Te hanafatra an'i zandrinay
1. xxx
(
27/12/2008 19:08)
Manao ahoana daholo,
Sao dia hainareo, inona avy ny condition sy ny dossier ilaina raha te hanafatra ny zandriko maika hitaiza ny zanako aty frantsa .
Misaotra
Sao dia hainareo, inona avy ny condition sy ny dossier ilaina raha te hanafatra ny zandriko maika hitaiza ny zanako aty frantsa .
Misaotra
répondu par Tazana le 13/02/2009 19:06
4. xxx
(
27/12/2008 20:07)
Raha mahita hevitra hafa ianareo dia tonga soa e, ny mety ahazahoana an'azy no tanjona raha sarotra be ny maka azy ho toy ny aide familiale (fille au pair) ?
Mandoa 800 € ho an'ny assistante maternelle mantsy, tsy aleoko omena an'azy?
Sao mba efa nisy nahita fika mbo atoroy e! urgent
Mandoa 800 € ho an'ny assistante maternelle mantsy, tsy aleoko omena an'azy?
Sao mba efa nisy nahita fika mbo atoroy e! urgent
5. xxx
(
28/12/2008 14:46)
za koa tena eo ampitadiavana hevitra ny hanafatra an'i mamanay hitaiza ny ankizy, toy izay omena ny assistante maternelle, ka sao mba misy mahita hevitra e! raha mahita aho dia milaza eo ihany e. misaotra e!
6. kotobekibo
(
28/12/2008 15:06)
Ny torohevitro d hoe mila visas fa efa ela b no tsy nifankahita .
Satria efa bdb ny ol fantako tsy nahazo visas satria niteny hoe hanafana ny zanany na ny mpiray tampo aminy .
Soloina isaky ny 3 mois ny ol afaranao d mety tsara , ary kajio mba @ saison basse no asaina mandé ilay ol . ( 700 € TTC ny frais aller-retour )
Na asaivo afaran'ny namanareo hafa .
Ny resaka haben'ny trano sy ny fidirambola no tena tadiavin'izy ireo .
Miankina @ chance koa io , tahak'ilay ol fantako izay , efa tokony ho lasa izao , satria ho teraka ny zanany taty ivelany , d tsy lasa tampoka , refusée .
Soa fa nahalala ol ambony ao @ maso ivoho ao dago ry zareo ary io ol io no nanao fanadihadiana sy nanotany an'ilay mpikarakara dossiers hoe fa maninn no refusée ? d hoe an3 , tsy misy kah .
D saika tavela @ tsy misy dikany izany ilay olona naka visas .

7. xxx
(
28/12/2008 17:47)
mmhhh, bonne chance araka ny tenin'i heidi fa za kou mba nanafatra fa d ni oui ni non ny valiteny azo tao @ ambassady!
8. Samoana
(
28/12/2008 18:47)
xxx:
Manao ahoana daholo,
Sao dia hainareo, inona avy ny condition sy ny dossier ilaina raha te hanafatra ny zandriko maika hitaiza ny zanako aty frantsa .
Misaotra
Ny préfecture ihany no afaka mamaly anao momba ny dossier ilaina. Au cas par cas le izy arakaraky ny toe-tenanao ( condition financière, psychologique et familiale).
Aza entina amin'ny hoe sitrany hay omena azy ny vola fa mainka tsy ahazo rariny ianao. aza miala amin'ny marina hoe ilainao ny présence familiale amin'io voaloham-bohoka io
9. heidi
(
28/12/2008 19:17)
Koditra:
heidi : Milay be lé torohevitra ah! :-D :-D :-D
ka henjana be anie zao no manafatra olona e! izany hoe ny fanomezana visa zao tena pfffff be!
:-D :-D
ny regroupement familiale zao toa try ekena tsony :?
10. tywa68
(
29/12/2008 09:39)
xxx:
Manao ahoana daholo,
Sao dia hainareo, inona avy ny condition sy ny dossier ilaina raha te hanafatra ny zandriko maika hitaiza ny zanako aty frantsa .
Misaotra
Efa ela no sarotra ho an'ny tanora célibataire ny mahazo visa zany (indrindra tsy manana asa fixe any Mcar), satria mety hiletika aty rhf tapitra ny séjour ! ny tanora hanovo fianarana aza lavindreo maika fa hitaiza, hanampy pour des raisons familiales ... raha tsy hoe mahalala olona ! Zany akory tsy midika hoe tsy hahazo, fa ndàna mangataka tsy mamorondainga fa miteny ny marina. :wink:
11. nikah
(
30/12/2008 09:14)
Bonne chance fa raha ao dago aloha no haka visa de maha kely finoana e!Bdb ny cas efa hitako ary na za aza efa nandalo t@ io,efa complet zao daholo ny dossier ilaindry zareo fa eee! handalo anefa aho @ zany ary ny billet de efa mazava tsara daholo ny destination final fa niala maina hoah.
Avy taty aminay anefa aho no nangataka t@ hody tany dago,fa toa moramora ery ny nahazoko azy.Fa ao dago ao mihitsy no tena sarotiny be.
Avy taty aminay anefa aho no nangataka t@ hody tany dago,fa toa moramora ery ny nahazoko azy.Fa ao dago ao mihitsy no tena sarotiny be.
13. Tazana
(
13/02/2009 19:06)
I France tsy mandray jeune fille au pair avy amin'ny tany francophone fa ny azonao atao raha mahafantatra olona ianao any amin'ny tany hafa eo akaikikaiky anareo raha akaiky frontiere hanao taratasy ho azy? Raha mety dia raha samy fianakaviana ihany fa sarotra raha olona fantatra amin'zao fotsiny...Raha fianakaviana manko hoe hiandry ny zanakao ny antony ilana fanampiany...ao anaty fianakaviana ihany zany izy na manao taratasy aza.Kanefa koa dia 1 an na 2 ans ihany no fetra arakaraka ilay tany.