atahoran'ny lhl

121. Koditra ( 20/01/2009 18:42)
koto : zà letsy zany mbô te andrezatra vorotsiloza sy tsaramaso maina léaza, dé mbô miaramandrezatra ny vava ambony sy ny vava ambany :-D
122. kotobekibo ( 20/01/2009 20:13)
=))
123. ikaretsaka ( 21/01/2009 01:51)
Koditra:

Diamondra27 : manawainina mitsy, surtt refa any anaty vahoaka any, ho apanenoana sao dé misy maeno lé fipôkany, tsy ho apanenoana nefa iny mitsy lé tena gravy be ny effet-ny :-D
Misy pays 1 zay fa tsy tadidiko oe aiza mo : tsy falalam-pomba sy faran'zé mamenatra ny azy zany oe mandrezatra eo ampihisakafoanana zany, fa tsisy koi kosa ny manisin-delo eo ampisakafoanana, dé ra misy mipitika kely any anaty vilin'oul akaiky any zany dé aôna? Dain. :-D



za koa letsy mbo gaga
, za menatra kokoa mihevona sy manisin-delo am-pisakafoana nohon'ny mandrezatra eo am-pisakafoana aloha e... noho io antony io indrindra

le resaka tsy ampanenoana: lasa teriterena eo vao manga feo ko... sady mankarary hozam-pitombenana ny manery rivotra izany
124. kotobekibo ( 23/01/2009 16:30)
Papoose:

ka raha feno olona v de mbola heno??? raha feno bruit?? :-P


ka ilay maneno iny no matetika tsy dia mamofona , fa ilay misoka miadana iny tena gravy b ny toy ny bombe atomika mihitsy ; rava mihitsy ny tsena . Na grevistes bdb aza v tsy hiparitaka ?
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1598