Iza no efa nifanena tamin'ny anjely ?
21. ari.malala
(
06/01/2009 07:14)
otran mamaky angano zany mamaky ilay tantaran'i niryna hihihi! aiza ko no hisy olona hibata tomobil izany! miaraka @ olona ao anatiny? raha hoe manosika angaha fa raha mibata toa tsy mino ah ka! :roll:
22. naughtyboy
(
06/01/2009 09:09)
an3 aza manao anzany i ari.malala fa arakaraky ny ts1.1 io na ireny tantara ao @ baiboly rehetra reny aza refa tsy ekeny sainay ts1.1 de lasa angano dolidoly nefa ny mpino de mino fa misy izy ireny efa namaky tantara otran'io ko za " An angel whispers my name.." Rhondan Byrne ,bandy voaitsaky ny daba de nitsoaka le mpamory ary anjely no nibata anlery tany antranony zokiny,ka asakasaky ny ts1.1 ny hino na tsy hino fa nisy toko le zv..
23. fahamarinana
(
06/01/2009 09:42)
:arrow: rehefa tena tojo azy tokoa angamba vao tena hino rahatoa misy tokoa izy ..zà manokana mbola tsy nahita anjely na mangirana ny ankanjony na misy elatra sns...fa kosa mino fa misy olona voairaka hanantona ahy,hampitandrina ahy,sns koa raha ireny no anjely (olombelona tahaka ahy mety rakoto na rabe nefa ilay izy ) dia azo lazaina ndray fa nahita aho na nifanena izany.. (l)
24. coopsal
(
06/01/2009 12:31)
Dia iza izany ry Ika no niteny t@ Masina Maria fa hitoe-jaza izy? Mety mba olona voairaka teo @ manodidina ihany fa tsy Anjely ?
Dia iza ilay niseho tamin'i Corneille [Actes 10] ka nampatahotra azy? Mety mba bandy manodidina teo ihany?
==> Tsy ny finoana ny Anjely akory no mahavonjy, fa manomboka mahita fotsiny aho eto hoe ny Soratra Masina mihitsy no tsy inoan'ny milaza fa mpino. Fa raha tsy inoanao izany, ahoana no ilazanao fa mino izay voalaza rehetra ao ianao? Ahoana no hinoanao ny Fanahy Masina izay tsy hitanao ary tsy fantatrao?
Iverenako kely ilayfanontaniako tary ambony : nahoana no natahotra izy ireo?
Ny fanazavan'ny teolojiana dia hoe satria zava-baovao no hitany ka natahotra izy. Tsy dia inoako izay satria maro ny zava-baovao kanefa tsy mampatahotra velively ny olona fa mahavariana na mahafinaritra azy aza! Tadidiko ny tenin'ilay bebe nitantara tamiko ny nidirany voalohany tao amin'ny eglizy katolika ary nahasarika azy ka nampazoto azy : "Vao niditra tao aho dia namirapiratra be tena nahatamana, toa feno voninahitra izany!".
Kanefa, na dia ekena aza ny fanazavan'i Fody (izay iombonan' Ikaretsaka), nahoana aza no natahotra ihany koa ny olona sasany izay tsy nahita ny hitan'i Daniela fa tafaraka taminy teo fotsiny ?
"Moi, Daniel, je fus seul à voir cette apparition, les gens qui étaient avec moi ne la virent pas, ils furent soudain saisis d'une grande frayeur et coururent se cacher. 8 Je demeurai donc seul à contempler cette apparition grandiose. J'en perdis mes forces, je devins tout pâle et mes traits se décomposèrent ; je me sentais défaillir. 9 J'entendis le personnage prononcer des paroles et, en entendant sa voix, je m'évanouis et je tombai la face contre terre."

