latsaka amin'ilay fahotana amin'izay ianao @izay fotoana izay raha toa ka tsy alainao vady iny vhv niarahanao iny fa nolalaovinao fotsiny tamin'ny filan'ny nofonao.
Donc raha ny masonao mijerijery vhv iny no hahalatsaka anao a
@ ota dia mijere zavatra hafa , esory @iny ny fijerenao na lazao zavatra hafa tahaka ny hoe: tena mahay zavatra rey olona izany Atra izany fa mahafatifaty ny zava-boahariny.Hatreo ihany fa tsy tohizana.
dia ohatran'izany daholo na tanana na tongotra sns
hoy badboy Ka tsy hitako izay hitoriana raha ohatra ka tsy modely manaraka tanteraka ilay voasoratra ao ilay mpitory!!
ka izay no hivavahana foana fa mety ho lavo ihany na izaho na ianao ange e.
ao anatin'ny 1 andro de misy ota be dia be mahazo antsika sans faire expres

5. badboy
(
31/12/2008 09:59)

Ka mandeha ila ange eto ilay fivavahana diamondra satria tsy tanterahan'ilay mivavaka hatr@ farany ny ao anaty baiboly eh!!
Aleo ary ataoko hoe tsy indray ilay fitsiriritana no nitranga fa in3 in4... dia t@ ireo nagataka famelankeloka foana ilay mpivavaka, tsy fiatsarambelatsihy ve izany?? Ka raha izany no izy tsy tokony ho apotsany na tapahany ve ilay nahatonga azy hanao ilay tsy eken'ny finoany??? Maninona ny saka na alika tsy isalasalana fa tonga dia "castrer" mba tsy hivilivily intsony??
Tia tena ny olombelona fa miafina ao ambadik'ilay soratra masina mba hamiratra ivelany!! Mampalahelo :evil: :evil: :evil: :evil:
6. bor2lais
(
31/12/2008 10:26)
Hoy i Diamondra :
\"Ny teny ao amin\'ny soratra Masina raha tsy mivavaka ianao alohan\'ny hamakiana sy hampiasa azy dia mety ny devoly no manoro hevitra anao fa tsy ny Fanahy Masina ka asaina manaonao foana eo ianao.
Asainy mamono tena tahaka an\'i jodasy eo ianao\"
-> Eo indrindra no olana ka mahasarotra ny adihevitra eto matetika : ny \"approche\" amin\'ny famakiana Baiboly mihitsy no tsy mitovy. Misy ny manao toy ny famaky boky tsotra (roman, histoire, sns) : izany hoe manao famaky linéaire na séquentiel. Ka izay soratra hita maso sy/na voavaky no mibahan-toerana ao an-tsaina.
Io voalazanao io no tokony ho izy : mijanona ho soratra ihany ny ao amin\'ny Baiboly raha tsy eo ny Fanahy Masina hanova izany ho Tenin\'Andriamanitra.
Ny Fanahin\'ny soratra no tena zava-dehibe (hafatra ara-panahy) fa tsy ny soratra loatra.
Hoy ilay ranamana izay hoe : hay ve io andininy tsi11 io ka feno liens tahaka izany e !
Raha raisina ara-bakiteny tokoa aloha io tsimpon\'i \"lahy ratsy\" io dia efa vitsy ny tsy \"handicapé physique\" angamba !!!
Ary ny mahavariana dia \"actualisé\" hatrany ireny liens ireny (ary izay no mbola ilana ny toriteny mandraka ankehitrio)

