clichy

1. xxx ( 19/12/2008 20:17)
Manao ahoana daholy tompoko, mba saika hampatsiahy fotsiny hoe ho antsika eto paris sy ny manodidina dia: rahampitso asabotsy sy alahady 20 -21 dec 2008 izany dia misy tournoi volley sy basket ao clichy Gymnase Geffroy, 21 rue Ferdinand Buisson, 92110 Clichy sy Gymnase Léo Lagrange, 3 rue Bardin, 92110 Clichy.

Ho an'ireo izay tsy afaka hanatrika izany kosa dia ho hitanao eo ambany ny vokatra ho azo amin'izany:
basket lhl:
vainqueur: armadas
équipe la + fair-play: ASCM(clichy m/scar io)
volley:
vainqueur: ASCM

Ka dia mijere finaritra e!







novalian'i ainaheri ny 06/01/2009 17:24
2. Ralay ( 20/12/2008 18:30)
Misaotra nampita vaovao fa dia miandry ny vokatra izany :lol:
3. ainaheri ( 06/01/2009 17:24)
Misaotra nizara fa saingy natao tapany ilay izy klé,aiza ny niafaran'ny tantara?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2914