Ny fomba fijerin'ny katolika

1. badboy ( 20/12/2008 03:38)
Le président fondateur du parti Masters a annoncé, lors de sa prise de parole, l'extension du mouvement sur tout le territoire malgache. « Mgr Odon Razanakolona aurait dû être aussi avec nous en ce moment. Mais le fait qu'il a envoyé l'évêque auxiliaire pour ce rendez-vous signifie que la confiance est déjà établie », a-t-il expliqué.
De son côté, Mgr Jean Paul Randriamanana n'est pas resté un simple observateur. Il s'est levé pour donner sa bénédiction. « Dieu ne veut pas que les hommes vivent dans la souffrance. Puissions-nous accomplir ce que nous entreprenons », a-t-il dit, voulant être bref dans son allocution. Le message du synode diocésain d'Antananarivo du 29 octobre au 2 novembre a été distribué encore une fois à la presse, hier à Andoharanofotsy.

Toa mifanohitra @ ilay fiheveran'ny protestanta sy y evanjelista ny tsy tokony hitadiavana fiainana tsara eto antany io!! Sa moa efa nisy nanambara tany ho any fa ny finoana katolika no itoeran'ilay bibidia 666, ka ny heviny dia hevitra mikatsaka ny fanjakan'ny tany ihany??? :twisted: :twisted: :twisted:
2. ikaretsaka ( 20/12/2008 05:18)
Le hoe monsenera tao sy tsy tao aloha amiko toa fomba fiady fotsiny fitadiavandry masters kil...
Ohatran le manao bal taloha ireny de mody asiana hoe eo ambany fiahian-dranona manam pahefana zao sy zao...

Ny hoe filazain mgr jn paul indray mody naverina naparitaka tany dia tsimpona io amiko...
Za manaiky ny filazany le hoe tsy manaiky fijaliana sns.... fa le hoe naverina nozaraina ny tatitra t@ sinaodan ny eveka no hafahafa...
Tsisy hafa @ taratasin'i paoly ho an'i filemon io de ampiasain'ny tsy filemon rehefa misy azoazony @ le nambara
3. badboy ( 20/12/2008 05:26)
ikaretsaka >> Tsy azoko ilay hevitra!! Indrindra ilay mahahafahafa ilay famerenana ny fizarana ny tatira!! Azavao hoe!! ;-)
4. ikaretsaka ( 20/12/2008 05:39)
Ny kato hatr@ izay hatram zao no efa ni affirmer io hoe dieu ne veut pas que les hommes vivent dans la souffrance io ...izay no mahatonga azy miaraka @ ze heveriny fa manohana ireo mijaly foana na ara batana na ara tsaina na ara panahy ary anisan ny vocations an'ireo glady ara pinoana ao amindry zareo toan dry pedro sy ry abbe pierre sy ry vincent de paul syry theresa....
5. rabilabila ( 20/12/2008 09:11)
Ika a!! Ireo olona tanisainao ireo tsy misy d'accord amin'ny Vatican na iray aza , na dia mila ny structure-n'ny Vatican aza ( i Emanuelle ohatra nizara pillule sy preservatif ...), tsy dia misy zavatra azon'ny vatican atao nefa ny momba azy satria manana renommée internationale ry zareo indrindra eto Eoropa ,dia ihafian'nt Vatican satria "vitrine" tsara ho azy (il suffit de voir les contradictions du Vatican sur les autres sujets oh : ny cannonisations , ny rôle-ny any Amerika atsimo hatramn'izao ......)donky tsy ny kato akory no mihevitra tahaka an'io fa ny isan'isany ,izay manana ny fomba fiadiny aby ,amin'ny toerana misy azy ,ary mi-conjuguer ny action-ny amin'ny olona ampiany ,ary matetika ny zezoita .