25. bobone
(
06/01/2009 12:52)
Misaotra anareo fa samy manana ny hifandraisany azy!
amiko indray ny anjely dia miseho amin'ny endrika maha-olona izy zany hoe vatana be zao! ary misy tena miasa araka ny zava-isy eo @ tsi11 , ekeko ny tenin'i Karetsaka hoe" ny olona tsy misy mpikarakara ka ny mpikarakara no lazaina fa anjely! ny dokotera! izany hoe rehefa miendrika asa soa sy fanavotana izany dia lazaiana fa anjely! tsara
fa misy zavatra laziko anareo ty ka tsy haiko zay na anjely na tsia : t@ zaho mbola tsy nanambady an! dia nipetraka irery sady nianatra t@ province , vacance vao mody mamonjy ny ray amandreny! nisy fotoana lany vatsy zaho tao an-trano ! ny namana rehetra koa samy tsy misy! teo aho niasa loha dia ny hany nataoko dia nivavaka !dia tena t@ foko tokoa!!! vita ary ny vavaka dia nampirina trano kely aloha ! nandamina ! nisy nandondona tao am-baravarana dia mandroso hoy zaho! mipetrapetraha Tompoko! lehilahy efa nahazo taona tokony hoe eo @ 60 taona tany ho any ary ahoana hoy zaho ! izy nanontany hoe inona ny vaovoa ! dia tsy misy hoy zaho: tsy zany anaka fa tonga aty aminao zaho fa ianao tsy misy sakafo koa ity misy vola 50000f . omeko anao!
taitra ihany aho satria tsy haiko akory ty olona manome vola, ho raisiko , aizany hamerenako azy , tsy raisiko nefa izaho aza tsy manana sakafo , teo aho aloha lasa saina be! dia hoy ilay rangahy raiso anaka fa efa anao io ! sady faly aho no sahirana ! faly fa mihinan-kanina ihany hahazo sakafo , sahirana ihany koa zaho satria sao mba mpangalatra ve! sa olon'inona iny no mahalala ny olana ato an-trano! k
ka izay ilay izy ka asa iny raha anjely koa ve! sa irak'Atra hanavotra olona ????
10 taona mahery izao tsy mbola tonga izy nitaky ihihihih
zaho io miandry an! hihihi
tena mahavariana ny faianan'ny olombelona

26. Koditra
(
06/01/2009 15:11)
bobone : Avereno @zay ny volako fa zà nge iny nanome anao iny eh! Kamboko zany fa laingako :-D :-D
Nahaliana ny tantaranao.
Nahaliana ny tantaranao.
27. ikaretsaka
(
06/01/2009 15:25)
coopsal:
Dia iza izany ry Ika no niteny t@ Masina Maria fa hitoe-jaza izy? Mety mba olona voairaka teo @ manodidina ihany fa tsy Anjely ?
Dia iza ilay niseho tamin'i Corneille [Actes 10] ka nampatahotra azy? Mety mba bandy manodidina teo ihany?
==> Tsy ny finoana ny Anjely akory no mahavonjy, fa manomboka mahita fotsiny aho eto hoe ny Soratra Masina mihitsy no tsy inoan'ny milaza fa mpino. Fa raha tsy inoanao izany, ahoana no ilazanao fa mino izay voalaza rehetra ao ianao? Ahoana no hinoanao ny Fanahy Masina izay tsy hitanao ary tsy fantatrao?
Iverenako kely ilayfanontaniako tary ambony : nahoana no natahotra izy ireo?
Ny fanazavan'ny teolojiana dia hoe satria zava-baovao no hitany ka natahotra izy. Tsy dia inoako izay satria maro ny zava-baovao kanefa tsy mampatahotra velively ny olona fa mahavariana na mahafinaritra azy aza! Tadidiko ny tenin'ilay bebe nitantara tamiko ny nidirany voalohany tao amin'ny eglizy katolika ary nahasarika azy ka nampazoto azy : "Vao niditra tao aho dia namirapiratra be tena nahatamana, toa feno voninahitra izany!".
Kanefa, na dia ekena aza ny fanazavan'i Fody (izay iombonan' Ikaretsaka), nahoana aza no natahotra ihany koa ny olona sasany izay tsy nahita ny hitan'i Daniela fa tafaraka taminy teo fotsiny ?
