Iza no efa nifanena tamin'ny anjely ?
41. fahamarinana
(
07/01/2009 16:49)
:arrow: :) tsy ratsy koa iny tga iny...dia dera sy laza ho an'Andriamanitra akia a :-* (l)
42. ikaretsaka
(
07/01/2009 20:37)
Tsy hoe "Tena Gaigy ianAo" ve no marina ry niryna? @ le TGA?
tsy iznay manko fa de le hoe hoe faly fa hihomehezan'ny olona izao foana no ahindrahindra tato ho ato .. lasa atao fanahy iniana ilay hoe hiteniteny foana sy hanao betises na hanao zavatra nitsingevana mba hihomehezan'ny olona de mody le hoe "sambatra ny ihomehezana sy ny harabiana" no atao karazana bouclier?
main ka anefa iznay ange ka mivilana sy mamilana ilay tsimpona e

43. ari.malala
(
08/01/2009 05:19)
ikaretsaka:

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
44. Nandra1
(
08/01/2009 05:56)
ny tantaran'i lota ihany io ,nisy vahiny tonga tao aminy ary anjely kay ireo olona ireo ary dia andeha anavotra an'i lota sy ny fianakaviany no nahatongavany ,tamin'izay fotoana izay anefa (tantaran'i gomora io an ) dia tonga ny lehilahy tao an-tanana mba hametaveta ireo lehilahy vahiny ( nisy fahotana be izany tao homosexuality ) ka dia nifona i Lota ary niteny hoe aza mametaveta ireo olona ireo re hianareo e,fa manana zanaka vavy mbola tsy niaraka tamina lehilahy aho ka omeko anareo ireo ,dia tsy ntey ihany ireo lehilahy ireo fa nanao boletra ... teo no nanomboka nampiasain'Atra amin'izay ireo anjely ary dia niteny tamin'i Lota hoe mivoaha hianareo haingana amin'ity tanana ity ary aza miherikerika .....dia lasa nivoaka ny tanana tokoa izy raha rehefa teny an-dalana dia naheno ny tanana potika izy ireo ,efa samy nahalala anefa fa hoe aza miherikerika ary dia tsy nisy sahy saingy tsy naharitra kosa ny vadin'i Lota dia niherika ary dia lasa vonga-tsira
Tena efa akaiky ihany raha izany, mandinika ny isan'ireo pelaka @ izao fotoana aho! :@
45. Bita
(
08/01/2009 11:22)
nisy tantaran' Rahaba Janga koa ao @ Baboly ao izay nanitrika Anjely 2 lahy tany @ tampon-trano ka dia nasain'ireo nasiany marinnka ny tolam-baravarana m ba ho voavotra @ loza izy..........
Ny tiako ho lazaina anefa dia hoe. ianao koa ange mety ho Anjely alefan'Atra hanao fahagagana na hanavotra olon-kafa raha manaiky ny hampiasainy ianao e!

46. bor2lais
(
09/01/2009 10:01)
Amiko ny antsoina hoe anjely dia iraka alefan\'Andriamanitra. Izany hoe fitaovana ampiasaiNY mety hanao asa izany na koa mety hitondra hafatra (ho ahy) ...
Ka raha io fandraisako azy io izany dia efa imbetsaka tokoa no nifanena tamin\'ny anjely ny tenako (na dia teto amin\'ity sehatra ity ihany aza) ! :)

47. Mirananirina
(
09/01/2009 18:07)
Rehefa tsara tarehy ny olona dia lazaina hoe:anjely latsaka antany.Efa nahita aho izany :) :roll:
49. Mirananirina
(
10/01/2009 12:34)
dé lazaivo fa anjely ndray zà
Izay anie ry Koditra no lazaiko hoe efa nahita aho e:Saingy nafeninao ny elatrao hatrizay . :lol: :lol: :lol:
53. niryna
(
12/01/2009 17:22)
rahery08:
Misaotra an i Niryna nizara!
Atra tokoa dia maniraka ny anjeliny hamonjy ny sakaizany!
Fa I Niryna ve aloha efa mba nifanena?
Za aloha tsy mbola eh!
mety ho efa nifanane imbetsaka aho fa mety tsy ho fantatro hoe anjely ilay izy fa noheveriko foana fa misy fifanandrafiandravatra
:D
54. niryna
(
12/01/2009 17:24)
fahamarinana:
:arrow: :) tsy ratsy koa iny tga iny...dia dera sy laza ho an'Andriamanitra akia a :-* (l)
dia misaotra an'i fahamarinana koa fa tena tonga amin'ilay anarana tokoa indry, iza tokoa no mahalala fa mety ho iraka eto koa indry anampy ny adaladalanay tsy indraindray sy manitsy eny rehetra eny mba andeha amin'ny famarinana
(l) (l) (l) :-*
55. niryna
(
12/01/2009 17:28)
fahamarinana io ry faha a .
ilay mibata fiara indray ry ar-malala dia izao a,ilay olona tao anaty fiara no niresaka tamiko ,zavatra nisy daholo ireo resahiko ireo fa tsy maninona ka ,tsy voatery hino isika hoy aho fa samy mandray ny tandrifiny ... " moa misy zavatra tsy vitako hoy ny Ray ? " with God everything is possible ,na ny tendrombohitry ny fahoriana ao anatintsika aza rehefa tena mino azy dia ho voakisany mipitika ary lavitra be ary e :D andramo anie a raha mbola tsy niantso an'i kristy ari-malala e, izy irery ihany anie andramana antsoina e fa ny fanahy masina ,ny anjely no tonga mitondra ny vavakao any amin'ilay Ray e :-*

