frista kely faran'ny taona

1. sitlo ( 31/12/2008 05:35)
Hivalona ity ny taona dia aleo asiana diam-penina farany,

[center](l)__________________________________________________________(l)

dia nivalona ilay taona,
roa arivo
valo amby

dia nivalona ilay penina,
tsy hita intsony
tsy tafandry

saika ataoko lavalava,
fa hakamoako
koa manoatra

na ekena aza hoe
efa vita
didipoitra

izay fa mazotoa daholo
mitafa
sy midinika

amin'ny eritaona indray
raha
hifankahita isika

wiki wiki wa
wiki wa
splash splash

(l)__________________________________________________________(l)
[/center]
novalian'i sitlo ny 31/12/2009 14:03
2. Zozoro ( 31/12/2008 09:57)
Tsy ratsy !!! Tena mi-rime tsara. Misaotra nizara ê! Manaova faran'ny taona feno dihy sy hira ê!
3. Papoose ( 31/12/2008 18:11)
wiki wiki wa
wiki wa
splash splash


ohatran'ny mampahatsiaro ahy milli vanilli :-D :wink:
4. sitlo ( 31/12/2009 14:03)
Ehhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh! Eritaona lasa izay! Dia veloma indray koa ny demily nefo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3018