"Moi, Daniel, je fus seul à voir cette apparition, les gens qui étaient avec moi ne la virent pas, ils furent soudain saisis d'une grande frayeur et coururent se cacher. 8 Je demeurai donc seul à contempler cette apparition grandiose. J'en perdis mes forces, je devins tout pâle et mes traits se décomposèrent ; je me sentais défaillir. 9 J'entendis le personnage prononcer des paroles et, en entendant sa voix, je m'évanouis et je tombai la face contre terre."
Le vision an anjely hoe olona manana elatra sns.... amiko no exageration!
Amiko dia na endrika inona na onona dia tsy any loatra no asiako olana... ohatran ireo niseho t@ sarah vadin I abrahama ihany ny niseho t@ masina maria... na endrika hafa toa ireo ours niaro an i elisea mpaminany na goaika nanome sakafo an'i elia.na phenomene le tsy mety lany ny lafarinina sy ny menaka nanaovana mofo.....izany hoe na olona io na fahitana dia ilay message no zava dehibe...
Ny ankoatran izay dia illustrations....
Tsisy hafa @ inoan'ny katolika ireny apparitions maro samihafa ireny ihany io. Tsy misy manontany ny hoe fa nahoana za no tsy nisehoany na ra patrisy nisehoany na I Bernadety na I lucie na I dominique... na hoe maninona no lourdes...fa le hoe inona no hafatra..sy ny fiainana anaty ilay experience (ka mahatonga anao hanao pelerinage any)no important
28. Mirananirina
(
06/01/2009 16:42)
Tadidiko tamim-bola kely;misy mibitsika ao aminy sofina ,ny iray devoly ary ny iray anjely.Kay tsy misy izany akory
31. niryna
(
06/01/2009 18:27)
rahery08:
Misaotra an i Niryna nizara!
Atra tokoa dia maniraka ny anjeliny hamonjy ny sakaizany!
Fa I Niryna ve aloha efa mba nifanena?
Za aloha tsy mbola eh!
rahery a, maro no zavatra nandalo teo amin'ny fiainako ary ny nofy no anehoan'Atra izany .Mety efa noresahiko ity fa tao anatin'ny nofy aho no nasehon'Atra tamin'ny fomba fa hitory sy hizara ny tenin'Atra .Dia indro aho tafiditra eto amin'ny serasera.Lavabe io fa afoheziko fotsiny.Gasy marobe no tazako tao anaty nofiko ary dia tery ambony tery aho nizara ny tenin'Atra.Taty aoriana anefa dia mba niditra kely tato fotsiny aho e dia izao mbola ato izao ..
Nandeha teny ambony train aho indray andro izay,tsy nisy olona mihitsy tao afatsy izaho sy ilay rangahy ranjanana be izay,adala io an,raha izany no manakenda .
Dia lasa teo ny saiko dia nisy tract tampoko izany teo akaikin'ny sezako,dia hoy aho hoe raha manatona ahy ity rangahy ity dia teneniko fa "Tia azy Jesosy " .Nanatona tokoa izy ary toa nisy rindrina izany no nanasaraka ahy sy ilay rangahy,toa nanjavona izany ,toa tsy hitany akory ny fisiako ary dia nivavaka sy nisaotra an'Atra aho tamin'izay fahagagana lehibe nasehony ahy izay.
Raha mino an'Atra tokoa isika ka miatrika zavatra tsy takatry ny saintsika, na ady io na inona na inona dia ny teniny no ataovy ao an-tsainy: tsy anao ny famaliana fa Ahy" ary dia asiany rindrina tsy hita maso tokoa eo hanarona antsika.maro no efa nitranga ka nahitako izany .
Ny anjely indray ve ?
efa 11 olona no niteny tamiko fa izaho hirak'Atra ( anjely ) hi,hi dia miteny foana aho hoe ny dadako izao no anarany ,ny mamako dia izao ,manambady aman-janaka aho sns ,dia mihomehy fotsiny ny olona
Marina io voalazan'i booboo io fa indraindray dia olona no ampiasain'Atra ho anjely amin'ny fiainantsika
32. ikaretsaka
(
06/01/2009 18:37)
nga misy ankanisa olona koa vao hoe enao anjely na tsia?
nareo hoa rehefa sekta de toa lasa THD be izany !