Badboy >> Ny katolika manana an'ilay hoe "doctrine sociale" contrairement amin'ny tantaran'ny protestant sy ny zanany rehetra izay manao asa fitoriana mba azahoana points de retraite ahafahana iditra any amin'ny fanjakana :ny fikatsahana izany aminy dia proportionnel amin'ny isan'ny convertis (na inona na inona fomba ampiasainy eny fa na dia diso pilopitra aza ) ;izany akory tsy manaka ny tsirairay amin'ny mahaolombelona azy no hanao ireo asa fanamaivanana ny fijalian'ny sasany eto an-tany .
6. badboy ( 20/12/2008 09:57)
Ka ny mahagaga ange ohatra dia na i père pedro aza mandà olona vonona hiditra ao @ andralanitra, nefa vonona ny hivavaka sy hiasa!! Sa efa ampy ilay isa nokatsahany??? :roll:
7. rabilabila ( 20/12/2008 10:23)
Badboy>>
Tsy fantatro indray izay hoe "nandà" izay ; fa angamba , azo lazaina hoe :resaka sécurité ? na tsy fahampian'ny moyen : aleo manalavorary hatramin'ny farany ny efa eo ,toa izay manao betsaka nefa vita an-tsirambina ? na koa hoe efa tratra ny limite-n'ny capacité-n'ilay toerana ? ..........................fa ilay hoe mandà fe mandà aloha tsy dia mahatoky an'izany loatra aho ;mety misy critères koa ny fidirana ao .Asa?
8. rabingogilabanga ( 20/12/2008 12:29)
badboy:
Toa mifanohitra @ ilay fiheveran\'ny protestanta sy y evanjelista ny tsy tokony hitadiavana fiainana tsara eto antany io!! ?


voalohany aloha ra-badboy, aza dia manao affirmation gratuite, lasa mandreraka ilay izy, satria enkenao angamba fa tsy ny zavatra lainga no hifampireasahantsika eto. sy izay eritreretinao, fa marina, ny contraire ny teneninao aza no marina, ary ce n\'est pas par hasard raha ny nation protestanta sy aglikana, toa an\'i amerika, angletera(anglican et protestant), amerika, allemagne no nadroso kokoa nohon\'ny sasany depuis la revolution industrielle de 17 et 18 eme siecle, ary mitohy h@ izao.

rabila:
Badboy >> Ny katolika manana an\'ilay hoe \"doctrine sociale\" contrairement amin\'ny tantaran\'ny protestant sy ny zanany rehetra izay manao asa fitoriana mba azahoana points de retraite ahafahana iditra any amin\'ny fanjakana


Mme la professeur, fa inona no ahasahianao milaza izany.
1)Efa novakianao ve ilay livre\" L\'Éthique protestante et l\'esprit du capitalisme\", ouvrage de Max Weber grand sociologue no économiste allemand, fondateur ny sociologie comprehensive.
2)Ny association AnKANISO ny misiona norveziana eto Madagasikara, hopitaly ny misiona protestanta ao manambaro( faradofay) , ny sekoly protestatnta paul Minault, kolejy rasalama, hopitaly misiona EJEDA (ampanihy, toliara).

Farany, ny hevitro:

Raha ny resaka sosialy dia manao an\'io daholo, na

-ny catholiqueUnderlined text (les benedictains, les lazaristes les filles de charité de sain vincent de paul...

-ny protestant :Underlined text ny armée de salut eran-tany (eglizy baptiste), Ny CARE (ONG religieuse americain au debut, ...

Na ny Musulman aza: Underlined text Zakât al-Mâl (obligation de solidarité envers les pauvres) Zakât al-Fitr (solidarité fanao après ny HAJJ any la Mecque

Ny JUIFs: Ny Talmud ny jiosy, boky momba ny pratika ny fiaina isan\'andro dia feno reference @ solidarité envers ny mahantra

ka aza dia variana ny hanaratsy re tompoko...
9. rabingogilabanga ( 20/12/2008 13:46)
rectification:

Ny zakat, izay 3è pillier de l'islam, parmi les 5 pillier, dia misy ny
- ny zakat al fitr, izay juste atao avant ny fin ny ramadan, fa tsy apres ny hajj

ary ny mennonite, sy ny quakers dia niady hatrany @ fitoviana sosialy.

