olon-tiana taloha

1. fenouhy ( 14/12/2008 18:31)
maninona kay raha mifanena @n' olona tiana taloha dia mbola midoka be ny fo, na efa antaonany maro aza tsy nifankahita ,dia mbola fitiavana ve zany ? mba lazao ny evitrareo @zany. (l)
2. Noue ( 14/12/2008 18:41)
ka fo io koooo ! tsy maintsy midoboka io na dia efa firy taona aza no nisarahana ee ! fa tsy midika velively oe va midoboka ilay fo dia mbola ilay fitiavana taloha ihany no nampidoboka azy ee
3. heidi ( 14/12/2008 18:44)
fenouhy:

maninona kay raha mifanena @n' olona tiana taloha dia mbola midoka be ny fo, na efa antaonany maro aza tsy nifankahita ,dia mbola fitiavana ve zany ? mba lazao ny evitrareo @zany. (l)

ka tsy maitsy otranzay kou! fahatairana no mahatonga izany dia refa taitra mitdoboka ny fo

:-P
4. Koditra ( 14/12/2008 18:56)
Ny foko klou midoboka eh, fa tsy haiko ko oe niverina kely vetivety ve lay fitiavana sa aona?
Fa miankina @lay olotiana taloha koa nefa io, raha lay olontiana taloha nanome lagy be ireny t@ fotoana nisarahana dia tsy hisy fo idoboka zany eo fa lay lagybe no tadidy :-D :-D
5. vale ( 14/12/2008 19:16)
:-D :-D :-D :-D eka tena marina io, ny ahy misy mampidoboka le nisaraka tsy nisy maratra na tsy fidiny ireny ary misy mampisondrotra be mihintsy! le nifanome lagy ireny tena mdrrrrrrrrrrrrr, hihihi!
6. sylvoalias ( 14/12/2008 20:11)
(l) 8O :oops: :cry:
Ny tsy azo ferana ,....eny fa nade aman-taonany aza.
mahereza!
7. sylvoalias ( 14/12/2008 20:13)
Ny (l) tsy azo ferana,... eny fa na de amantaonany aza.
Kou de maherez'é!
8. fenouhy ( 14/12/2008 20:18)
vale:

:-D :-D :-D :-D eka tena marina io, ny ahy misy mampidoboka le nisaraka tsy nisy maratra na tsy fidiny ireny ary misy mampisondrotra be mihintsy! le nifanome lagy ireny tena mdrrrrrrrrrrrrr, hihihi!



ka izahay ange nisaraka tsy nisy disadisa eh!! , na izy ara niteny tamiko hoy tô falifaly afahafa izany izy refa tafaresaka izahay. (l) (l)
9. sylvoalias ( 14/12/2008 20:37)
Tandremo ary sao misotro rano avy nandroana!
Ny lalana nandratra hono hoe tsy hivereneko ary raha nisy kosa ny lonilony izay tsy nampifanaraka ary tsy noazo leferina dia aleo mitsoatsoaka sao mihina-kely eo ka kenda fanindroany.Sarotra anefa ny mandoa ny efa voatelina.
Ary rehefa voaloa kosa dia tsy fanao sy tsy fomba ny miverina sy mamisavisa izany .
Ny Kva (alika) no manao izany!
Na dia izany aza misy ihany ny :"marimaritr'iraisana"
Koa anjaran'ny tsirairay no mikatsaka sy mitady izay mahasoasoa ny ainy....
Sylvoalias.
10. lemenakely ( 14/12/2008 20:54)
izay no maha olona nofo sy rà e
11. fenouhy ( 15/12/2008 09:51)
zavatra efa nalo ve de mbola hoanina indray, tsy mety izany ary za efa manana afa .
fa le fo midoboka be ty tsy hay ny tany fiaviana (l)
12. andrywui ( 15/12/2008 10:58)
le fo midoboka be sy taitra !!mifangaro ao anatinzay ny alaelo azy, fitiavana hafahafa, hasosorana maivana, tahotra kely,..ary te hanindry azy amin'ny tsy fantatra
13. Lejoba ( 15/12/2008 13:46)
manao alahelon-toerana ve sanatria. Sa souvenirs tsy maty?
Efa lasan'olona ny foko vao hoe voromanganao anie aho
Ny zanak'ileiry ve izay tsy efa telo? =((
14. Zozoro ( 15/12/2008 19:23)
Réaction normale. Ny cerveau no manaitra ny fo. tsy sary an'eritreritra intsony ny hendrika fa tena izy anoloana, tsy nofy, tsy sary. Voatsiahy ny lasa, segondra vitsy fotsiny no amintinany ny taona maro na dia tsy voatsikaritra aza izany. Ny fiontanan'ny fo dia midika maro : mety ho fahatairana ny tsy nampoizina hifanena ka nampifoha ny fahatsiarovana efa natory, ary mety koa namoha ny fitiavana, ianao ihany no mahafantatra ny antony rehefa hafaka fotoana fohy, raha mbola fitiavana na fifozana tampokin'ny fahatsiarovana. (Tadidiko izany izahay.................../....................Mety ho halanao izy, ary mety ho Tinao koa.
Ny iray amin'ireo ihany.
15. fenouhy ( 15/12/2008 21:53)
halahelo ve ? za miteny tsia . ary mbola tia ve ? za koa miteny tsia .
fa ny azoko holazaina angamba ny izahay taloha tena nifaneraserabe ka ho any fo ,izany midika zavatra afa angamba .
za ko mo mbola tsy fanjo zavatra otr'ity ko izay no tsy ahaizako azy . izany hoe niaraka taminy iany de avy eo ilay vadiko izao.
16. Papoose ( 16/12/2008 00:21)
fenouhy:

maninona kay raha mifanena @n' olona tiana taloha dia mbola midoka be ny fo, na efa antaonany maro aza tsy nifankahita ,dia mbola fitiavana ve zany ? mba lazao ny evitrareo @zany. (l)


midoboka be :-P mahita an'le fiovany hoe eeeeeeendryyyyyyy jereo ty izy lasa antitra kely na hoe antsayyy toa lasa nahazohazo be!!

fa matetika le olontiana vaovao no zal :-D
17. ikaretsaka ( 16/12/2008 06:39)
hifanenany @ nenazy eo koa fa
18. arialy ( 16/12/2008 09:37)
:-D :-D :-D taitra fotsony zany raha tsy oe tsy nadino mitsy lay oul angah ka oe mbola misy fitia
19. Papoose ( 16/12/2008 16:05)
ika, alefa lefa lefa aaa!!! na koa hoe dryiii ty ianona e! toa lasa maintikely na hoe toa lasa fotrikel! :-D
20. Koditra ( 16/12/2008 16:14)
Papoose : :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1918