Ny fomba fijerin'ny katolika
21. ikaretsaka
(
22/12/2008 15:01)
prime:
Toa mifanohitra @ ilay fiheveran'ny protestanta sy y evanjelista ny tsy tokony hitadiavana fiainana tsara eto antany io!!... Nisy nilaza sy nivoy izany ve??? :lol:
Eny...toa ni admit an'io resaka tsy hafampiana ara tsosialy io nareo ko
22. badboy
(
22/12/2008 18:44)
prime >> Taraiky be ianao ranamana!! niryna ao ambany ao, izay toa sady evanjelista no protestanta angamba, aza efa milaza fa efa rebireen'i satana @ korododosy ny fiainana antany mba tsy hahita ilay fiainana andanitra intsony!! Hatr@ aterineto sy ny soltsaina ampiasainy mihintsy aza no lazainy fa efa fitaovana namboarin'i satana handrebirebena ny saina!! 8) 8)
24. niryna
(
23/12/2008 14:55)
Tsotra ny valiny.Na isika miaraka amin'i kristy na isika tsy miaraka aminy.,mazava be izany.
Tsy andresy lahatra na anome porofo no antony izarana ny tenin'Atra .Hianao ,izaho ihany dia efa samy mahalala hoe iza no arahana Ny marina no anafaka antsika( the truth sets you free ) anafaka amin'ny inona ? amin'ny ziogan'ny fahotana.
Mahafantatra ve hianao,izaho hoe aiza no andeha rahatrizay ka miala ety ? eny tompoko : Ny tenin'Atra no mampiseho izany amiko,aminao amintsika rehetra
Efa nanome toky antsika hatrizay i kristy fa asa isika raha mety mandray fa tsy mbola tara ka tsy ho reraka izay afaka mizara izany vaovao mahafaly izany .
I am the way ,and the truth,and the life.No one comes to the Father except through me.... Hoy Jesosy taminy: Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako.Jaona 14:6
mazava izany ny fanazavan'i kristy fa izy irery no lalana mankany amin'ny raiNy
^:^ ^:^

25. badboy
(
23/12/2008 15:51)
Marina ny lazainao ranamana fa tsy ampy kely fotsiny, sa ny tena marina saika nahay ianao!! Araka ny teninao hoe tsy hay izay aleha rehefa hiala eto koa dia ny mbola eto, izay toerana fantatra sy isiana, dia aleo aloha izany miaina!! Miaina tahaka ny olondrehetra eto antany, izay tsy mitsahatra ny mitady ny hohaniny, ny hatoriany, ny fiara ho tengenany hoentiny hiasa, hividianany solosaina hahafahany miadihevitra eto @ serasera, handehanany any antany lavitra mba hahatsaratsara ny fiainany, ....... ary izany rehetra izany, izay tsotra nefa sarotra ny manatanteraka azy no antony mahatonga an'i père Pedro, Itompokovavy Thérésa, .... sns tsy voatanisa midina mitady hevitra ny hahasoa kokoa ny andavanandron'ireo nanodidina azy!! Koa sao dia mba izay aloha no sehatra voalohany tokony ho ataonao, izay hahatsaratsara kokoa ny fiainan'ireo ao anaty fahoriana andavanandro, alohan'ny hanomezanao azy toriteny tsy hampidibola ao aminy fa ianao aza no mbola mety itaky rakitra!!!
Ka ampisehoy azy aloha fa tsy handry fotsy ilay olona, na koa hanana ny ampahafolon'ny hananao izy @ zavatra ho ataonao azy vao itorianao teny avy eo!! Izay anie ilay hevitra tianay aseho fa tsy miteny mihintsy izahay hoe aza resena lahatra ilay olona hoe izao na izatsy eh!!!!
Ary aza miteny hoe koa mba asehoy hoe ny ataonao, dia avaliko anao hoe "izaho anie tsy miady ny hanaradia ilay ataonao modely, fa miezaka ny miaina tahaka ny olondrehetra, miezaka ny hitovy fananajavatra aminao ry nyrina : kidoro mafana, solontsaina, finday, micro-onde hanafanana sakafo, akanjo madio no sady mafana, kiraro tsy goaka......."!!!
:twisted: :twisted: :twisted:

26. ikaretsaka
(
23/12/2008 16:15)
lalina izany fanovanareo ny dinika izany ry niryna sy ry coopsal
ny zavatra nasaina ho jerenareo akaiky ange de ity e
eo jerena akaiky na marina na tsy marina!
ny zavatra nasaina ho jerenareo akaiky ange de ity e
Ny katolika manana an'ilay hoe "doctrine sociale" contrairement amin'ny tantaran'ny protestant sy ny zanany rehetra izay manao asa fitoriana mba azahoana points de retraite ahafahana iditra any amin'ny fanjakana :ny fikatsahana izany aminy dia proportionnel amin'ny isan'ny convertis (na inona na inona fomba ampiasainy eny fa na dia diso pilopitra aza ) ;izany akory tsy manaka ny tsirairay amin'ny mahaolombelona azy no hanao ireo asa fanamaivanana ny fijalian'ny sasany eto an-tany
eo jerena akaiky na marina na tsy marina!
27. Mirananirina
(
24/12/2008 12:45)
Tsy aleo ve ny fomba gasy taloha ihany.taloha ny nitondrany vahiny ity Christianina ity,dia tsy mitsahatra ny mifanenjika ny atoko mpinoana rehetra.
Ny mpitondra ohatra,tsy maintsy christianina ary katolika,eran'izao tontolo izao akoatra ny pays musulman.
Ny mpitondra ohatra,tsy maintsy christianina ary katolika,eran'izao tontolo izao akoatra ny pays musulman.
28. prime
(
29/12/2008 09:15)
ikaretsaka:... Hay??? taiza ary oviana ra-ika? :lol:
Eny...toa ni admit an'io resaka tsy hafampiana ara tsosialy io nareo ko
Mitovy ve hoe tsy fahampiana ara-tsosialy sy ny hoe tsy fitadiavana fiainana tsara eto an-tany???... hummm... betsaka hevitra tsy mifandrohy akory izany ambaranareo izany an...
badboy:... Voavakinao tsara ve ilay nambarany dia izany fahazoanao azy izany ve no tian'ny soratra masina nambara??? :lol:
prime >> Taraiky be ianao ranamana!! niryna ao ambany ao, izay toa sady evanjelista no protestanta angamba, aza efa milaza fa efa rebireen'i satana @ korododosy ny fiainana antany mba tsy hahita ilay fiainana andanitra intsony!! Hatr@ aterineto sy ny soltsaina ampiasainy mihintsy aza no lazainy fa efa fitaovana namboarin'i satana handrebirebena ny saina!!
29. ikaretsaka
(
29/12/2008 17:34)
Aza mody fanina sy miala bala raprime hoe rehefa elaela de lasa tsy ianao tampoka ab.. a jereo ao ambadika ao ny fiovankevitrao tampoka fa no quoten I noue sy lasa nihomehezany..
Efa mahazatra e
Efa mahazatra e
30. prime
(
31/12/2008 09:27)
Ka midika inona ny fihomehezana??? :-D :-D :-D
Io aho izao mihomehy amin'ny ambaranao dia midika inona izany? hoe diso ve? sa mirediredy? sa ndrao tsy azo izay ambaran'ny hafa dia mody ihomehezana rehefa tsy misy "argumentation" intsony??? :-D
Tsy misy fiovaovan-kevitra ao ambadika ao na dia iray dia aza fa mazava tsara... fa rehefa tsy azo izay nambarako dia mody ihomehezana... dia notohizako hoe aleo ihomehezana tokoa fa faran'ny taona izao... :)

31. ikaretsaka
(
31/12/2008 16:38)
Fanetseman-keloka ny fihomehezana eto ko... sy tsy diaikena fa diso de vo mainka manala baraka ny tenanao
32. ikaretsaka
(
31/12/2008 16:43)
Otran le ankizy tratran I mompera nangalatra ny paisony ireny de hoe nangalatra paiso ianao ry zanako hozy mompera de aaa hozy le boaikely de hoe inona ary ireny am paosy ireny? De eo @ zay le kmeme ohatran ny ataon I prime eto
33. prime
(
02/01/2009 11:37)
Ikaretsaka> Tena tsy azonao ny tiako ambara fa aleo itsikiana... :) :-D
Ohatra ny fihomehezako ataoko io... ka raha fametsenan-keloka ny fihomehezana eto dia izay izany ny ataon'i Noue ambaranao io ambony io hoe ataony atsy ambadika atsy... :)
Ohatra ny fihomehezako ataoko io... ka raha fametsenan-keloka ny fihomehezana eto dia izay izany ny ataon'i Noue ambaranao io ambony io hoe ataony atsy ambadika atsy... :)
34. ikaretsaka
(
02/01/2009 15:26)
Sao ianao no tsy mahazo ny tiako sy ianao ambara dia mainka miteniteny foana
35. prime
(
05/01/2009 08:24)
:-D ...
Mahereza ra-ika a... :-D
ianao:
jereo ao ambadika ao ny fiovankevitrao tampoka fa no quoten I noue sy lasa nihomehezany..
Efa mahazatra e
ianao ihany:
Fanetseman-keloka ny fihomehezana eto ko...
ianao ny farany:... :-D
Sao ianao no tsy mahazo ny tiako sy ianao ambara dia mainka miteniteny foana
Mahereza ra-ika a... :-D