7. badboy
(
31/12/2008 11:32)
bor2lais >> Manaiky aho hoe misy ny tokony ho anaovana "inteprétation littéraire ou exegétique" ary misy ny tokony hanaovana "interprétation téléologique ou par l'esprit de la lettre"!!
Ny fomba fampiasa ireo interprétation ireo anefa dia tsy sarotra satria rehefa mazava oilay tian'ilay soratra ambara dia tonga dia ilay "litteraire" na arabakiteny no ampiasaina tahaka ny hoe tapaho izay mampanota raha izay no hahafahanao tsy hanota intsony!!! Misy kosa ny tokony ho adika @ alalan'ny hevitra fonosin'ilay teny na "téléologique" satria mifono hevitra ambadika ilay izy : dia izay ny parabole rehetra nampiasainy sy ilay ohatra malaza hoe ao anatin'ny 3 andro dia ho hatsangan'izy samirery ny tempoly raha mirodana!!
Ny mahatalanjona dia ny tokony hoa adika @ fomba arabakiteny lazaina fa tokony adika @ tena heviny izay tsy arabakiteny tahak'ilay hoe tapaho izay mampanota!! Tsy io indray izany no tokony handraisana azy fa zavatra hafa!!!
Manamafy ny voalazako tary ambany io hoe izay mahametimety ny fianan'ireo mpino ihany no raisiny ary adikany @ ilany azy fa ny manohatohana hodiana tsy hita no sady adika @ fomba hafa hampety azy @ fiainana!! Io izao hoe ilay fanapahana izay mampanota tsisy sahy milaza fa efa nanatanteraka izany, fa ny hoe fangatahana famelankeloka no atao mafotaka!! Izay ilay antsoiko hoe mpiatsaravelatsihy daholo ny kristianina satria tsy foiny ny tenany na dia nanota aza!! Tia tena ianao ry kristianina k'aza mibebaka intsony akory satria fiatsarambelatsihy ilay ataonao, ary mankarary sofina ilay hivavahanao fotsiny satria teny tsy arahan'asa!!!
Ny mitory no mahafatifaty sy ny fanisana ny olona lasa mpivavaka fa tsy dia ny hanatanteraka ilay voalaza rehetra ao anatin'ilay lazaina fa boky volamena!! :evil: :evil:

8. bor2lais
(
31/12/2008 11:58)
Tena mahametimety ny fiainan\'ny mino anie io tsimpona nalainao io ry \"lahy ratsy\" e ! Saingy mety tsy araka ny antenainao angamba ilay metimety lazaina eto ! Io nazavain\'i diamondra eo ambony io ohatra dia isan\'ilay metimety lazaiko.
Tsy ny fanimban-tena (na famporisihina hanao izany) kosa aloha e ...
Misaotra anao ... mirary fety sambatra dia samy ho tahian\' Andriamanitra (na dia lazainao fa tsy tianao aza izay : izany moa ?) !

9. badboy
(
31/12/2008 12:14)
bor2lais >> @ finoana hafa, tahaka ny silamo ohatra, dia ampihariny araky ny voalza ao ny hoe tokony ho tapahana ny tanan'ilay mpangalatra satria ny tanany no nampanota azy!! Izireo izany aloha izao no tena mampiatra ilay finoany!!
Tsy mila manimba tena hoy ianao, ary voalaza ao io saingy ny voalaza ao dia ny hafa no tsy tokony hanimba ny tenanao, fa raha ianao no mahatsapa fa nanota dia ianao ihany no mandray ny andraikitrao ka manapaka ilay mahatonga anao mamerina manota!!
Mora hoy aho ny mitory, mora koa ny maneho hevitra mampetimety ny tiana hahatongavana satria tsy fitsarana ho avy dieny izao na eo ampanaovana azy no hitranga fa fitsarana ataonao @ tenanao!!
Ka iza no olona adala sahy hanapaka ny tanany satria isaky ny mahita ilay vadin'olona izy dia mitsiriritra ny mikitika azy foana, ary mety efa nikitika mihitsy aza!! Ka dia coiurage ianareo ao @ ilay finoanareo mandeha ila!!
Amiko manokana rehefa tsy mandatsak'ain'olona, na mandroba ny fananan'olona fa mitady sy mikatsaka ny hampivoatra ny fiainana sy hisintona ny fiainan'ireo manodidina dia efa bonne be fa tonga dia fanjakan'ny lanitra ngezabe no ho azo!! :twisted: :twisted: :twisted:

10. Andribe
(
31/12/2008 18:26)
Lay fomba fanapahina azy no tsy mifanaraka @ TAtra.Raiso ohatra raha mitsiriritra ny kaly matsironataon'i Nenibe ka nampangalampihinana , dia inona no hotapahina @ izany ?ny lela ve sa ny tenda ve sa ny tanana,sa kosa ilay sakafo ? moralité ? izao rehetra izao dia fahotana daoly !! :?: :} :}
11. diamondra27
(
31/12/2008 19:10)
Andribe : tsy misy tapahina fa raha niletra ilay sakafo ise dia marary ny kibo
ny tsy fahalalana onina dia ota satria hoy ny Tompo hoe: omeo anay anio ny haninay isanandro
fahotana avokoa dia izay ni ilaina ny mivavaka alohan'ny hisakafoanana hitsofandrano azy mba ho tahian'atra ilay sakafo
Andriamanitra o tsofy rano ny sakafo ho haninay
Amen.

