endrinkendrika zafy albert , Hery aiza?

1. salopard ( 04/01/2009 14:34)
Jentilisa ao @ blog-ny milaza fa i zafy no namaky ny fonjan'ny tsiafahy.
Marina ve fa vaky?
Voatery ho zafy ve, sa manao PUB ny Blog-ny i Jentilisa?
Ary i Hery izay mpakasitraka Jentilisa(vakio jentilisa e!),
de hampamakianao daholo izany ny blog-n'olona rehetra sa manao fiangarana zanak'i kalahafa ianao?

ahoana no tsy fafana io Difammation be io. Na au moins itadiavo porofo i Jentilissa raha marina ny lazainy @ le hoe Zafy.

izay anie no ilazana, fa mpanohana a'i levalo, saingy matahotra milaza ianao.
raha vao levalo no diffamer-na dia fafana
raha vao opposant, dia vakio jentilisa.

amiko dia vakio daholo ry zalahy ny blog rehetra, tsy ankanavaka
sni...
tchouff....


novalian'i hery ny 05/01/2009 10:57
2. hery ( 04/01/2009 15:54)
Maninona ary no tsy mety hitan'i levalo mihitsy itony :-)

Sao mba mahazo ranondranony ihany aho.

Na dia conseiller kely fotsiny anie ny toerana azoko dia efa ok e :-p

3. kidoropamba ( 04/01/2009 16:14)
Io ange efa nolazaiko taminareo ny mombamomba an'ity jentilisa ity e. Olona fantako tsara hoa izy io satria ao @ Magro ao izahay samy milahatra maka vola. zaho tsy menatra @ izany intsony.

Io izao no hany tetika hitandry zalahy hanamborana an'i ANDRY TGV. Tadidio fa raha tsiafahy misy gadra mitsaoka izany dia TONGA DIA ny mpitondra no tompon'andraikitra voalohany @ izany. Aiza ary ilay FANDROSOANA no ka dia mbola ny fonja izay maro mpiandry indrindra no mbola misy gasy mitsaoka?

Aiza ary ny andraikitry Zafy @ izany? Raha manana porofo nahoana no tsy samborina?

diska fanaonay sy jentilisy izany e. Tsy main tsy atao korontany etsy sy aroa @ izay samborina i ANDRY TGV.

Raha misy izany fonja vaky izany dia ny ministrin'ny fitsarana no tokony mametra-pialana voalohany na koa ireo lehiben'ny sendikan'ny mpitsara, dia ny filoha izany. (l) (l) (l)
4. salopard ( 04/01/2009 17:00)
Maninona ary no tsy mety hitan'i levalo mihitsy itony

Sao mba mahazo ranondranony ihany aho.

Na dia conseiller kely fotsiny anie ny toerana azoko dia efa ok e


diffamation tsy misy preuve no tenenina bainina a!

fafao fa tsy mety ,

ary aoka ity hoe vakio jentilisa, blog efa misy ho 1000 no ato, ka iza ity jentilisa no homena faveur, sa kiandranonandrano no ady

io fonja vaky io, ny sur na iza no nanao na iza , na hasard, dia tsotra, tsy hisy ny manif 13 janvier mandra-pisamborana ny nandositra.

raha marina fa vaky.

donc: a qui profite le crime?
5. kidoropamba ( 04/01/2009 21:26)
Avohay ny decret anao levalo fa efa fantatray ny fikafika rehetra. Haiko tsara ny coin-coin rehetra ao @ Magro, akorondrano.

Raha ROMBO no tadiavinao, dia homena anao kadO dE Noely izany.

Ny firenena malagasy dia tsy maintsy havotana ary atsahatra ity jadona sy fanaovana sinema antaon'ny fitondrana hanagadrana sy hamonoana olona ity.

Couvre feu, interdiction avohay daholo fa any @ lava-bo...n'izay mamaoka azy no hanotsofohanay azy raha tratranay eo ireto mpanao jadona ireto. Tena mianatra hi-defi an'i kidoropamba dia aleo ataoko hitan'ny havany eo.

22 ny gadra nandositra mora be tao Tsiafahy kanefa jeneraly ny praiministra ry bandy raoly be no filoham-pirenenena raha arak ny kabry hen,o t@ 31/12/08. Mametra-fialAna raha tsy hanao n'inoninona fa tsy ny vahoaka no atao sorona.

ROMBO, ROMBO ho fanavotana ny tanindrazana. Izay tsy te hipitsihan'ny rĂ  sy ny taolana aleo mihatakataka fa ho raikitra ity ROMBO. AMPY IZAY NY fanambakAna ny malagasy. 60 taona mahery aho sahy mijoro amin'izany ho fiarovana ny tombotsan'ny fara sy dimby.

MADAGASIKARA TANINDRAZANAY, TANY SARO-BIDY MASINA TOKOA
LOVASOA NOMEN'NY RAZANAY TALOHA
MATY HO ANAO

MITSANGANA RY TANORA, MITSANGANA F'AZA MANANA AHIAHY
IZAO NO ANDRO SADY ORA
MIJOROA, SAHIA TOKOA HO LEHILAHY
6. xxx ( 05/01/2009 07:44)
Kaiky va re ka raikitra ny fanazavana texta isan-karazany ato. Za koa ange mba gaga ry salopard amin'ity zavatra lazain'ny mpiandraikitra ny serasera ity e! Vakio hoy izy ny testamentan'i jentilisa andininy voalohany ka hatramin'ny farany.

Za aloha vao nahita an'ilay nitifotra sary niaraka tamin'ny le8 dia efa fantatro avy hatrany ny couleur-any e! Satria tsy sary tofitofirana toy ny ataon'ireto gasy samban'ny nahazo faka-tsary mitentina 500e farafaha-keliny ka alaina sary daholy ity vodi-rindrana efatra ity (tsetratsera tsy aritra ihany ty faka-tsary ity,...) fa sary encadre, tsy mihetsika, nefa dia mitsikitsiky ery izy amin'izany. Ao raha!!!

Ka noho izany dia manao antso avo koa aho, mijoro ry tanora, ny resaka hery, etsy an-daniny ihany fa ny fanavota-tanindrazana izao no tokony ho atao.
7. hery ( 05/01/2009 10:57)
:-)

Zah tsy niteny hoe vakio hatr@ voalohany ka hatr@ farany ny blaogin'i jentilisa ka... Apetraho tsara @ contexte ny nolazaiko. Resaka Andrytgv iny.

Fa tsy maninona raha mazoto ianareo dia vakio daholo ny blaogy rehetra ka :-)

Raha resaka loko politika dia toa samy mijery izay hahazoany tombony. Raha manome tombony ho ahy i andrytgv ka mihoatra noho izay azoko amin'i ravalo (izay mbola tsisy aloha hatr@ zao) dia tonga dia iny indray aho no manohana andrytgv :-) Teneno koa i leiry. lol...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0761