atahoran'ny lhl

101. Mirananirina ( 09/01/2009 13:56)
ka ny rano eny @ paompy dia rano tokana ihany fa anjaranao no mampiasa azy @zay ilainao azy hosotroinao na hisasanao na holalaovinao

Marina izany.Indrindra,ny fampidirana rano izao efa tsy takatry ny volany gasy intsony.
NY RANO ATY AMINAY 1euro 50cent ny 1000litatra :/ :/ :/

Sambatra be an,manao bain foana isan'andro izany?

Koditra:inona aloha io fofo-trondromaina avy aminy vhv io e?Aiza ho aiza eo aminy vatana izy io no mamofona:lol: :lol:
102. Papoose ( 09/01/2009 19:17)
eo @ zay faritra ahafahana hitehirizana trondro :-D :-D
103. Koditra ( 09/01/2009 21:54)
Papoose : :-D :-D :-D

Mirananirina : za ko aza mbô tsy mahay oe avy aiza marina, ngamba lohalika lé izy fa ôtraôtran'ny avy any no aenona azy lé refa tafaraka mipetraka eny anaty taxibe eny. :lol:
104. Mirananirina ( 10/01/2009 13:07)
eo @ zay faritra ahafahana hitehirizana trondro

Ny vavony izany e :lol: :lol:
za ko aza mbô tsy mahay oe avy aiza marina, ngamba lohalika lé izy fa ôtraôtran'ny avy any no aenona azy lé refa tafaraka mipetraka eny anaty taxibe eny.

Ahoana a :lol: :lol: :lol: angamba kosa ny fe anakiroa ry Koditra a!
Betsaka anie ny tia "la morue" e,no lafo be. :lol: :lol: :lol:
105. Koditra ( 11/01/2009 11:16)
Mirananirina : Za zô dé nieritreritra mitsy oé misy vhv tsy misasa lohalika mitsy ngamba, kay fe ndray mou zany lé izy. :-D
Ay ve enao avy ninana "la morue" t@ tsika lé niôna farany iny eh! :lol:
106. Mirananirina ( 11/01/2009 12:54)
Mirananirina : Za zô dé nieritreritra mitsy oé misy vhv tsy misasa lohalika mitsy ngamba, kay fe ndray mou zany lé izy.
Ay ve enao avy ninana "la morue" t@ tsika lé niôna farany iny eh!

Ie fe le izy ka.
Hay ve renao ilay fofona nefa efa nasiako alamo be dia be mba tsy ho maimbo.
La mourue ny atoandro dia patsa ny hariva e,avy eo aho nihinana ampalibe.
107. Koditra ( 11/01/2009 14:32)
@manaraka tonga dé teneno oe avy ninana anzao (?) zà faza andrasana andefa fisainana lavitra ôtran'reny tsony zà a :o
108. Mirananirina ( 11/01/2009 14:54)
Ao fa teneniko dia ny mialoha,andefasako sms mihitsy hoe nihinana tsaramaso za androany,sao mandefa rivo..........
109. Koditra ( 11/01/2009 15:13)
mandefa rivo.. malala an! Ozizy francis zay :-D :-D :-D
110. Mirananirina ( 12/01/2009 16:44)
Izay indrindra no tiako tenenina.
111. Koditra ( 12/01/2009 17:32)
Tsy olana fa efin'ny Francis turbo eh! :lol:
112. Mirananirina ( 14/01/2009 13:08)
Alefaso kely aloha ilay resaky francis hihomohezana ry Koditra
113. Koditra ( 14/01/2009 23:15)
Mandefa livotsa seli an! :)
114. soanja ( 15/01/2009 15:36)
diamondra27:

hono ho aho mba afaka lazainareo lhl ve hoe inona no zavatra atahoranareo amin'ny vhv ka manakana anareo tsy hiaraka aminy?

ho an'ny vhv izay te-hamaly dia afaka milaza koa fa tsy voarara akory.


