Iza no efa nifanena tamin'ny anjely ?
1. niryna
(
05/01/2009 04:29)
Miarahaba antsika rehetra tratry ity taona 2009 ity aho.Ny fahasoavan'Atra anie hoe eo amintsika tsirairay avy.
Zaraiko antsika ireto tantara ireto :
1- Nisy fotoam-pivavahana tao amin'ity fiangonana iray.Nisy tovovavy iray( zanak'ity mpitondra fivavahana ) niteny ny reniny izy fa ho avy tsy ho ela fa miandry ny taxi fotsiny.Rehefa noentin'ity mpitondra fiara izy dia noentiny lalan-kafa ,toerana mangina ary saika ho tolominy,nidiany ny varavarana ary niantsoantso sy nivavabavaka ity tovovavy.
Rehefa nanomboka ny fotoam-pivavahana dia nisy feo niteny ity mpitondra fivavahana hoe mivavaha hianareo ny zanakao vavy fa misy loza mahazo azy amin'izao fotoana izao( pray for her daughter ,her life is in danger !) ary dia nasainy nivavaka ho an'ity zanany daholo ny olona.
Tsy tapitapitra teo koa anefa dia nisy lehilahy nandona ilay taxi ary dia tezitra be ilay mpamily no namoha ny varavarana: Inona no tadiavin'ialahy? nositomin'ity rangahy nivoaka ilay mpamily ary dia raikitra teo ny ady,nositominy nivoaka ilay tovavavy ary nanontaniany hoe aiza no alehanao. Io rangahy io no nanatitra azy tany am-piangonana,rehefa nihodina izy isaotra,tsy nisy fiara teo,tsy nisy olona.
Niditra ny fiangonana ity tovovavy no nihazakazaka nanatona ny reniny ary dia nijoro vavolombelona nilaza ny zavatra nahazo azy izy.

répondu par ikaretsaka le 20/01/2009 18:06
2. niryna
(
05/01/2009 04:33)
2- Nangatsiaka be ny andro ary andeha hitoriteny any am-ponja izy efa mianaka.
Tena ankebakemban-tany dia maty ny fiara ary tsy nisy sahy nivoaka ireto olona noho ny hatsiaka.Niandry teo ka teo... iny eny nisy lehilahy manao short kely ,tsy nisy niteny izy ireo ,nandona ,nanontany ity rangahy raha misy anampiana azy ireo dia novahandry zareo ny fitaratra ary nolazainy fa tsy mandeha ny fiara.
Nobatain'ity rangahy ny fiara ,niaraka ireo olona efatra tao anatiny ary dia nidina ny fidinana moramora ilay izy ary dia lasa a .Niherika nijery ilay rangahy nanao pantaloha fohy izy rehetra ,tsy hita hoe lasa aiza,kanefa ny toerana mazava be ,toy izany koa ny andro .

3. niryna
(
05/01/2009 04:36)
3- Raha tsy nisy iny rangahy niambina an'ialahy iny efa maty ialahy toy izao ! Izay no tenin'ity iray niaraka nanao fikambanana mivarotra rongony.Gaga be izy fa tsy nahita olona niaraka taminy izany.
Notantarain'iray tamin'ireo saika hamono azy fa miandry azy foana ry zareo ,hitifitra io an,saiky misy olona manao akanjo fotsy mibahana foana .
Izay teny nataon'ilay namana niaraka nanao ratsy izay no nahatonga ilay rangahy nanatona an'Atra .

4. niryna
(
05/01/2009 04:43)
4- Eh,Eh,vaky ny pneu-nao ! niherikerika ilay namako teny amin'ny auto-route.
Nanaratsisiny izy ary dia nijanona,niala ny fiara koa ity rangahy iray, nomeny azy ilay pneu tao aoriana ary toa vetivety kely dia vita hoy ihany izy.
Ny arabe dia tsy nisy fiara na teo aloha na teo aoriana ,tsy hita ilay olona ..mbola naverina indray io tantara io ka dia mbola averiko ihany koa e
Ny sary rehetra hitantsika ombieny ombieny dia toa sary vehivavy avokoa ny anjely e.Matetika anefa dia anjely lehilahy avokoa no lazain'ny baiboly.
Mino ny fisian'ny anjely ve hianao ? Andriamanitra dia mampiasa olona toa antsika ,ho hiraka ho antsika, mety hanavotra antsika, mety hitari-dalana antsika mba andeha amin'ny fahamarinana ,mety hanitsy antsika ihany koa ,ary mety ho fitaovana ampiasain'Atra hamonjena antsika ihany koa ,mino izany ve hianao ?
Efa nisy zavatra nandalo ve teo amin'ny fiainanao ka nahavariana anao ary fantatra o fa hiraka ilay olona ?
Iza aza no efa nifanena tamin'ny anjely ? :D
(l) niryna