Ny mpiandry protestanta gasy moa dia hitanareo ireny fandroahana devoly teny @ 13 mai ireny;

Ny hoe tokony hanao ireny ry zareo na tsia dia resaka hafa indray izay; fa ny hoe sosialy, dia tena sosialy na politique mihintsyirny fihetsika ireny.
10. ikaretsaka ( 20/12/2008 17:18)
badboy:

Ka ny mahagaga ange ohatra dia na i père pedro aza mandà olona vonona hiditra ao @ andralanitra, nefa vonona ny hivavaka sy hiasa!! Sa efa ampy ilay isa nokatsahany??? :roll:


Ny an'i pedro io efa napetrany tsara ka.... pour servir no iarahanao aminy fa sy pour se servir.
11. badboy ( 20/12/2008 17:56)
rabilabila >> Marina ny anao satria toa hoe tsy ampy intsony ny toeraan raha ny henoko no antony handavany ireo vao tonga!!

ikaretsaka >> Pour servir an'iza ilay izy?? Atra? Pedro? Sa ny tenan'ilay olona tonga?

rabingobilabanga >> Tsy teny atsipitsipy fotsiny io na "affirmation gratuie" fa vakio ity napetrak'i rabilabila ity
Ny katolika manana an'ilay hoe "doctrine sociale" contrairement amin'ny tantaran'ny protestant sy ny zanany rehetra izay manao asa fitoriana mba azahoana points de retraite ahafahana iditra any amin'ny fanjakana :ny fikatsahana izany aminy dia proportionnel amin'ny isan'ny convertis (na inona na inona fomba ampiasainy eny fa na dia diso pilopitra aza ) ;izany akory tsy manaka ny tsirairay amin'ny mahaolombelona azy no hanao ireo asa fanamaivanana ny fijalian'ny sasany eto an-tany .


Sa ho lazainao fa mandainga indray rabilabila??? Nefa ireo mpitory matanjaka eto, izay protestanta daholo ny ankabeazany, no efa nametraka fa tsy tokony loatra handany andro hisahana ny fiainana eto antany!!! :twisted: :twisted:
12. ikaretsaka ( 20/12/2008 18:31)
Pour servir ny communaute sy entre an izay mipetraka any...fa tsy pour se servir izay offert any
13. badboy ( 20/12/2008 20:10)
oki ;-) ;-)
14. leboda ( 21/12/2008 08:02)
Ny entim-belon no enti-maty hoy ny razan-tsika, ka raha misy toe-javatra tsy mety dia ataoko fa azo amen-tsiny ny fiangonana rehetra tsy anavahana satria ao anaty Baiboly dia mazava fa ny ady amin'ny tsy rariny sy ny fanosihosena ny madinika dia zava-dehibe. Tsy olon izany no zava-dehibe fa ny hevitra ka raha tamin'ny fotan'andro niaraka tamin'i Ravalomanana ny fiangonana satria nohosihosena ny safidim-bahoaka dia tsy midika izay fa hitsodrano azy hatramin'izao raha sendra misy fanosihosena ny rariny sy ny maha-olombelona.
Porofon'izany dia nandray andraikitra ny FFKM fa hanao dinika ho an'ny kristianina ao aminy mikasika ny teo-draharaha mahazo ny mponina amin'ny fiainany ara-piaraha-monina.
Fehiny, adidy tsy azon'ny Fiangonana ialana ny mijoro raha misy rainy sy hitsiny voahosihosy fa tsy hoe fitsabatsabahana amin'ny tsy anjarany. Soa ihany fa mba misy ny fivavahana manao arofanina hiaro ny vahoaka fa raha tsy izany dia manao izay tiany atao tsy misy fetra ny mpitondra.
15. rabingogilabanga ( 21/12/2008 08:35)
Sa ho lazainao fa mandainga indray rabilabila??? Nefa ireo mpitory matanjaka eto, izay protestanta daholo ny ankabeazany, no efa nametraka fa tsy tokony loatra handany andro hisahana ny fiainana eto antany!!!

