atahoran'ny lhl

1. diamondra27 ( 19/12/2008 16:31)
hono ho aho mba afaka lazainareo lhl ve hoe inona no zavatra atahoranareo amin'ny vhv ka manakana anareo tsy hiaraka aminy?

ho an'ny vhv izay te-hamaly dia afaka milaza koa fa tsy voarara akory.
2. heidi ( 19/12/2008 16:44)
ny hitako matetika aloha dia ny hasarota-piaro be loatra, io no tena mampi- pitsika andry zalahy .... rehefa tena mararin'io lay sipa dia miafàra am fisarahana foana fa sempotra ny bandy :-P
3. heidi ( 19/12/2008 16:48)
tsy ny bandy ihany fa ny sipa koa raha sendra io dia mipitisika, ny faharoa dia ilay sipa mpandainga otran'ny mytho ireny :roll: mampitsoaka ny bandy koa ireny fa tena tysy normale avy hatrany :-D mitantara zvtr tsy marina.... :^)
sinon efa hainy hoe mety aminy mitsy io sipa io ka erahiny ary koa hoe efa hainy fa tsy mety aminy ka tsy hiarahany avy hatrany, fa misy ny voafitaka hoe mety aminy dia rehefa tena miaraka tsy mifanaraka aminy indray lay sipa dia mety mitranga ireo zvtr ireo na miampy zvtr hafa koa nandiso fanantenàna azy :°)
4. kotobekibo ( 19/12/2008 17:16)
Marina ny tenin'i heïdi ka izao ny ahy ny filaharany , izany hoe ny tsy lasako indrindra mankany @ azo leferina :
ny 1° ny kizitina
ny 2° ny mpandainga
ny 3° ny voretra sy tsy mahakarakara vatana
ny 4° ny saropiaro
ny 5° mpandany vola
ny 6° tsy manao raharaha sy mahandro
.....
5. Koditra ( 19/12/2008 17:42)
- Ny mpandainga : @voalohany tsy koi lé manafinafina kely fa refa tena mihalalipaka kosa lay fiarahana dia tokony mba mitsotra @zay.
- hasarota-piaro : Samy mety ho saro-piaro daholo iany fa refa trop mampitsoaka matanjaka.

ny tohiny mbola hotadidiana hoe nanao ahoana mo t@ andron'ny ry kalasiza sy ry Perline sy ry Vaokely... :-D
6. heidi ( 19/12/2008 18:52)
kotobekibo:

Marina ny tenin'i heïdi ka izao ny ahy ny filaharany , izany hoe ny tsy lasako indrindra mankany @ azo leferina :
ny 1° ny kizitina
ny 2° ny mpandainga
ny 3° ny voretra sy tsy mahakarakara vatana
ny 4° ny saropiaro
ny 5° mpandany vola
ny 6° tsy manao raharaha sy mahandro
.....
hummm bdabe izy izany, hitsoaka foana toi izany


:-D
7. xxx ( 19/12/2008 19:18)
Ao koa le vao mba manao relation sexuelle dia avy eo tonga de managataka (vola,hividiano akanjo aho e! ....). Na mivantana io na ankolaka ! halako be! otrany tonga de mametraka ny tenany ho entabarotra zany le vhv amin'iny fotona iny. na de sipanao aza efa ela aza :evil: :evil: :evil: :evil:
8. diamondra27 ( 19/12/2008 19:28)
ay ay ay be de be ihany izy izany a
9. diamondra27 ( 19/12/2008 19:51)
heidi : le hasarotapiaro aloha refa mitranga izay tena danz be a, misy mandrovitra akanjo sy sary izany ve akia hiiii

le vhv saropiaro ndray de le mi-scene be amason'ol ireny tena mahamenatra mihintsy
10. diamondra27 ( 19/12/2008 19:56)
kotobekibo:

Marina ny tenin'i heïdi ka izao ny ahy ny filaharany , izany hoe ny tsy lasako indrindra mankany @ azo leferina :
ny 1° ny kizitina
ny 2° ny mpandainga
ny 3° ny voretra sy tsy mahakarakara vatana
ny 4° ny saropiaro
ny 5° mpandany vola
ny 6° tsy manao raharaha sy mahandro
.....



