atahoran'ny lhl
81. kotobekibo
(
30/12/2008 21:59)
Mirananirina:
Ary ireo gasy mihinana ny tsy fihinana,mahita gasy 10; 5 angamba no madio.
Mampalahelo be.
Ojyy!!! ny sipa gasy niaraka tamiko sy fantatro retra aloha d madio sy misasa au moins 2 fois par jour e! mbola miampy ny protege slip mangin'izany .
Misy foana ny voretra fa 1% kosa angamba e! :D
82. Mirananirina
(
02/01/2009 14:23)
Ojyy!!! ny sipa gasy niaraka tamiko sy fantatro retra aloha d madio sy misasa au moins 2 fois par jour e! mbola miampy ny protege slip mangin'izany .
Misy foana ny voretra fa 1% kosa angamba e!
Kotobekibo:Besaka koa anie ny gasy madio e,fa tsy 99%kosa aloha fa 50% aza betsaka.Firy aminy gasy any Dago no mahatakatra mividy protège slip izany???
Ny salaka aza mbola lamba be :cry: :cry: Ianao angamba manana dia manana koa ny sipa miaraka aminao,dia madio : parfum,déodorant sns....
Lazaiko anao fa na savony hisasana aza efa hifampitadiavana
[
quote: inn alou lé hoanin'ny gasy mihinana ny tsy fihinany eh?[/quote]
Koditra:arakaraka ny sakafo ho hanina anie no mivoaka ny fofona,mihinana maloto=mamofona be,Firy moa ny gasy no mahantra tsy misy na ny ho hanina aza,ka mitsindroka,na rano hisasana aza tsy misy,ary ny savony?Tsy misy.
83. vale
(
02/01/2009 14:46)
Noue:@ fomba ahoana no ahafantaranao oe tsy mandro mahintsiny ry zareo ee ???
[quote=vale]
fa ny tavaratra kosa aloha dia voretra eeuuuuu!, tsy mandro mihintsy ireny, anefa mihinana mouton sy sakafo be epices hany ka mamoaka fofona hafahafa mankandoha! beuuuuuuuurrrrk!!!
-----------------------------------------------------------------------------------------------------
ka nahalala tavaratra maromaro aho niray établissement taminay taloha beee fa tsy miditra douche mihintsy zareo na maraina na am hariva e!!! ny afrikanina niaraka taminay tamzany kosa anefa dia madio daholo mihintsy, fa le tavaratra no tsy miditra salle de bain mihintsy, tonde misolo akanjo ny maraina, dia ny hariva tonga de matory! hummmmm
:^) :^) :^) :^)
86. ikaretsaka
(
05/01/2009 23:56)
le gasy maloto aloha tsy azoko e.. marin ihany ny tenin'ilay vazaha 1 izay hoe tsy mazava hono ny olona mipetraka @ nosy hoe maloto... ngefa feno rano ny manodidina anao!
raha ny arabo de mi kopr aho hoe voretra sy maloto ary normal satria any aminy aza tsary de besaka rano
raha ny arabo de mi kopr aho hoe voretra sy maloto ary normal satria any aminy aza tsary de besaka rano
89. Mirananirina
(
06/01/2009 16:33)
le gasy maloto aloha tsy azoko e..
Tsy azonao ahoana,ny rano sy ny savony anie ka vidiana fa tsy gratuit eee
Ny ranomasina ve no isasana?Vao maika malany trondro sy masirasira.
92. Mirananirina
(
07/01/2009 12:19)
tsss renirano betsaka sy loharano manodidina antsika io ko vidina ahoana...
Hatsaka izany ianao?Ary tsy misy renirano erany voditrano ny tsirairay avy.
Marina izany ry papoose.
93. Papoose
(
07/01/2009 17:09)
raha antananarivo ville risk ihany le matsaka @ lava-drano noho ny loto fa raha matsaka @ paompy efa betsaka ny andoavana vola!!
fa na izany na tsy izany, mino marimarina aho fa ny rano sotroinao andoavambola
fa na izany na tsy izany, mino marimarina aho fa ny rano sotroinao andoavambola
94. vale
(
07/01/2009 19:16)
Inn @reto melanzy ireto no tena mapihôka mandoa anao
- ranomanitra + fofokelika
- ranomanitra + frôm tongotra
- ranomanitra + fofo-trondro maina avy @ vevavy
- ranomanitrao + fofonlé rivotra mitsifotra avôkanao avy ao aoriana
Koditra: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
95. ikaretsaka
(
07/01/2009 21:03)
Papoose:
fa na izany na tsy izany, mino marimarina aho fa ny rano sotroinao andoavambola
HS ianao...
resaka fisasana no resaka fa tsy rano fisotso
96. xxx
(
08/01/2009 05:50)
ka i papoose angamba efa zatra mampifangaro rano sotoina sy rano fisasana satria andoavambola ny paompy!
98. Papoose
(
08/01/2009 16:22)
xxx:
ka i papoose angamba efa zatra mampifangaro rano sotoina sy rano fisasana satria andoavambola ny paompy!
:-D :-D ka ny rano eny @ paompy dia rano tokana ihany fa anjaranao no mampiasa azy @zay ilainao azy hosotroinao na hisasanao na holalaovinao :wink:
ika, any aminareo :-D