12. ikaretsaka
(
31/12/2008 22:14)
fa rehefa inona le izy no tsimponina ry diams de rehefa inona izy no tsy tsimponina :D :D :D :-D :-D :-D
13. rijadolly
(
03/01/2009 16:14)
badboy:Masiaka izany teny izany ,mahatonga saina mihitsy,nefa tsinjona entiko mampiharina ahy indray mba hanantena ilay Mpamonjy ahy tamin\\\'fahotako rehetra,ny fahalotoko rehetra,tsy fahatanterahako rehetra.Mampirisika ahy hitodika bebekokoa aminy satria Izy irery ny hanafaka ahy amin\\\'izany rehetra izany.
Manamafy ny voalazako tary ambany io hoe izay mahametimety ny fianan\\\'ireo mpino ihany no raisiny ary adikany @ ilany azy fa ny manohatohana hodiana tsy hita no sady adika @ fomba hafa hampety azy @ fiainana!! Io izao hoe ilay fanapahana izay mampanota tsisy sahy milaza fa efa nanatanteraka izany, fa ny hoe fangatahana famelankeloka no atao mafotaka!! Izay ilay antsoiko hoe mpiatsaravelatsihy daholo ny kristianina satria tsy foiny ny tenany na dia nanota aza!! Tia tena ianao ry kristianina k\\\'aza mibebaka intsony akory satria fiatsarambelatsihy ilay ataonao, ary mankarary sofina ilay hivavahanao fotsiny satria teny tsy arahan\\\'asa!!!
Efa fantatry ny Tompo fa tsy misy na iray akory aza nahafoy ny aminy manontolo ho AZY.An\\\'TOMPO NY FAMINDRAPO,AZY KOA NY FAMONJENA,ARY KOA NY FAMELANA.Ny zava-dehibe dia ny fanekenao amin\\\'fo sy ny fanoloranao ny otanao ho diovin\\\'Ilay Mpamonjy.
14. niryna
(
05/01/2009 04:06)
diamondra27:
badboy: mais nooon , badboy koa.
Ny teny ao amin'ny soratra Masina raha tsy mivavaka ianao alohan'ny hamakiana sy hampiasa azy dia mety ny devoly no manoro hevitra anao fa tsy ny Fanahy Masina ka asaina manaonao foana eo ianao.
Asainy mamono tena tahaka an'i jodasy eo ianao
Ny tian'ny SM lazaina amin'ilay hoe raha ny masonao no manafitohina anao dia hoe: ohatra sendra nahita vhv tsara nandalo ianao , dia lasa ni-envier azy. Hatreo aloha mbola tsy ota , fa ny devoly tsy hijanona eo fa mi-pousser anao hi-desire azy sy hiray aminy amin'ny farany , donc latsaka amin'ilay fahotana amin'izay ianao @izay fotoana izay raha toa ka tsy alainao vady iny vhv niarahanao iny fa nolalaovinao fotsiny tamin'ny filan'ny nofonao.
Donc raha ny masonao mijerijery vhv iny no hahalatsaka anao a
@ ota dia mijere zavatra hafa , esory @iny ny fijerenao na lazao zavatra hafa tahaka ny hoe: tena mahay zavatra rey olona izany Atra izany fa mahafatifaty ny zava-boahariny.Hatreo ihany fa tsy tohizana.
dia io no atao hoe lust ry badboy a, ary tsy misy fakampanahy ka tsy hiaran'ny olona fa raha misy na tonga ao aminao izany fakampanahy izany ry badboy dia mivavaha,raha mino Azy hianao dia hitany foana ny lalana tokony ombanao
misaotra diamondra a
15. coopsal
(
05/01/2009 11:02)
[center][/center]
Tena tahaka ny mitantara izay niainako tamin'ny finoako ianao, saingy sous forme questions fotsiny! Ka ny valin-teninao rehetra sy ny fanamarihanao dia samy tiako raisina mba hilazako azy amin'ny rehetra.
1. Mpamaky baiboly hatry ny fony kely aho saingy tsy dia tao an-dohako loatra ireny, na ny marina kokoa, tsy tao am-poko. fa rehefa nino marina an'i Kristy aho dia tena araka io nolazainao voalohany io no tsapako : sois marina io ary mila tanterahina, sois tsy marina io ary diso daholo ny finoako. Saingy Kristy izay namaly ahy dia tsy azoko lavina intsony satria izaho tenako no nandre Azy fa tsy noho ny tantaran'olona. Noho izany marina ny teniNy ary tena mila tanterahina.
2. Rehefa nandalo teo amin'io hoe : "Par conséquent, si ton oeil droit te fait tomber dans le péché, arrache-le et jette-le au loin, car il vaut mieux pour toi perdre un de tes organes que de voir ton corps entier précipité en enfer."[Matio 5:29] io ary nampitaha ny fiainako (izay feno filàn-dratsy @ fijangajangana tao am-po na dia tsy nanatanteraka izany aza), rehefa avy namaky ny teny aho dia vonona be mihitsy ny tsy hanota intsony. Hoy aho hoe "efa fantatro izay ka tsy tokony hanao intsony aho".
Saingy ny résultat, herinandro taorian'ny namakiako ilay teny, isan-kalina mody aho dia mivavaka dia mboa mifona amin' Andriamanitra satria tena mbola nahita sipa (na madama) milay be na sexy be indray aho androany ary dia tena nanana filàna taminy.
Tsy dia nitohy maharitra anefa izany fa nisy fotoana aho tena nahatsiaro menatra ary tsy sahy intsony akory nifona satria efa henoko isanandro ny Tompo miteny amiko nefa izaho dia mbola nanao, tout simplement : je n'ai pas en moi, qlqsoit mes efforts, la force de résister!
3. Rehefa teny an-dalana ary aho dia nanomboka nivavaka hoe "dia tena tsy maintsy hesoriko izany Andriamanitra ny masoko?", ary nivavaka t@ foko aho tamin'izany ary nikasa mihitsy ny hanatanteraka no sady natahotra kely, kanefa noho ny finoako an'i Kristy dia tena tapa-kevitra aho rehefa izay no asain'i Kristy ataoko dia tsy maintsy izay no ataoko. T@ lafiny iray nisy fanontaniana tato anatiko hoe : "Maninona ary no nanamboatra ny maso ary nanisy izany taminao Andriamanitra fa tsy nataony jamba ianao ohatra?". Dia vaky loha aho hoe, sao dia manota indray koa izany raha manendaka an'io?
4. Elaela taty aoriana rehefa naharitra nivavaka aho ary tamin'ny foko dia natoron'i Kristy ahy ihany ny teniNy, izay tena mila raisina ara-bakiteny saingy kosa tsy ara-nofo ho an'ny fanahy. Hazavaiko manaraka eo izany