56. fahamarinana
(
12/01/2009 17:29)
:arrow: niryna : isika rehetra samy mifanampy sy mifanoro sy mifampitondra am-bavaka akia,mpianakavin'ny finoana.. :wink: :-* (l)
57. ikaretsaka
(
12/01/2009 18:36)
niryna:
Misaotra an i Niryna nizara!
Atra tokoa dia maniraka ny anjeliny hamonjy ny sakaizany!
Fa I Niryna ve aloha efa mba nifanena?
Za aloha tsy mbola eh!
mety ho efa nifanane imbetsaka aho fa mety tsy ho fantatro hoe anjely ilay izy fa noheveriko foana fa misy fifanandrafiandravatra
:D
Aiza ary izany finoana kisendrasendra izany ?
58. coopsal
(
13/01/2009 14:15)
[quoteNiryna]izy irery ihany anie andramana antsoina e fa ny fanahy masina ,ny anjely no tonga mitondra ny vavakao any amin'ilay Ray e[/quote]
==> "De même, l'Esprit vient nous aider dans notre faiblesse. En effet, nous ne savons pas prier comme il faut, mais l'Esprit lui-même intercède en gémissant d'une manière inexprimable" [Romains 8:4]
Ny anjely dia any an-danitra ny fonenany, fa raha latsaka an-tany ny anjely dia nivadika izy izay ka tahaka an'i Satana.

59. fahamarinana
(
13/01/2009 14:34)
Tary ambony tary :
Dia izao ndray ity no lazainao
:arrow: dia inona marina no zarainao eto :satana ve sa anjely ary ilay izy e:?: ...tsy mazava amiko intsony;marina moa ! very tanteraka i faha e !raha mba azon'i coopsal azavaina dia misaotra mialoha e!(l)
coopsal:
Tsy izaho no mandà fa mety hiseho toy ny olona tsotra ny Anjely, fa milaza fotsiny aho hoe misy sasany eto dia sady tsy te handà fa misy ny Anjely kanefa mandà ao am-po ny zavatra extra-naturel, indrindra fa raha olona fantany sy hitany eto fa tsy isan'ireo malaza ao @ antokom-pinoany no miteny ny fahitana.
Dia izao ndray ity no lazainao
coopsal:
Ny anjely dia any an-danitra ny fonenany, fa raha latsaka an-tany ny anjely dia nivadika izy izay ka tahaka an'i Satana.
:arrow: dia inona marina no zarainao eto :satana ve sa anjely ary ilay izy e:?: ...tsy mazava amiko intsony;marina moa ! very tanteraka i faha e !raha mba azon'i coopsal azavaina dia misaotra mialoha e!(l)
60. niryna
(
13/01/2009 18:19)
miandry an'i coopsal izany e, ny fantatro fotsiny aloha dia hoe any an-danitra ireo anjely no mipetraka fa iraka tonga ety an-tany ary miaraka amintsika koa izany izy ireo toy ny fanahy masina miaraka izay rehetra mino an'i kristy satria i kristy no nangataka ny rainy mba andefa ny fanahy masina hiaraka amintsika mandrakizay .
ilay hoe raha latsaka tety an-tany ny anjely dia ireo ilay 1/3 nanaiky niaraka an 'i losifera ary ireo anjely ireo koa dia manana asa marobe toy ny anjelin'Atra ihany koa saingy andrava no tena ataony ,satana hoy ny soratra masina dia tonga tsy ampihavana fa tonga mba andravana ,andratra ary amono ny fanahin'ny olona ka izay rehetra tsy miambina dia mety ho voajonony avokoa ... izay ilay hoe miambena ,miambena ary manatona an'Atra dia anatona anao izy .
Submit to the Lord, resist the evil and he will flee away from you izany hoe raha ataoko teny gasy kely kimosimosy dia hoe manatona an'Atra ,tohero ny asan'ny devoly ary dia andositra anao koa izy