Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Zafimananadrazana ( 16/12/2008 09:52)
Fampiasana rano fisotro madio eny ambanivohitra
Miasa sy monina aty amin'ny Distrikan'i Nosy Varika ( Vatovavy Fitovinany) ny tenanay. Tsikaritra ary hita ombieny ombieny fa misotro sy mampiasa rano tsy azo antoka, ary azo lazaina fa tena tsy fisot... tohiny
novalian'i Serabe ny 25/02/2011 06:09
bolotsy ( 16/12/2008 08:40)
mitady tononkira
izay mba maana ny tonon'ny hiran'i Xhy s Ma "besolongola" mba miangavy e! misaotra anareo e!... tohiny
novalian'i bolotsy ny 13/01/2009 08:29
tsykivy ( 16/12/2008 05:23)
Ny Ainga "tsy moramora ny mitia sy miaraka"
Salut Tiako be io hira io fa tsy haiko ny titre. Mba omeo izay manana eh ciao... tohiny
novalian'i onykely ny 19/05/2014 15:36
xxx ( 15/12/2008 20:38)
ty foko!
Ho an'ireo olona izay tia anà ohatra hoe i Noue sy ho an'ireo olona izay tsy tia anà ohatra hoe i Noue dia mahatsiaro anareo ny tenako amin'izao. Tsy haiko loatra na ny andro maimbomaimbo fety na ny... tohiny
novalian'i xxx ny 26/12/2008 18:01
caramelle ( 15/12/2008 18:07)
rafozako hono no hitantana ny rafivaviko @ mariazy!!!!
miarahaba nareo retra eto @ serasera!!,zà ry reto misy olana kely tiko lazaina aminareo,na le lohateny ary d'efa mandreraka b kanefa de zay mits le fandehan'raharaha.Sipa efa ela tany dago tany io si... tohiny
novalian'i ainaheri ny 13/01/2009 17:59
badboy ( 15/12/2008 17:33)
Tsy fitiavana ta hietsika sa leomboananana???
Iarahamahalala fa any @ tanana feno 4x4, fa koa feno tsy mikaly satria ny vidinjavatra tsy hay hovidiana!! Miainga indray ity ny fanidiana ny fialamboly kely tsy vidiana, afatsy ny vidinjiro laniny!! ... tohiny
novalian'i penguin ny 24/12/2008 09:39
letavo ( 15/12/2008 11:46)
hizaka tena tsisy ady
Ampy izay fitondrana mitanila izay ka aleo samy andinika ny hitondrantena @ tanin\\\'ny tsirairay fa leo voanjo.Mahatsara raha atao tsisy ady izy ity satria efa tsisy varany miandry fandrosoana fitaka... tohiny
doria ( 15/12/2008 10:54)
mba atoroy oe
manao ahoana , za mba atoroy le fanafenana solon'arana le xxx iny zany fa tsy aiko ny manao azy. misotra ... tohiny
novalian'i xxx ny 17/12/2008 15:34
lemenakely ( 15/12/2008 10:37)
Voatoraky ny kiraro ny filohan ny bekintana .....
Araka ny vaovao hita nandritra ny fitsidihan i ngahy BUSH tampoka tany IRAK ,dia notorahan ilay mpanao gazety irakianina kiraro ingahy rainy raha vantany vao niteny fa:" efa akakiky ny fandresena !".... tohiny
novalian'i ainaheri ny 18/12/2008 13:10
miranto81 ( 15/12/2008 08:56)
Tsy mihomehy
Tena tsy mahita zavatra mampihomehy intsony aho efa ela izay. Na ilay tokony hampihomehy ahy ireny taloha ireny aza. Marary ve aho?... tohiny
ktsif ( 15/12/2008 07:04)
inona no fiantso azy?
Isika gasy dia somary saro-kenatra amin'ny resaka fananahana. Na dia misy aza ny voambolana ofisialy filaza ny filahiana sy ny fivaviana dia tsy dia ampiasaina firy izy ireny. Saika isam-pianakaviana ... tohiny
novalian'i Papoose ny 02/01/2009 21:12
naritsimba ( 15/12/2008 06:54)
Hetsika Namana Serasera Dago NSD Manakavaly (vaovao farany)
Dia raikitra izany ny hetsika izay ataotsika NSD, fotoana izay handehanatsika any MANANKAVALY araky ny efa programman- asa izay hanampiantsika ireo olona tratry ny habokana ka hitondrantsika zavatra k... tohiny
novalian'i texe ny 15/01/2009 06:05
ravatorano ( 15/12/2008 04:53)
tena nakatona tokoa ilay VIVA ?????
politika Serasera sy fifandraisana Nakaton’ny Fanjakana tamin’ny sabotsy alina ny Televiziona VIVA “…manohintohina ny filaminana sy ny fandriam-pahalemana io horonan-tsary navoaka... tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 22/12/2008 02:39
Annie2006 ( 14/12/2008 22:06)
nidina ny TV an'i Andry TGV, VIVA
Aiza ary izy izany? Io ary fa tratra ilay sarotsarona demokrasia natao @ ity statuts des partis politiques ity. Ny televiziona tsy miankina rehetra ary ny gazety an-tsoratra, midi madagascar, ohat... tohiny
novalian'i LAVASANGA ny 16/04/2010 04:04
fenouhy ( 14/12/2008 18:31)
olon-tiana taloha
maninona kay raha mifanena @n' olona tiana taloha dia mbola midoka be ny fo, na efa antaonany maro aza tsy nifankahita ,dia mbola fitiavana ve zany ? mba lazao ny evitrareo @zany. (l) ... tohiny
vale ( 14/12/2008 12:34)
Tsy tafiditra serasera fa dinika fotsiny...
Miarahaba ny rehetra ô! Saika mba hanontany zaho hoe normal ve raha tsy mety tafiditra serasera mihintsy zah hatramin'ny omaly ?? Ny dinika tsy misy olana fa ny manokatra pejy tsy tafavoaka, fa vao ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 22/12/2008 18:48
badboy ( 14/12/2008 11:54)
Tananan'ny mainty hilaozan'ny fotsy : vavaka sisa no hay ata
Iarahamahalala fa vao nilaozan'ny fotsy mpanjanaka ny kaontinanta afrikanina, ao anatiny Mkara, izay fitobian'ny "matière première", dia mitsitongana tanteraka!! Ady lava toy ny adimpoko, aditany, a... tohiny
missval ( 14/12/2008 10:07)
tononkira tearano
manaona o! mba mangataka ny tononkiran'i Tearano "valiko zay" Msaotra ô!!!!... tohiny
novalian'i Ityah ny 14/12/2008 15:25
sitlo ( 14/12/2008 00:29)
tragedie
Kay ve ka ilay Tizy Bone no gasy eh. Tena mba tara be indray aho tamin'iny. [img]http://img156.imageshack.us/img156/8108/60668869qc9.jpg[/img]... tohiny
novalian'i sitlo ny 19/12/2008 04:23
Tazana ( 13/12/2008 23:58)
Mitady olona tonga avy any Mada @ Janvier
Akory aby!Sao dia misy olona avy any Mada tonga na Europe na Amerika avaratra ohatra 1ere semaine janvier zao ka azo hiangaviana hitondra volon katsaka?Na raha misy mahita volonkatsaka hoe aiza no afa... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7226