5. rahery08
(
05/01/2009 06:15)
Misaotra an i Niryna nizara!
Atra tokoa dia maniraka ny anjeliny hamonjy ny sakaizany!
Fa I Niryna ve aloha efa mba nifanena?
Za aloha tsy mbola eh!

6. coopsal
(
05/01/2009 08:58)
Niryna:
Iza aza no efa nifanena tamin\'ny anjely ?
==> Mety mba ho efa nifanena tamin\'ny Anjely aho fa tsy fantatro. Hoy mantsy ny apostoly Paoly hoe \"mazotoa mmpiantrano vahiny ... ny sasany dia nampianatrano Anjely fa tsy nahafantatra\".
Fa inoako kosa fa ny olona tsirairay avy dia manana Anjely mpiambina azy. Izaho eto am-panoratana izany dia misy Anjely mpiambina ahy. Kristy mantsy nilaza hoe \"tandremo mba tsy hanao tsinontsinona an\'ireny madinika ireny, fa ny Anjelin\'ireny miseho mandrakariva eo anatrehan\'ny Raiko izay any an-danitra\".
Fa ity mba misy tsetsatsetsa tsy aritra mikasika ny hoe nahita Anjely : na iza na iza nahita Anjely dia natahotra sy nivadi-po daholo :
- Daniela (efa impiry?)
- Ezekiela
- ... (ireo mpaminany hafa koa)
- Ireo mpiandry ondry tao an-tsahan\'i Betlehema
- Ireo tany @ fasana nandevenana an\'i Kristy ny Alahady mangirandratsy
- I Jaona teo @ nahitany ny apokalypsa.
Raha devoly na matoatoa no hitany dia normal ihany ilay hoe \"raiki-tahotra indrindra\", fa raha anjely amin\'ny famirapiratana sy voninahitra no hita, nahoana no natahotra izy ireo? Moa ve tsy zavatra mahatamana izany hitany izany?
7. Fody
(
05/01/2009 12:23)
coopsal:
Raha devoly na matoatoa no hitany dia normal ihany ilay hoe "raiki-tahotra indrindra", fa raha anjely amin'ny famirapiratana sy voninahitra no hita, nahoana no natahotra izy ireo? Moa ve tsy zavatra mahatamana izany hitany izany?
rehefa ny olombelona no mahita zavatra tsy fahitany, na zavatra tsara io na ratsy, dia ny tahotra mandrakariva no tonga ao aminy voalohany, ao aorinan'ny fahatairana. Zavatra normal izany. Resaka psychologie-ny olombelona fa tsy misy resaka idiran'ny hoe Demony no tokony hampatahotra fa ny anjely tokony hahafaly.
9. Andribe
(
05/01/2009 14:41)
Ty ko misy zavatra kely ho lazaiko.T@ nanatrehako fetin'ny zanaka ampielezana teny ambanivohitra ,de nanao fety be ny mponina teny ambanivohitra,akaiky na lalamby ilay toerana teny andoharanofotsy ,ambohimanga,nilalao teny andalamby izahay ankizy t@ io andro io nandeha nioty goavy teo amoron-dalana andalovan'ny lamasina.Tsy nisy ankizy nihoatran'ny 13 taona t@ izany,ampolony maro izahay no nilalao teo , dia avo niritarita ty lamasinina dia voafaoka ny iray taminay ary tsy nijanona raha tsy efa ho 40 niala avy eo ,ilay lamasinina tsy nijanona fa nanohy ny diany.NANANTONA IZAHAY REHETRA DIA NIANTSO HOE MIJA ;niolaka tany aoriana ny tongony havanana,ny lohaliny tena nivadika tanteraka,de nipoitra avy tany lehilahy antitra be iray,izahay rehetra lasa nandeha niantso olona tao antanana,nony niverina teo antoerana izahay dia ity iMIJA fa avy nihazakazaka nanaraka anay,za tena natahotra be ary ireo zokiko koa ,dia nanontany ny ray amandreny hoe fa inona ko ty notantarainareo rankizy .hatramin'izao iMIJA dia mbola eo antany ihany dokotera ao reims izy izao asa marina!!! :? :?
10. ikaretsaka
(
05/01/2009 15:15)
Mitovy fijery @ fody koa aho.
Ny hanampiako azy de tsary ho voatery ho fahitana koa ange fa na le olona tsy tadidinao nampita hafatra na nanampy sy niaro anao teo @ fotoana tena nilanao izany, na ara natana io na ara panahy na ara moraly, na fantatrao le olona na tsia..dia atao hoe anjely koa e. Fa tsy hoe endrik olona na zazakely misy elatra foana akory