Isan-karazany hoe;
- Ny an'i Amerikanina namako be dia be fantatro dia hoe sao tsy afaka ny hiresaka zava-tsaro-bahana sy ambony lenta ka manjary lany fotoana izy nefa tsy afaka miana-javatra avy amin'ilay iray. Tiany raha hifampianatra ny mpisipa zany.
Ao koa ny hoe sao tsy tia ny sporo tiany ka zary hanakatsakana azy amin'izany na tsy afaka hiara- mifaly aminy amin'izany. Tafiditra ao anatin'io moa izany ny fitiavana ny namany , izay efa namany hatramin'izay.
Voalazany koa fa ny vehivavy mety tsy hahazo ny foto-dresaka sa tsy maharaka izay tena resaka niaingana taloha. Resaka mampihomehy ohatra io na hafa misy bazy literatiora na politika na hafa. Ho an'ny vehivavy hafa firenena aminy no iantefan'io resaka io. Raha hijery Jay Leno ohatra.
Ao koa ny vehivavy tsy manam-paharetana amin'ny fiainana ka zary hisaraka foana raha vao misy olana indrindra ara-bola.
Ao koa ireo vehivavy izay heveriny fa ny tenany ihany no hitany fa tsy hahalala ny hafa, ka raha hanampy olona izy ohatra dia matahotra sao sakatsakanana.
Ankoatr'izany moa zany ny vozongo aty ny vehivavy tia mimenomenona sy mitabataba dia tena tsy zakany tanteraka.

- Ny an'ny Gasy indray dia ny vehivavy saro-piaro be loatra sy ny be famitahana sns... efa voalaza eo ambony daholo fa iray izay tena mety tsy voalaza angamba dia ny vehivavy TIA FIVAVAHANA loatra ka zary i Jesoa no hovadiana araky ny voalazan-dreo fa tsy ilay olona eo akaiky.

Mazotoa daholo ary!


115. Mirananirina ( 16/01/2009 12:08)
Tsy nihomehy aho fa fohy loatra
116. diamondra27 ( 16/01/2009 13:07)
Soanja misaotra akia a, de tonga soa ndray e.

koditra : enao ty an, fa marina de marina tokoa io aloha e, manawainina be le mandefa rivotra ampahibemaso
ary le mandrezatra
117. Koditra ( 18/01/2009 13:53)
Diamondra27 : manawainina mitsy, surtt refa any anaty vahoaka any, ho apanenoana sao dé misy maeno lé fipôkany, tsy ho apanenoana nefa iny mitsy lé tena gravy be ny effet-ny :-D
Misy pays 1 zay fa tsy tadidiko oe aiza mo : tsy falalam-pomba sy faran'zé mamenatra ny azy zany oe mandrezatra eo ampihisakafoanana zany, fa tsisy koi kosa ny manisin-delo eo ampisakafoanana, dé ra misy mipitika kely any anaty vilin'oul akaiky any zany dé aôna? Dain. :-D
118. Papoose ( 19/01/2009 02:57)
ka raha feno olona v de mbola heno??? raha feno bruit?? :-P
119. Koditra ( 19/01/2009 21:34)
Papoose : mety tsy ho heno lé izy fa ny saina mitsy no tsy milamina fa tsy maintsy kôdikôdy :lol:
120. kotobekibo ( 20/01/2009 18:27)
Samy manana ny fombany marina ny tanàna rehetra an!
Ny an'ny frantsay ny mandrezatra no tena gravy aminy , tena tsy fahalalam-pomba be tsy misy tahak'izany . Nefa ny mangetotsa tsy koi mihitsy fa mampihomehy andry zareo indray aza , ref le mamofona b ireny d mikakakaka sy miresaka hoe : " mahery vaika koa ilay ity izany an! hahaha "
Ny an'ny arabo indray dia mankasitraka ary tena fanomezam-boninahitra ny mpahandro mihitsy ny fandrezatana ref vita ny fisakafoanana . Aminy dia tsy voky na tsy tianao ilay sakafo raha toa ka tsy nandrezatra ianao . :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2625