(THD= Te ho deraina)

33. rahery08
(
07/01/2009 07:04)
Misaotra an'Nirina nizara!
Fa i Nirina ange zany nantsoina ho Patora, na Mpiandry fara-faharatsiny eh!

34. ari.malala
(
07/01/2009 07:24)
ikaretsaka:
nga misy ankanisa olona koa vao hoe enao anjely na tsia?
nareo hoa rehefa sekta de toa lasa THD be izany !
(THD= Te ho deraina)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
hoan'i coopsal, angaha nisy filazana hoe olona manana elatra ilay anjely tonga tao @ Maria? :-P momba ilay filazana fa hanajanaka i Sarah vadin'i Abrahama, dia hoe niseho t@ endrik'olona mpivahiny ireo tonga tao @ Abrahama, fa ts nisy filazana mihintsy hoe nanana elatra ry zareo :-P
35. coopsal
(
07/01/2009 07:52)
Tsy izaho no mandà fa mety hiseho toy ny olona tsotra ny Anjely, fa milaza fotsiny aho hoe misy sasany eto dia sady tsy te handà fa misy ny Anjely kanefa mandà ao am-po ny zavatra extra-naturel, indrindra fa raha olona fantany sy hitany eto fa tsy isan'ireo malaza ao @ antokom-pinoany no miteny ny fahitana.
Tsy ny finoana Anjely no mitondra fiainana fa ny finoana an'i Kristy. Je ne dis pas les choses pour contredire, plutôt, je dirais bien les choses pour contredire, mais CHRIST en moi n'est pas comme ça, IL a sa mission : sauver le monde. IL le fait à sa façon qui est la meilleure.
Niryna >>> Marina ny teninao, ihomehezan'ny olona maro ianao amin'ny fahitana, tena ampianaria ny kristiana hiombon-kevitra amin'izao tontolo izao : science, preuve scientifique. KAnefa ny Soratra MAsina aza manao hoe "@ andro farany no andatsahako ny fanahiko amin'ny nofo rehetra, ny zanakareo vavy hahita fahitana".
Rehefa nahita anao nizara teny matetika teto aho ary mandinika ny fivoaran'ny zavatra lazainao dia mahatsapa fa niainga tamin'ny fahazazana ara-panahy ianao ary miha-mitombo. Dia mitombina ny tenin'ny Apostoly Paoly hoe "rehefa lehibe aho dia nariako ny fahazazana", sy ilay hoe "sombintsombiny ny fahalalantsika".
Kanefa, na dia manana ny fahalalana rehetra aza aho ka tsy misy fitiavana dia zava-poana.

36. niryna
(
07/01/2009 15:58)
ikaretsaka:
nga misy ankanisa olona koa vao hoe enao anjely na tsia?
nareo hoa rehefa sekta de toa lasa THD be izany !
(THD= Te ho deraina)
tsy ho azonao mhitsy ilay izy fa tsy maninona ka
:-* :-*
37. niryna
(
07/01/2009 16:07)
rahery08:
Misaotra an'Nirina nizara!
tsy misy fisaorana rahery a..
The invisible world na hoe zavatra tsy hita maso kanefa hery mifamahofaho hiainan'izao tontolo izao ..
Zavatra manodidina antsika, tsy hita maso kanefa misy hery manosika,mahatonga fahagagana ,mampiseho hery tonga ho azy ,hery roa izay iray avy amin'Atra ary hery iray izay avy amin'i satana ..
dia hisy hiteny indray izao eo hoe rehefa tsy avy amin'Atra dia avy amin'i satana daholo ,eny ny valiny ,na miaraka amin'Atra isika na tsy miaraka aminy dia izay izany no arahitsnika,hialako tsiny fa ny marina mandratra ary indraindray tsy mahazaka ny famaharinana isika(tafiditra amin'izany koa aho an )
Mbola ao ihany koa ny hoe andeha ho aiza ny fanahiko raha miala ety ? nanaiky an'i kristy ho mpamonjy ve aho ary dia ho vonjeny ny fanahiko ka izay misy azy no hisy ahy koa sa tsia ,dia ho aiza ary ny fanahiko ? io no atao hoe fiainana mandrakizay na eternal life.... real world .. izay no mahatonga ny teny hoe mpivahiny izahay ety,fandalovana izao rehetra izao
38. niryna
(
07/01/2009 16:24)
Niryna:
Iza aza no efa nifanena tamin'ny anjely ?
