atahoran'ny lhl

41. vale ( 21/12/2008 18:40)
rakapy:

Dia efa milamina zany Rastilofa dia ianao sy Kelly13 no manao Xmasy miaraka ka dia mitso-drano anareo izahay e! :* (l)



:-D :-D :-D :-D
42. ikaretsaka ( 21/12/2008 23:10)
vale:

ndry koa nga mbola tsy nahita tavaratra voretra akia

Zà tsy oe manaratsy oul an, fa ireny tena tsy misasa mihintsy, nisy anankiray izay fantatro, miditra ny tranony oà, fako sy vovoka fotsiny le moquette, mamamiaaaa, dia ilay iray izay indray mba tsetsoka be ery manao bises, fa saika nihôka zà fa misy fofona hafahafa beuuu mihintsy izy, tsy mandro angamba! beuuuurk!!! :{


Le izy mihiboka ao anaty voaliny iny ange mitana hatsembohana e
43. vale ( 21/12/2008 23:43)
Ika: tsy misarom-boaly aza izy amzany an!! hihihih
44. diamondra27 ( 22/12/2008 07:03)
vale : efa nahita mihintsy aho ka. Raha hoe marary ilay olona dia tsy vita ny raharaha tsy maninona fa ny andry zareo tena tsy mahay mandamina mihintsy koa, toa safidy ilay izy.

Toa arakaraka ny morale ihany koa hono io fa hoe raha milamina ny sainao sy ny fiainanao dia ordonne be ny ao an-trano fa raha feno korontana dia mikorontana koa izay ny sainao , be probleme

Araka ny lesona nianaranay dia hoe anisany hamantarana ny olona mi-deprime dia manomboka tsy mahavita mandamina na kamo mikarakara ny tenany sy ny hafa ilay olona.
45. soafara15 ( 22/12/2008 08:36)
mampihome be daholo nareo,
rehefa tsy tiany koa ilay vhv dia mitady irika hipitsihina foana ny lhl, vao misy tsy mifanaraka @ lohany, na masika na malefaka, na be kizitina na tsia, na be vola na kely, na miasa na tsia, paramètres daholo ireo fa io dia miankina @ ilay lhl.
Ohatra hoe zarany aza ilay vhv tsy dia jejo @ izay tsy mandany vola. hi hihi
46. kotobekibo ( 22/12/2008 09:27)
rehefa tsy tiany koa ilay vhv dia mitady irika hipitsihina foana ny lhl, vao misy tsy mifanaraka @ lohany,


tahak'izay koa ny vhv fa tsy ny lhl ihany :D

tsy d tena d'acc @ njy zà eto satria raha amiko izao ilaina jejojejo ny sipa , ny vady jerijery hoy ny ntaolo .
Amiko izany lé hoe jejojejo tsy midika hoe mpandany vola e , izany hoe tsy voatery hoe vidiana dôly ny zvt retra na d tsy ilaina aza :)
47. Koditra ( 22/12/2008 12:35)
za ry reto mba itadiavo sipa lé mety azo régléna ireny ny volume a, refa mitabataba sy mimenomenona izy dia azo ahena ny volume na pihina kely mitsy alou, fa refa mimémé na lé miangotingoty kely ireny dia akarina atao faran'zay mafy. Milay zao ra mahita anzany an :-D
48. heidi ( 22/12/2008 12:39)
na lé miangotingoty kely ireny dia akarina atao faran'zay mafy. Milay zao ra mahita anzany an
rehefa mengoty ve ka ambony be ny volume tsy horera be ny miaino azy :°) refa mengoty anie ka somary malefa ambany be ny feo e! :^) fraiche be! :-D
49. Koditra ( 22/12/2008 12:43)
ekany toko kay mo ry heidi :lol:
50. Lejoba ( 22/12/2008 12:45)
koditra : poupée gonflable no mety @-dRangahy. Sa efa misy ao fa ilay version tsy mamoaka feo?