16. coopsal
(
05/01/2009 11:21)
[center][/center]
"Fa raha ny masonao ankavanana no manafintohina anao, dia esory hiala izy, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao; ka tsy ny tenanao rehetra no hariana any amin'ny helo."[Matio 5:24]
-->
1. masonao ankavanana :
Maninona no ny ankavanana ihany fa tsy izy roa? Fa moa ve ny masoko havia tsy mba mety hahita vehivavy tsara tarehy ka ho taitra ny filàna ato anatiko ary hitondra ahy ho amin'ny fahotana izany?
Noho izany, tsy ny maso ara-nofo no ambaran'i Kristy eto fa maso hafa : maso ara-panahy.
2. ny tenanao rehetra no hariana any amin'ny helo.
Ny helo, araka ny Soratra Masina, dia toerana ijalian'ny fanahy fa tsy ijalian'ny nofo, eto ihany nop misy ny nofo ary eto ny nofo no mijaly. Koa azo antoka fa tsy ny mason'ny nofo no resahina eto fa mason'ny fanahy.
3. Mason' ny fanahy !
Ny olona tsirairay avy dia manana maso roa ara-panahy (2 visions des choses) :
- maso araka an'izao tontolo izao (vision selon le monde), izay manavanana mihitsy ny olona (ary izay no maso havanana eto)
- maso araka an' Andriamanitra (vision selon DIEU), izay isian'ny fitiavana na dia sombiny kely monja aza ao amin'ny olona.
Ka hoy Kristy hoe, vonoy ny fijerinareo araka ny mason'izao tontolo izao (izay manavanana anareo) fa mitondra anareo any amin'ny afobe izany.
Fa ity misy tenin'i Kristy iray izay manazava an'izany :
"Fa avy amin'ny fo no ivoahan'ny sain-dratsy, dia ny vonoan-olona, na fakam-badin'olona, ny fijangajangana, ny halatra, ny ampanga lainga, ny fitenenan-dratsy, izany no mahaloto ny olona; ..." [Matio 15: 19,20]
--> Tsy ny maso no mampanota akory fa ny fon'ny olona feno filàna no mahatonga fahotana ho azy amin'izay zavatra hitany sy reny na mifampikasoka aminy.
Atsy ambadika atsy dia naverin'i Diamondra ilay hoe "... misaotra anao aho ry Ray, fa izany zavatra izany dia nafeninao tamin'ny hendry sy ny manam-pahalalana fa nasehonao tamin'ny zaza sy ny tsy manam-pahalalana".