coopsal:
==> Mety mba ho efa nifanena tamin'ny Anjely aho fa tsy fantatro. Hoy mantsy ny apostoly Paoly hoe "mazotoa mmpiantrano vahiny ... ny sasany dia nampianatrano Anjely fa tsy nahafantatra".
araka ny voalazan'ny baiboly dia ny anjely dia hirak'Atra ,messanger of God manana hery avy amin'ny fanahy masina ary misy anjelin'Atra ary misy kosa ireo anjelin'i satana
ireo anjely rehetra lazainao ireo dia anjelin'Atra na Angel of the Lord izay Atra na kristy ;
Fa inoako kosa fa ny olona tsirairay avy dia manana Anjely mpiambina azy. Izaho eto am-panoratana izany dia misy Anjely mpiambina ahy. Kristy mantsy nilaza hoe "tandremo mba tsy hanao tsinontsinona an'ireny madinika ireny, fa ny Anjelin'ireny miseho mandrakariva eo anatrehan'ny Raiko izay any an-danitra".
[quote] miambina antsika izy ,miaraka amintsika toy ny fanahy masina koa izy fa tsy mahazo miankohoka aminy isika ,toy ny hoe aza manana Atra hafa, aza miankohoka na amin'ny olona na zavatra na sarin-javatra hafa na izy anjely aza dia niteny izany hoe Jehovah Atrao ihany no hiankohonanao fa tsy izaho .. [quote]
Fa ity mba misy tsetsatsetsa tsy aritra mikasika ny hoe nahita Anjely : na iza na iza nahita Anjely dia natahotra sy nivadi-po daholo :
- Daniela (efa impiry?)
- Ezekiela
- ... (ireo mpaminany hafa koa)
- Ireo mpiandry ondry tao an-tsahan'i Betlehema
- Ireo tany @ fasana nandevenana an'i Kristy ny Alahady mangirandratsy
- I Jaona teo @ nahitany ny apokalypsa.
Fa misy kazarazany telo no anjely voalaza ao amin'ny baiboly dia Michael na Arkangel na ny anjely Gabriel ary ny Lucifer na losifera izay anjely ambony indrindra ,tsara indrindra , prince of the world ,talohan'ny nianjerany ety ambon'ny tany,izay nitady haka ny toeran'Atra ,io no lehiben'niireo anjely ary dia niaraka taminy koa ireo 1/3 niala tamin'Atra .. satria ahoana nomena safidy,nomena fahalalana toa antsika koa izy ireo na hiankohoka amin'Atra na hiankohoka amiin'ny atra hafa .
dia ireto koa no fanontaniana mandeha foana
Raha devoly na matoatoa no hitany dia normal ihany ilay hoe "raiki-tahotra indrindra", fa raha anjely amin'ny famirapiratana sy voninahitra no hita, nahoana no natahotra izy ireo? Moa ve tsy zavatra mahatamana izany hitany izany?
mino ny anjely ve hianao ? mino ny matoatoa na ghost ?
mino ny hery tsy tsy hita maso amin'ity tany ity ve (supernatural wolrd) ?
39. niryna
(
07/01/2009 16:35)
ikaretsaka:
nga misy ankanisa olona koa vao hoe enao anjely na tsia?
nareo hoa rehefa sekta de toa lasa THD be izany !
