atahoran'ny lhl
21. rabilabila
(
20/12/2008 11:01)
Folahana hanaraka ireo clichés rehetra novohizina hatramin'izay e!! :(
22. diamondra27
(
20/12/2008 11:08)
xxx: andray kosany e, misy vhv sady femme d'exterieur no femme d'interieur an.
za aloha tia vhv mikandra na be na kely karama e, raha tsy misy ny vola de miady foana le mpivady fa resaka fotsiny zany we voky ny fitiavana izany ny mpifankatia raha tsy hoe nga Jesosy no lohan'ny tokantranony de misy fandeferana be ao sy hafa mihintsy ny fisainana.
samy stresse we aona ny sakafo anio nefa tsisy vola , ny zanfa am io mety anaki6 na 5 ,sns na zavatra kely tsy misy dikany aza de mampiady
za aloha tia vhv mikandra na be na kely karama e, raha tsy misy ny vola de miady foana le mpivady fa resaka fotsiny zany we voky ny fitiavana izany ny mpifankatia raha tsy hoe nga Jesosy no lohan'ny tokantranony de misy fandeferana be ao sy hafa mihintsy ny fisainana.
samy stresse we aona ny sakafo anio nefa tsisy vola , ny zanfa am io mety anaki6 na 5 ,sns na zavatra kely tsy misy dikany aza de mampiady
24. diamondra27
(
20/12/2008 11:14)
le tena tsy ahazakan'ny lhl vhv miasa nge de we sao lasan'ny sasany any e na kitihin'ny mpiatra miasa hono
25. heidi
(
20/12/2008 11:46)
ny tena atahoran'ny lehilahy am vevavy miasa na vevavy be karama noho izy dia atahorany fa ilay vevavy no hi domine azy dia matahotra izy hoe tsy izy intsony no hianteheran'ny lay vevhivavy, mbola miverina foana am lay resaka macho foana io.
26. kelly13
(
20/12/2008 15:34)
raisiko @ toerako le izy d zay no nilazako oe impossible zany vhv voretra tsy mahakarakara vatana izany!
27. rakapy
(
20/12/2008 19:36)
Kelly 13> Aza raisina an-tendrony ilay resaka satria tsy ianao irery ni vhv eto @ tany. Ohatra ve zao hoe, Izaho mbola tsy nampirafy dia afaka hilaza ve izaho fa impossible izany lhl mampirafy izany?
Ilay atahoran'ny lhl @ vhv aloha dia samy manana ny critere-ny aby ny lhl.
Lava be ny hitanisana azy eto fa angamba ho feno ny forum raha ilaza ny heviny aby ny lhl. Fa ireo izao efa misy miteny. Dia aza raisina @ lhl vitsy fantarao fotsiny koa hi- resume-na ny lhl fa lasa tsy mitombona. Ny sipako 3 taloha izao dia sady nadainga no nangalatra tamiko aby ,dia izay ve no afaka ilazako fa ny vhv gasy dia mpangalatra sy mpandainga avokoa?
28. kelly13
(
20/12/2008 20:07)
rakapy>tsy fombako ny mandray antendrony azafady, fa raisiko ho mitovy dol ny vhv ra resaka fahadiovana sy fikarakarana vatana (ankoatra ny tsy afaka fa marary ohatra)
29. rakapy
(
20/12/2008 20:21)
Ka izay le mandray an-tendrony! Tsy azo raisina mitovy daholo ny olona rehetra. Raha ianao no mahakarara tena ,ny hafa kosa tsy voatery hitovy aminao . Asa na voadinikao ny ohatra nosoratako etsy ambony io?
33. rakapy
(
20/12/2008 21:00)
Efa 6 taona izao taty aminay no tsy nandalovany intsony fa mamo ny divay any @ zay alehany any hono izy de adinony ny kado-nay ! :-D :-D :-D
34. kelly13
(
20/12/2008 21:08)
iza nefa no nilaza fa aza omena divay izy t@ izy nandalo tany farany?
35. sitlo
(
21/12/2008 06:21)
Ny ahy aloha toetra sy fahaizana ihany eh. Dia avy eo mila mba manjamanja. (l)
Dia mba ilay mahay mi- :-D ireny dia mba rehefa valaka ny kofa dia tsy ampitsiarovana zavatra tokony atao, fa mba omena ba kely. (l) Tsy haiko eh, be dia be
Dia mba ilay mahay mi- :-D ireny dia mba rehefa valaka ny kofa dia tsy ampitsiarovana zavatra tokony atao, fa mba omena ba kely. (l) Tsy haiko eh, be dia be
36. rakapy
(
21/12/2008 08:59)
Dia efa milamina zany Rastilofa dia ianao sy Kelly13 no manao Xmasy miaraka ka dia mitso-drano anareo izahay e! :* (l)
38. kelly13
(
21/12/2008 16:38)
lasa zao ry sitlo fa d aza adino ny kdo de noely aza fa d efa ianao no dadabe a! misaotra an'i rakapy nitsodrano fa lasa ni :-D tampoka za
39. vale
(
21/12/2008 18:19)
ndry koa nga mbola tsy nahita tavaratra voretra akia
Zà tsy oe manaratsy oul an, fa ireny tena tsy misasa mihintsy, nisy anankiray izay fantatro, miditra ny tranony oà, fako sy vovoka fotsiny le moquette, mamamiaaaa, dia ilay iray izay indray mba tsetsoka be ery manao bises, fa saika nihôka zà fa misy fofona hafahafa beuuu mihintsy izy, tsy mandro angamba! beuuuurk!!! :{
40. vale
(
21/12/2008 18:23)
Lé kizitina d ol tezi-dava , maneno akoho lava izao vao misy tsy mety kely
koto: :-D :-D :-D :-D mampiomé koa le oe maneno akoho! hihihihihihi!