17. coopsal
(
05/01/2009 12:42)
[center]VALIN'NY FANONTANIANA[/center]
==> Ity no valin'ny fanontanian'i badboy, ary tantaraiko mba hazava araka izay azoko atao.
Hoy aho tatsy ambadika hoe "ny filàn-dratsy dia ao anatin'ny olona foana".
Satria aho olombelona, ny masoko havanana dia ilay fijerin'izao tontolo izao :
rehefa mahita an'ilay mampitsiriritra dia misy filàna hitsiriritra ao anaty. Vao mitsangana anefa ny fitsiriritana dia miteny avy hatrany ao amin'ny fanahiko ny fanahin'ny Zanak' Andriamanitra mampahatsiahy ahy fa fahotana raha manaraka am-bokony izany filàna izany aho.
Izay ilay maso ankavia manomboka mihiratra.
Rehefa kôpy aho fa fahotana io fitsiriritako io raha mbola mitohy, dia miezaka miala aho, ary ny fijeriko manaraka dia fanomezan-tsiny ilay nanao fihetsika na fiteny na fitafy nanaitra ny filàko.
Mbola ilay maso havanana ihany io satria fijerin'izao tontolo izao no mpanome tsiny sy mpanameloka.
Fa vao miainga toy izany ny fanamelohana dia henon'ny fanahiko ny feon'ny fanahin'ny Zanak' Andriamanitra manao hoe "Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin'izao tontolo izao mba hanameloka azy fa ny mba hamonjeny azy".[Jaona 3:17]
Eo no tena fijerin' Andriamanitra hoe : raha misy manao ny tsy mety, dia efa meloka izy ka tsy ilaina intsony ny hanameloka azy, fa ny fitiavan ' Andriamanitra, dia Kristy, tonga mba hanavotra ny voaheloka.
Rehefa tonga eo amin'io stade io ny mino dia mahatsapa ny fitiavan' Andriamanitra ao am-pony ka afaka tao aminy ilay maso havanana teo!
PS : Zavatra efa nahazo ahy koa anefa, rehefa manomboka miteny ny zanak' Andriamanitra hoe "famonjena no tiako ho an'io olona io fa tsy fanamelohana, satria izy efa meloka rahateo", indraindray ny foko manana tendances hi-insiste @ Andriamanitra hoe "ka izy anie ry Tompo toy izao sy toy izao e!", tahaka ny nataon'ireo jiosy nitondra vehivavy mpijangajanga teo amin'i Kristy mba hitora-bato ilay tratra nanota. FA tena tahaka izay nataon'i Kristy tamin'ireo olona tamin'izany no anoratan'i Kristy ao am-poko sy ny saiko ny fahotako izay mitovy na ratsy kokoa noho ny an'ilay meloka eto, ary ampiany hoe "nilanja hazo fijaliana aho mba hamonjy anao, tahaka izany no tokony hilanjanao hamonjena ny hafa!".
Koa na ahoana na ahoana, ny fanahin'ny Zanak' Andriamanitra ao anatin'ny mino an'i Kristy no mitarika azy hahatanteraka ny tenin'i Kristy : manaisotra ny tanana (fihetsika) na ny maso (fijery) manavanana azy ka mitondra azy ho any amin'ny fahaverezana.