(THD= Te ho deraina)
ari.malala:ari-malala a tsy coopsal io fa ika ihany
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
hoan'i coopsal, angaha nisy filazana hoe olona manana elatra ilay anjely tonga tao @ Maria? :-P momba ilay filazana fa hanajanaka i Sarah vadin'i Abrahama, dia hoe niseho t@ endrik'olona mpivahiny ireo tonga tao @ Abrahama, fa ts nisy filazana mihintsy hoe nanana elatra ry zareo :-P
THD hono dia hoy aho hoe misaotra an'Atra mialoha aho
Thank God in Advance TGA he,he
marina ny teninao ,tsy misy elatra izany ny anjely ary ny devoly koa dia tsy misy rambo fa ny olona no nieritreritra an'io ,ny sary aza sarina vehivavy foana na zazakaly foana kanefa ireo olona niseho rehetra dia lehilahy ary ny sasany aza dia olona hita vatana toa antsika izao .Jereo ny tantaran'ni Lota .
dia tohizako ilay hery tsy hita maso
ny tantaran'i lota ihany io ,nisy vahiny tonga tao aminy ary anjely kay ireo olona ireo ary dia andeha anavotra an'i lota sy ny fianakaviany no nahatongavany ,tamin'izay fotoana izay anefa (tantaran'i gomora io an ) dia tonga ny lehilahy tao an-tanana mba hametaveta ireo lehilahy vahiny ( nisy fahotana be izany tao homosexuality ) ka dia nifona i Lota ary niteny hoe aza mametaveta ireo olona ireo re hianareo e,fa manana zanaka vavy mbola tsy niaraka tamina lehilahy aho ka omeko anareo ireo ,dia tsy ntey ihany ireo lehilahy ireo fa nanao boletra ... teo no nanomboka nampiasain'Atra amin'izay ireo anjely ary dia niteny tamin'i Lota hoe mivoaha hianareo haingana amin'ity tanana ity ary aza miherikerika .....dia lasa nivoaka ny tanana tokoa izy raha rehefa teny an-dalana dia naheno ny tanana potika izy ireo ,efa samy nahalala anefa fa hoe aza miherikerika ary dia tsy nisy sahy saingy tsy naharitra kosa ny vadin'i Lota dia niherika ary dia lasa vonga-tsira
:cry: :cry:
40. niryna
(
07/01/2009 16:39)
coopsal:
Tsy izaho no mandà fa mety hiseho toy ny olona tsotra ny Anjely, fa milaza fotsiny aho hoe misy sasany eto dia sady tsy te handà fa misy ny Anjely kanefa mandà ao am-po ny zavatra extra-naturel, indrindra fa raha olona fantany sy hitany eto fa tsy isan'ireo malaza ao @ antokom-pinoany no miteny ny fahitana.
Tsy ny finoana Anjely no mitondra fiainana fa ny finoana an'i Kristy. Je ne dis pas les choses pour contredire, plutôt, je dirais bien les choses pour contredire, mais CHRIST en moi n'est pas comme ça, IL a sa mission : sauver le monde. IL le fait à sa façon qui est la meilleure.
Niryna >>> Marina ny teninao, ihomehezan'ny olona maro ianao amin'ny fahitana, tena ampianaria ny kristiana hiombon-kevitra amin'izao tontolo izao : science, preuve scientifique. KAnefa ny Soratra MAsina aza manao hoe "@ andro farany no andatsahako ny fanahiko amin'ny nofo rehetra, ny zanakareo vavy hahita fahitana".
Rehefa nahita anao nizara teny matetika teto aho ary mandinika ny fivoaran'ny zavatra lazainao dia mahatsapa fa niainga tamin'ny fahazazana ara-panahy ianao ary miha-mitombo. Dia mitombina ny tenin'ny Apostoly Paoly hoe "rehefa lehibe aho dia nariako ny fahazazana", sy ilay hoe "sombintsombiny ny fahalalantsika".
Kanefa, na dia manana ny fahalalana rehetra aza aho ka tsy misy fitiavana dia zava-poana.
TGA THANKS GOD IN ADVANCE :arrow: Misaotra an'Atra mialoha aho M A M amin'ny zavatra rehetra mbola ataony ahy,ho anao ,ho antsika .
na misy olona 1000 aza eo ka iray no mandray an'i kristy dia mahafaly ahy izany ary miaraka mifaly ahy koa ny anjely ka, mitaona olona no anjarako ,manatanteraka ny iraka aho fa anjaran'ny tsirairay no mandray ny tandrifiny hoy Fahamariinana izay :-*