Antsika jiaby

1. Celest1 ( 04/01/2009 20:22)
Mahajanga sy Florida(USA) mitovy ny hafanana izahay aty an-toerana tena mahita ok!
novalian'i Papoose ny 07/01/2009 15:27
2. ainaheri ( 05/01/2009 04:46)
D asio soratra Majuflo zany eo @ vavahadinareo ee :lol: :wink:
3. Noue ( 05/01/2009 18:38)
:-D :-D
4. karinah ( 05/01/2009 18:51)
Celest1:

Mahajanga sy Florida(USA) mitovy ny hafanana izahay aty an-toerana tena mahita ok!




:roll: aty amin'ny rubrique fitiavana ve ny tokony hisy an'ity? :roll: :-D :-D
5. Papoose ( 05/01/2009 20:10)
za ty efa reradreraka ty mahita zvt tsy mande @ zay laoniny ohatr'izao de mampime mihitsy!!! fa nahon toko moa no tato @ "fitiavana" ty? sa sao de hafanampo be diso tafahoatra? :-D :-D sao de masoandrom-pitiavana??

dia tsy azoko koa le hoe "izahay aty an-toerana tena mahita ok" nareo an-toerana aia de mahita ok ahon? sa ny intonation famakiko azy ro tsa mete???
6. vale ( 06/01/2009 19:57)
:-D :-D :-D :-D :-D nafana fo diso tafahoatra ranamana, ka maika hitantara ny zavatra hitany fotsiny angamba!
ka mba izarao izany hafanana izany anay aty fa mangovitry ny lanezy ktyyy! :-D :-D :-D :-D
7. fahamarinana ( 06/01/2009 20:04)
:arrow: :-D marina zany ry vale,rahampitso mbola ho -9° hono kouh...mba te ho any florida koa za zany..maika moa mahajanga,aoka fontsiny. :) (l)
8. Papoose ( 06/01/2009 20:10)
fa nakaia selesta eee
9. fahamarinana ( 06/01/2009 20:15)
:arrow: tsary nipody koa!! :) (l)
10. vale ( 06/01/2009 21:29)
mbola milamindamina any Mahajanga sy Floride izy izay! :-D :-D :-D :^)
11. Papoose ( 06/01/2009 21:50)
sao de kendan'ny hafanana de tsy nahaloa-bava, loza raha zany!! :-D
12. fahamarinana ( 07/01/2009 11:51)
:arrow: :-D papoose koa mahita raha lazaina kah (l)
13. Papoose ( 07/01/2009 15:27)
ka zay ange no anton'le hira hoe, aleo mitsako tsara fa sao kenda eooooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.035