=)) =)) =)) =)) =))
51. heidi ( 22/12/2008 12:58)
lol be! tsy misy ifandraisany mitsy lay poupée abontsina :o
52. Koditra ( 22/12/2008 13:09)
Lejoba : tsy mety amitsika reny fa voretra, tsy mandro sy tsy misasa mitsy. =))
53. kotobekibo ( 22/12/2008 13:09)
heidi:

lol be! tsy misy ifandraisany mitsy lay poupée abontsina :o


Ka ilay saribakoly abotsina tsy mimenomenona knouh! :-D :-D :-D

Gravy ref sendra an'ireny mpivazavaza ireny an! zà aloha tsy mahatanty e!
Raha miangoty @ feo avo indray d mety ho fauten'ilay lhl nanao an'ilay RS tsara loatra ohatra :-D :-D :-D
54. kotobekibo ( 22/12/2008 13:21)
Koditra:

Lejoba : tsy mety amitsika reny fa voretra, tsy mandro sy tsy misasa mitsy. =))


Ny sipa gasy misasa ny maraina , d mbola misasa ny hariva . Ny sipa vazaha ny ankamaroany in-1 mandé ihany na ny hariva na ny maraina , d avy eo totofany ranomanitra ny tenany . 8-)
Ny tavaratra sy ny maizina tsy d haiko loatra , fa ry zareo aloha misy fofona hafahafa izany e , efa naturel angamba satria ny bandy koa ( any anaty bus , birao , metro , ascenseur ...)
55. Koditra ( 22/12/2008 13:27)
kotobekibo:

Raha miangoty @ feo avo indray d mety ho fauten'ilay lhl nanao an'ilay RS tsara loatra ohatra :-D :-D :-D

:-D :-D

ka zay nge letsy no matsara anlé misy réglage volume eh fa tsy hoe hotapenan'lah ny vavany :-D :-D
56. kotobekibo ( 22/12/2008 13:40)
Ka ref tapenana ny vavany , vao maika miogaoga sy mandrangotra b kouh! :-P :-D
57. Koditra ( 22/12/2008 13:54)
:-D :-D :-D
58. heidi ( 22/12/2008 14:54)
kotobekibo:

heidi:

lol be! tsy misy ifandraisany mitsy lay poupée abontsina :o


Ka ilay saribakoly abotsina tsy mimenomenona knouh! :-D :-D :-D

Gravy ref sendra an'ireny mpivazavaza ireny an! zà aloha tsy mahatanty e!
Raha miangoty @ feo avo indray d mety ho fauten'ilay lhl nanao an'ilay RS tsara loatra ohatra :-D :-D :-D

ka tsy mimenomenona fa tsy mehetsika otran'ny poisson mort

:roll: :-D
59. heidi ( 22/12/2008 14:59)
Ny tavaratra sy ny maizina tsy d haiko loatra , fa ry zareo aloha misy fofona hafahafa izany e , efa naturel angamba satria ny bandy koa ( any anaty bus , birao , metro , ascenseur ...)


ny afrikan rehetra misy no misy fofona raikitra tsy haiko zany na lahy na vavy! efa natoraly fa maimbo olombelona be....
raha vao miditra ireny magasin afrikanina ireny fa tonga de jenjina..

ny gitane koa tena masiso manerana mintsy, sendra tany am doc aho, izaho no tonga farany fa vao niditra tao am salle d'attente aho dia maimbo misy fofona be izany tao, hoy aho hoe iza amireto olona ireto no maimbo be misy fofona otrzany, fa hay ilay gitane vehivavy no no tena tsy laitra izy no teo alohako de nanao veloma nony lasa fa fofona any zany tsy laitra...
IZY ALOHa boribory be izay de manao zipo sy akanjo mirakorako forongo be ihany koa...ASA FANANFENANA ny fofona koa angamba ny aknajo maro sosona sy lava mirakoako :-D
60. ikaretsaka ( 22/12/2008 20:40)
kotobekibo:

Ka ref tapenana ny vavany , vao maika miogaoga sy mandrangotra b kouh! :-P :-D


asiana silencieux koa.. izay koa ny mahatsara ny gasy.. tsara silencieux ireny na taingenana be ohatran'ny moto mandeha @ lalandratsy aZA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4526