18. badboy
(
05/01/2009 17:07)
Coopsal >> Tsara ilay démo fa saingy tahaka ny alika misambotra ny rambony ka manao sangodipanina fotsiny!!
Tsotra : ny olombelona dia vatana, saina ary fanahy!! Raha manota ny vatana dia satria ny saina no nanoiraka ary ny fanahy nanaiky! Ka noho izany tsy maintsy miaravoaota ireo fa tsy ny fanahy fotsiny na ny vatana fotsiny na koa ny saina fotsiny!! Manamafy izany ilay voalaza hoe manota izay mitsiriritra satria ny saina sy ny fanahy ary ny vatana no indray mitsiriritra fa tsy ny iray ihany!! Ka raha toa ka te hiala @ ilay fitsarana arabatana dia tsotra no atao satria lazaina fa ny fanahy no ambara fa tiany hambara!! Moramora kokoa @ izay ny miaro ilay vatana mba tsy ho voatsara!! Fehiny : tia tena ny olona ary arak'ilay fomba fiteny hoe "ny ratsy tsy kely lalana" dia "ny tia tena koa mahita anilahana lalandava"!!
Izaho tsy matahotra ny ho tsaraina satria izaho tsy mihatsaravelatsihy mangatampamelana isak'izay mietsika!! Olombelona ny tenako ary miaina eto antany noho izany dia miaina araky ny mhaolona ahy ary tsy mila manetsikeloka fa na manao na tsy manao!! Dia aleoko tsy manao fa miaina arabatana sy aratsaina, ny fanahy manaraka ho azy eo!!
Aza aroso alohan'ny vatana ny fanahy dia ho hitanao fa be ny zavatra ataonao no hanameloka anao rehefa ho tsarain'ilay inoanao ianao!!! :twisted: :twisted:

19. coopsal
(
06/01/2009 13:44)
coopsal:
Ka hoy Kristy hoe, vonoy ny fijerinareo araka ny mason'izao tontolo izao (izay manavanana anareo) fa mitondra anareo any amin'ny afobe izany.
==> Ialako tsiny ny fahadisoana, hoy Kristy hoe raha ny fijerinao araka ilay manavanana anao no mitondra anao amin'ny fahaverezana dia esory.
20. coopsal
(
06/01/2009 15:17)
badboy >>>
Raha azoko dia izao no teninao hoe : tsy mila an\'izany JK izany aho satria madio ny fanahiko (satria izaho dia miaina @ mahaolona fa tsy manao hadalana) ?
Izao ary, ny fahotana dia vokatry ny loton\'ny fanahy, rehefa miteny hoe nanota ny olona dia midika avy hatrany izany hoe : nisy loto ny fanahiny!
Ka ndeha ary aloha jerentsika ny loton\'ny nofo! Izay vao hodinihintsika raha sitrapon\' Andriamanitra ny loton\'ny fanahy.
Inona avy ny loton\'ny nofo ?
1- Ny loto avy ety ivelan\'ny vatana : ny vovoka na fotaka, ny fako, ...sns
2- Ny loto avy ao anatiny : ny hatsembohana, ny fivalanana (na ranony na ventiny).
Inona avy no mety hipitihan\'ny loto ?
1- Ny vatana
2- Ny fitafiana
Mety ho voasoroka ve ny loto ?
Anjaranao miaina isanandro mahita na voasorokao izany loto izany.
Fa ndeha ataoko hoe madio ny akanjonao ary ianao avy nandro, madio ianao manontolo.
Na dia tsy hihetsika eo ambony seza aza ianao dia mety hisy vovoka na loto isan-karazany hipetaka na amin\'ny tenanao na amin\'ny akanjonao.
Ary na dia tsy hisy loto mihitsy aza eo, ianao tsy maintsy hisakafo, tsy maintsy ho tsemboka, tsy maintsy hivoaka na ho ranony na ho ventiny, loto tsy maintsy misy izany.
Ka raha ny nofonao izay hitanao isanandro, ianao izao efa lehibe fa tsy kely, mahafantatra tsara ny atao hoe maloto ary midio sy mitandrina mba tsy haloto na ny tenanao na ny fitafianao; raha io aza tsy voafehinao tsy haloto ary tsy dia ho mora foana ho anao ny fanadiovana azy,
ahoana ahafahanao mahafantatra izay loton\'ny fanahinao? Na mitandrina azy tsy haloto, na manadio azy koa rehefa naloto? Ny fanahinao izay tsy hitano akory ary tsy hainao tsapain-tanana?
Tsy haiko aloha fa misy iray mahafantatra ny momba ahy manontolo : Kristy. Tsy haiko ny zava-drehetra, fa izay ampitaiko sy tantaraiko eto (ka lazainao démonstration) dia tsy mba vokatry ny fandalinantsaiko na nianarako tamin\'olona fa ny fampianaran\'i Kristy.
Izay rehetra mitady an\' Andriamanitra dia hahafantatra na marina izany na diso, satria izy rehetra dia samy hampianarin\' Andriamanitra