------------------
hazavao amin'ny antsipirihany moa e
kizitina ohatry ny ahoana
mandainga ahoana sy amin'inona
mandany vola amin'ny sakafo ve sa plaisir , fa iny nge matoa hono mandany volabe le olona de mitady fionona amin'ny olany izy izany e , ny an'ny sasany misakafo no ataony ,ny an'ny sasany zavatra hafa , mila mi apaiser izany izy e

le kamo kosa aloha tsy mety fa raha ohatra ka hoe marary izy dia tsy mahavita raharaha tokony tsy hahasarotiny kosa e

fa nareo lhl kosa aloha misy tsy mahatanty vhv marary na mitaraina marary izany e, le olona taloha no tena betsaka an'io
11. sakaizakely ( 19/12/2008 20:42)
misy ambaratonga kosa le hasarotampiaro ko, hadalàn'ze tsy sarotiny @ azy
misy lhl tia fahasarotampiaro, otra vomé mafinaritra azy de satriny tantaraina am n'oul fona isaky ny mi senn le vhv, sady touranmé izy eo ampitantarana :-D :-D :-D :-D
zany oe asina miz en senn kely kou le izy fa tsy direkta be né e :°) :°) :°) :°)
12. heidi ( 19/12/2008 20:43)
xxx:

Ao koa le vao mba manao relation sexuelle dia avy eo tonga de managataka (vola,hividiano akanjo aho e! ....). Na mivantana io na ankolaka ! halako be! otrany tonga de mametraka ny tenany ho entabarotra zany le vhv amin'iny fotona iny. na de sipanao aza efa ela aza :evil: :evil: :evil: :evil:



:-D :-D :-D :-D
13. kelly13 ( 19/12/2008 20:59)
ôtran'ny tsy possible zany vhv voretra tsy mahakarakara vatana zany amiko! asa klou e
14. diamondra27 ( 19/12/2008 21:12)
kelly misy akia zany fa ndry nga mbola tsy tojo a, refa mande bus reny ndry tena ooooooooooo maheno fofona tssss
de raha aty koa ndry ka mande ascenseur tena sepotrabe, aza mba miakatra am ascenseur ireny raha maheno fofona maimbo ka we be oul ao anaty le ascenseur fa lazain'oul fa enao no maimbo nefa reto vazah reto koa tena voretra be

de ndry koa nga mbola tsy nahita tavaratra voretra akia , misy foana akia le vhv voretra tsy misasa a na gasy na vazaha na maizina na inona
15. kotobekibo ( 20/12/2008 00:21)
ka nareo manotany hoe inn d valiako kouh !
Fa misy ambaratongany anie e! fa ny tsy tantiko izany d ny hakizitinana . :evil:
Samy hafa @ b taraina io . Ny b taraina normale , iza moa no hitarainana afa tsy ianao .
Mba mikafary kosa e! (l)
Lé kizitina d ol tezi-dava , maneno akoho lava izao vao misy tsy mety kely , tsika olombelona ary tsy parfait . Manimba ambiansa avy hatrany , tsy mampi-te hody mihitsy . Na ny hanao RS aminy aza lasa maha-kamo .
Fomba ahoana no tsy ihodonana @ izay fotoana izay ?
Ref mahazo tambitamby sy calin ary otra kely avy ary ambadika tena hummmmm :-P (l)
16. rabilabila ( 20/12/2008 00:27)
Raha ny fijeriko azy indray dia détails azo ahitsy daholo ireo resahinareo ireo fa ny tena atahoran'ny lehilahy ( ny ankabeazany ) ary tsy tiany sy tsy ho tantiny mihitsy aza dia : ny vehivavy mijoro amin'ny maha-izy azy (en genéral) , ny vehivavy bebe karama , .........................sy ireo vehivavy heveriny ho tsy azo folahana . :P
17. kotobekibo ( 20/12/2008 00:34)
rabilabila:

Raha ny fijeriko azy indray dia détails azo ahitsy daholo ireo resahinareo ireo fa ny tena atahoran'ny lehilahy ( ny ankabeazany ) ary tsy tiany sy tsy ho tantiny mihitsy aza dia : ny vehivavy mijoro amin'ny maha-izy azy (en genéral) , ny vehivavy bebe karama , .........................sy ireo vehivavy heveriny ho tsy azo folahana . :P


Samy manana ny tsy tantiny marina klé , ny ahy vhv bb karama izany mety amiko tsara kah :°)
Tsy maintsy mifamolaka e! raha tsy izany d rava ny tsena .
18. xxx ( 20/12/2008 01:13)
tsy tiany sy tsy ho tantiny mihitsy aza dia : ny vehivavy mijoro amin'ny maha-izy azy (en genéral) , ny vehivavy bebe karama , .........................sy ireo vehivavy heveriny ho tsy azo folahana


Zany le zenerasion tranainy! i mamy gotso ary efa navita hira efa ela ko!
mamboly voky tsy mamboly voky. zaran'ny kofa ary tsy miasa fa manala azy fotsiny fa ny vevavy mintsy no mbola vitsy no mahavelona bandy de tsy maintsy mihetsika eny fona ny kofa.
Angamaba ny tian'i Rabila lazaina de le we vevavy misy vola nony lelah de miseho manitsakitsaka be reny? raha reny alou de ny volany sy ny fikany iany no amboarina fa ny resta de any angabone.
19. heidi ( 20/12/2008 06:57)
rabilabila:

Raha ny fijeriko azy indray dia détails azo ahitsy daholo ireo resahinareo ireo fa ny tena atahoran'ny lehilahy ( ny ankabeazany ) ary tsy tiany sy tsy ho tantiny mihitsy aza dia : ny vehivavy mijoro amin'ny maha-izy azy (en genéral) , ny vehivavy bebe karama , .........................sy ireo vehivavy heveriny ho tsy azo folahana . :P

izaho indray anefa manao hoe tsy izany raha en generale....no antony hipitsihin'ny bandy ny sipa...
NY hoe vehivavy tsy mety folahana sy ny hoe mijoro amin'ny maha izy azy indray dia tsy zakann'ny lehilahy indrindra ny lehilahy gasy no tena hitako tsy mahazàka an'io, mbola ilay resaka ihany hoe ny lehilahy no lohany sy tompon'ny teny farany hono

:^)
AMZAO RAHA VEHIVAVY TSARA toerana sy tsara karama izany tena fikirina mafy mihintsy ary hatao izay mampandeha azy satria efa tena kirizy ny fiainana raha ny lahy fotsiny no mampidi-bola tsy dia ampy loatra raha mikarama normaly ilay lehilahy...NY VOLA MANTSY izao dia karazana motera mamapnde ny fiainana ihany na misy aza ny fitiavana ka tsy misy io dia atahorana ihany.

ILAY toetra hoe kizitina tia manangana ady lava
mpandainga
saro-piaro loza-tany
tsy mahakarakara tokan-trano fa varina any am namany any foana
ireo no tena tsy zakany raha ny hitako hatrizay.
20. diamondra27 ( 20/12/2008 10:58)
rabilabila:

Raha ny fijeriko azy indray dia détails azo ahitsy daholo ireo resahinareo ireo fa ny tena atahoran'ny lehilahy ( ny ankabeazany ) ary tsy tiany sy tsy ho tantiny mihitsy aza dia : ny vehivavy mijoro amin'ny maha-izy azy (en genéral) , ny vehivavy bebe karama , .........................sy ireo vehivavy heveriny ho tsy azo folahana . :P


-----------------------------

marina mihintsy izany mifampitaiza eo ve tsy hiova am farany
fa ilay hoe tsara karama kosa aloha tena tsy tantin'ny bandy tokoa an,
fa hafa zany le we vhv tsy maintsy manana raison foana ve na de diso e

ka folahana atao hoana le vhv akia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.479