Tratry ny taona vaovao

1. rush ( 01/01/2009 13:11)
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao 2009, ho taona feno fahasalamana, fitiavana, fahombiazana , finoana ary fahasoavana anie ho antsika tsirairay avy!
répondu par arialy le 10/01/2009 06:42
2. booboo ( 01/01/2009 14:06)
Miarahaba ny tsirairay namana ato tsy gli fa mbola velon'aina aby. Mirary taona ampoky ny soa, ary samy homba-pahasalamana sy ho tontosa soa aby izay kasaina.

:)
3. tywa68 ( 01/01/2009 16:00)
Rush-Booboo > misaotra anareo @ firariantsoa d mirary soa mitafotafo ho antsika rehetra namana eto @ sera2 !
Ho azontsika arak'ilay fitahian'Atra ihany anie zay anjarantsika :-* :-* bonne annéeeeeeeeeeeee à tous :D
4. Koditra ( 01/01/2009 18:27)
D mbô tsy gisitra ny tenanay mijapy an'ity Train an'Rush ity, manararaotra miarahaba atsika rehetra mpikambana sy mpitsidika ity serasera ity, bonne année dôlidôly dé mirary soa hoantsika rehetra. :-* :-* :-*
5. endrika01 ( 02/01/2009 11:54)

Ny tenako kounkou dia faly miarahaba ny namana serasera rehetra
tratry ny taona vaovao 2009 ity!


dia misaotra an'i Rush aminy firariana é!de hitondra fifaliana be kounkou!hi hi hi hi:-*:-*:-*:-*
6. doria ( 02/01/2009 12:18)
De faly miarhaba anareo rehetra tratry ny taona 2009 hitondra soa sy fahombiazana ho antsik rehatra anie ty taona ty.
7. Mirananirina ( 02/01/2009 13:09)
Bonne année daholo.Hitondra fanambinana sy fahasalamana ho atsika anie ity taona ity
8. Fiffi ( 02/01/2009 14:06)
9. kelly13 ( 02/01/2009 15:24)
bonne année, bonne santé, bon serasera d bon inn kou re e? hihihi

:-* dol
10. Zozoro ( 02/01/2009 15:37)
BONNE ANNEE HO AN'NY REHETRA TSY ANKANAVAKA. :D :D :D :D :D
11. rush ( 02/01/2009 17:11)
Dia ho taona zina ho antsika mianakavy anie ity taona ity!
12. njara2007 ( 03/01/2009 07:21)
Mirary soa fotsiny ihany :oops:
13. fahamarinana ( 03/01/2009 19:02)
:arrow: bonne année ny namana rehetra dia mirary ny soa sy ny tsara ary ny lafatra indrindra ho an'ny tsirairay avy ary koa mirary ny hitohizan'ny fifankatiavana eto amin'ny serasera..Mirary soa ny Mpandrindra indrindra satria ianareo no fototry ny fifandraisana. :-* ho an'ny rehetra e..
fahamarinana (l)
14. naughtyboy ( 06/01/2009 16:44)
maniry soa antsika rehetra e...
15. arialy ( 10/01/2009 06:42)
mirary soa ny namana rehetra koa na dia tara kely aza e
:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2584