Iza no efa nifanena tamin'ny anjely ?
61. Mirananirina
(
14/01/2009 15:55)
misy fa avy aty alo ny plasiny
Hanky va re,iny indray no tsy fantako.
Fa tena misy tokoa ange ny anjely misy rambo e
62. kotobekibo
(
15/01/2009 18:05)
Ny ahy d toy izao :
T@ zà mbola kely 10-11 taona d narary b . Nisy olona hitako eo antongo-pandriana , mipetraka manao akanjo fotsy manjavozavo , izaho mbola rendremana ( matory à moitié ) , tsy hitako ny endriny fa toy ilay akanjo koa , fotsy b manjavona izany . Hitako fa vhv mi-croisée tongotra ary mi-croisée tànana koa , mitana volo ( fehy an-katoka ) . Tafatory zà avy eo , sitrana zà ny ampitso .
Tsy nahasahy nitatara izao zvt izao zà raha tsy vao taona vitsivitsy izao , matahotra sao lazain'ny ol hoe adala na mitapy . Inn no hitako , tsy haiko h@ izao . Anjely v sa inona ?
:roll: :?

63. ari.malala
(
16/01/2009 05:36)
kotobekibo, possible anjely zany ko! nenao zany le hoe sitran-tsy niody ny aretina?
64. coopsal
(
16/01/2009 11:12)
fahamarinana:
dia inona marina no zarainao eto :satana ve sa anjely ary ilay izy e ...tsy mazava amiko intsony;marina moa ! very tanteraka i faha e !raha mba azon\'i coopsal azavaina dia misaotra mialoha e!
==> \"Fa toy izao no nitiavan\' Andriamanitra izao tontolo izao, nomeNy ny zanaNy lahitokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana ny fiainana mandrakizay\". Tsy very ianao raha mino an\'i KRISTY amin\'y fonao.
KISTY ihany no zaraiko, na dia miresaka momba ny Satana sy ny Anjely na zavatra hafa koa aza tsindraindray. Tahaka izay ataon\'ny Soratra Masina rahateo. KRISTY nilaza hoe
\"Izaho nahita an\'i Satana latsaka avy tany an-danitra tahaka ny varatra\".
KRISTY kosa tsy latsaka avy tany an-danitra, fa nidina avy tany an-danitra ary niverina ho any amin\'ny Rainy sady Rain\'ireo mpianaNy.
Niryna:
miandry an\'i coopsal izany e
==> Ity tenin\'i niryna ity dia fitenin\'ny maro eto rehefa hoe tsy mazava ny tenin\'ilay niteny. Nahoana re raha mba atao toy izany ny tenin\'i KRISTY e? Au lieu de mifampiady hevitra sy ny sisa. Nahoana raha KRISTY mihitsy no anontaniana ?
65. fahamarinana
(
16/01/2009 15:12)
:arrow: oadray,tsara tokoa ilay hevitra hoe nahoana raha i Kristy mihintsy no anontaniana...ny tena olana anie coopsal,sans vouloir te vexer dia ilay hevitrao miova eny atsefatsfany eny ka tsy maharaka intsony,raha ny tenako aloha no lazaiko.Ny teninao aloha hatreto no misy kianiko kely,ny Tenin'ny Kristy efa mazava...Rahatoa ka mangatam-panazavana ve miteraka olana goavana ny mamaly azy tahaka ny ataon'ireo rahavavy sy anadahy maro mandray anjara ato ihany koa ? Na izany aza dia misaotra anao namaly ahy na tsy tena nahavaly ilay fanontaniako aza. :) (l)
66. ari.malala
(
20/01/2009 12:22)
fahamarinana:
dia inona marina no zarainao eto :satana ve sa anjely ary ilay izy e ...tsy mazava amiko intsony;marina moa ! very tanteraka i faha e !raha mba azon\'i coopsal azavaina dia misaotra mialoha e!
coopsal:
==> \"Fa toy izao no nitiavan\' Andriamanitra izao tontolo izao, nomeNy ny zanaNy lahitokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana ny fiainana mandrakizay\". Tsy very ianao raha mino an\'i KRISTY amin\'y fonao.
Aiza hoaiza ao @ io tsimpona b manadala io no mamaly ny fanontanian'i fahamarinana? :P
coopsal:
KISTY ihany no zaraiko, na dia miresaka momba ny Satana sy ny Anjely na zavatra hafa koa aza tsindraindray. Tahaka izay ataon\'ny Soratra Masina rahateo. KRISTY nilaza hoe
\"Izaho nahita an\'i Satana latsaka avy tany an-danitra tahaka ny varatra\".
KRISTY kosa tsy latsaka avy tany an-danitra, fa nidina avy tany an-danitra ary niverina ho any amin\'ny Rainy sady Rain\'ireo mpianaNy.
:roll: :roll:
Niryna:
miandry an\'i coopsal izany e
coopsal:
==> Ity tenin\'i niryna ity dia fitenin\'ny maro eto rehefa hoe tsy mazava ny tenin\'ilay niteny. Nahoana re raha mba atao toy izany ny tenin\'i KRISTY e? Au lieu de mifampiady hevitra sy ny sisa. Nahoana raha KRISTY mihitsy no anontaniana ?
lany fika ranamana d mody hoe i Kristy mintsy anontaniana! hihihi!
67. ikaretsaka
(
20/01/2009 18:06)
nga moa tsart hoe irak i kristy ndray lery no lasa any @ lehibe ndray no anontaniana?
mba ataovy matotra hoa le resaka indraindray fa tsss...eo pendina ery milaza tena...avy eo kofona de hoe anontanio tampoka lery