11. Koditra
(
05/01/2009 16:41)
coopsal:
==> Mety mba ho efa nifanena tamin'ny Anjely aho fa tsy fantatro.
Vao avy namaky lé diniky niryna a dé io voalazan'ny Coopsal io mitsy no tato atsaiko.
12. karinah
(
05/01/2009 17:27)
nareo miresaka Anjely za kosa tena Koditra isaky ny mahita ity avatarn'i Koditra ity!!! :? tena marina, mba azo soloina ve fa tsy agréable mihintsy ilay izy! :{
Zà kosa tsy mbola nahita Anjely angamba kah! tamin'ny kely fotsiny zaho no narary dia ny fandriako nanoloana varavarankely ary nanofy (antoandro) za hoe lasa nanjelanjelatra be mihintsy hono ny fahitàko ilay rahona avy eo amin'ny varavarankely, taitra aho avy eo hay nofiko marina ilay izy. Fa tsy nahita Anjely aloha za e!! :^)

13. ikaretsaka
(
05/01/2009 17:43)
Le izy araka ny fahitako azy de relatif be ihany...
-Ho an ilay tsisy mpikarakara ireny dia ilay mikarakara azy no lazainy fa anjeliny
-ho an ilay marary mafy efa nanantena ny tsy ho avotra intsony ireny dia ilay nanampy azy ka nanamaivana ny aretiny na nitondra tsiky ho azy no anjely aminy..
-ho an' ilay any amponja tsy misy miraharaha ireny de le mba manatin-kanina ho azy no anjely aminy
- ho an'ny eny andralanitra sy eny @ akamasoa dia rapedro sy ny namany no anjely aminy...
Sns....
Ny tiako hahatongavana de hoe mi se manifester eny amintsika isanandro ireny...fa isika no mitsingevana na varian'ny soratra sy fanantenana mivoana any anivon-danitra any ka manadino fa endrik atra sy asanLatra ary hafatr atra ange de mi se manifeste amintsika sy manodidina antsika e...
Fa tsy miandry hisehoan zatsy sy zaroa vao tonga saina

14. Koditra
(
05/01/2009 18:04)
karinah : nohon'ny fangatahanao manokana dia njaso fa solotsika zao dé zao.
Ika : Marina sy tena ekena reo vôlazanao reo. Ny tiko anotaniana kely amitsika fotsiny dé oe manaiky ny fisian'io anjely ohatra vôlazan'ny Niryna io ve tsika?

17. ikaretsaka
(
05/01/2009 19:44)
Koditra:
Ika : Marina sy tena ekena reo vôlazanao reo. Ny tiko anotaniana kely amitsika fotsiny dé oe manaiky ny fisian'io anjely ohatra vôlazan'ny Niryna io ve tsika?
ny ahy raha le olona miseho tsy fantatra fiaviana sy manampy ireny de ie..manaiky aho fa misy ireny... de tsy hita rehefa avy eo.. fa tsy hoe manjavona na mi s'evaporer fa ;e hoe tsy hay tsy hay eo dia tsy hita ..de ie
fa raha le hoe mampirapiratra e.. blonde misy elatra e..de hmmmm
18. Koditra
(
05/01/2009 20:27)
ikaretsaka:Efa matotoa ndray ve fa tsy anjely tsony ? :-D
fa raha le hoe mampirapiratra e.. blonde misy elatra e..de hmmmm
20. ikaretsaka
(
05/01/2009 23:38)
koditra le style anjely mainty (anjely fotsy) eo anosy io.... tsy mbo zaho ka