-Raha ny havana rabila no reference-nao dia anao ny anao, malgré ny respect-ko aminy, olona nianatra toa anao sy izaho ihany izy, misy marina ny lazainy, misy azo kianina koa, fa tsy madame soleil izy akory

-ny mpino protestanta eto @ serasera indray dia mpino tsotra ireny, ny reference-ko dia kristy "

Jésus reprit : " Tu ne tueras pas, tu ne commettras pas d'adultère, tu ne voleras pas, tu ne porteras pas de faux témoignage, honore ton père et ta mère, et tu aimeras ton prochain comme toi-même. "

Tout cela, lui dit le jeune homme, je l'ai observé ; que me manque-t-il encore ? " -
-Jésus lui déclara : " Si tu veux être parfait, va, vends ce que tu possèdes et donne-le aux pauvres, et tu auras un trésor dans les cieux ; puis viens, suis-moi. " Mathieu 19:21-

Farany ny zavatra lazaiko dia faits, ny anakany ANKANISOA, ny kolejy Loterana, Ny kolejy Rasalama, ny hopitaly misiona, tsy manka reference , na @ rabila havako aho , na ny havana ika , na ny havana Fijo, na ny havana NYrina.

les faits, rien que les faits
16. rabingogilabanga ( 21/12/2008 08:37)
badboy:
Sa ho lazainao fa mandainga indray rabilabila??? Nefa ireo mpitory matanjaka eto, izay protestanta daholo ny ankabeazany, no efa nametraka fa tsy tokony loatra handany andro hisahana ny fiainana eto antany!!!


-Raha ny havana rabila no reference-nao dia anao ny anao, malgré ny respect-ko aminy, olona nianatra toa anao sy izaho ihany izy, misy marina ny lazainy, misy azo kianina koa, fa tsy madame soleil izy akory

-ny mpino protestanta eto @ serasera indray dia mpino tsotra ireny, ny reference-ko dia kristy "

Jésus reprit : " Tu ne tueras pas, tu ne commettras pas d'adultère, tu ne voleras pas, tu ne porteras pas de faux témoignage, honore ton père et ta mère, et tu aimeras ton prochain comme toi-même. "

Tout cela, lui dit le jeune homme, je l'ai observé ; que me manque-t-il encore ? " -
-Jésus lui déclara : " Si tu veux être parfait, va, vends ce que tu possèdes et donne-le aux pauvres, et tu auras un trésor dans les cieux ; puis viens, suis-moi. " Mathieu 19:21-
fiainana an-tany izany, mba hahazahoana ny lanitra

Farany ny zavatra lazaiko dia faits, ny ankany ANKANISOA, ny kolejy Loterana, Ny kolejy Rasalama, ny hopitaly misiona, tsy manka reference gratuits , na @ rabila havako aho , na ny havana ika , na ny havana Fijo, na ny havana NYrina.

les faits, rien que les faits
17. rakapy ( 21/12/2008 09:15)
The fuck is, you don't need to write in french because you know we all understand Malagasy. So please write in gasy! ! Don't be still slave of French! Thanks!
18. xxx ( 21/12/2008 13:12)
Mitovy ihany na ny andevon'ny frantsay na ny andevon'ny angalisy. Ka aoka sany hisaina ihany koa.
19. ikaretsaka ( 21/12/2008 13:27)
Rabingo> ok ary... atao hoe misy ry kolejyrasalama sy ry ankanisoa ary.... fa jereo akaiky ary. Ao Bira no raisiko ohatra akaiky fa tao aho no lehibe an...maninona ny Rar na tsy kato aza no mifandrombaka hampianatra ny zanany any @ Providence sy st jo (andry kato) nefa eo ry farimbona (loteranina) sns.... maninona ny reny no mikafr ny hiteraka any @ ave maria (kato) nefa eo andranomadio (loteranina) misy?
20. prime ( 22/12/2008 14:43)
badboy:
Toa mifanohitra @ ilay fiheveran'ny protestanta sy y evanjelista ny tsy tokony hitadiavana fiainana tsara eto antany io!!
... Nisy nilaza sy nivoy izany ve??? :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0532