olon-tiana taloha

41. Koditra ( 27/12/2008 20:11)
Papoose:

:-D :-D :-D :-D misy mifandrombaka ny hampirevy ndray sahady! :-D

Tsy hay ko nge hoe sao dé mbô lay passé-ako ko aza enao io?
:-D :-D :-D
42. Mirananirina ( 28/12/2008 11:39)
Iza marina moa no mahita raha ianao io no sipako taloha.
Ilay pointure 45 loa dia toa tsy nisy ka :lol: :lol: :lol: .Raha mihoatra ny 35 taona dia mety ho izy.
43. Koditra ( 28/12/2008 15:10)
lé taona alo ao tsara fa lé pointure no tsy naha izy azy, tssss :-D
44. kotobekibo ( 28/12/2008 15:40)
Mirananirina:

Iza marina moa no mahita raha ianao io no sipako taloha.
Ilay pointure 45 loa dia toa tsy nisy ka :lol: :lol: :lol: .Raha mihoatra ny 35 taona dia mety ho izy.


mitombo ihany izany ol tafiditra ao @ ilay taona izany an! :-P :-D
45. ari.malala ( 29/12/2008 08:49)
:-D :-D
46. fahamarinana ( 29/12/2008 09:57)
:arrow: lasa be kil ndray miranirina... :) (l)
47. kelly13 ( 29/12/2008 10:08)
sarotra tkou alou ny mandainga fa za nahita ny sipako talou tato e, anakiroa no hitako tato alou, ny sasany tsy haiko oe aiza :-P (ôtran'ny oe hors sujet v za?) mi se reconnaitre ry zareo hé hé hé
48. fahamarinana ( 29/12/2008 10:15)
:arrow: des noms !des noms !...laingako zany an,mba mananihany tokoa.Ka raha tsy mifanadala ntsony moa maninona,mety lasa mpinamana aza sa tsy possible zany :?: (l)
49. kelly13 ( 29/12/2008 15:44)
fahamarinana>ra lazaiko eto ny anarany d ngamba kapaindry zalahy 45976974871641 ny lohako hahahahaha
50. Mirananirina ( 29/12/2008 16:31)
Ka tsy maintsy hasiana mampime kely ange,ngeza loatra ilay pointure ka,somary tapaho kely ny tongotra fa lava loatra ry Koditra
Aiza kosa no dia be kil e :?: kely kil ka.
Hita ho ary ry Koto,
Mahafinaritra anie ny miresaka aminy sipa taloha e,
Kelly 13,atoroy ahy hoe inona no nataonao,nahita nao azy ireo
51. fahamarinana ( 29/12/2008 17:25)
:arrow: kelly : tsy maharary fa kapoka virtoaly...zà koa zany dia mamporisika be ery... :-D (l)
52. Papoose ( 29/12/2008 18:22)
Koditra:

Tsy hay ko nge hoe sao dé mbô lay passé-ako ko aza enao io?
:-D :-D :-D


de tsy hay intsoony eee!! efa mifangaro voraka sy mifanao fangalampiery ato!
:-P
za lo nisy andro sahirana nitady pointure eeee!! fa tsy haiko intsony hoe an'iza!! :-D
53. kotobekibo ( 29/12/2008 22:53)
firy izay ny bandy zakan-dry tao aorinako ? ho an'izay kopy koa fa tsy vera e! :-D
54. ari.malala ( 30/12/2008 12:00)
anhan, mitolotena v kotobekibo? :-P
55. Koditra ( 30/12/2008 12:34)
fahamarinana:

lasa be kil ndray miranirina...

Tsy iz ono zà fa be tongotra lôtra, nefa t@ zany fotôna zany mbola 40 ny pointure-ko :-D :-D
56. Koditra ( 30/12/2008 12:39)
Mirananirina:

Ka tsy maintsy hasiana mampime kely ange,ngeza loatra ilay pointure ka,somary tapaho kely ny tongotra fa lava loatra ry Koditra
Aiza kosa no dia be kil e :?: kely kil ka.
Hita ho ary ry Koto,
Mahafinaritra anie ny miresaka aminy sipa taloha e,
Kelly 13,atoroy ahy hoe inona no nataonao,nahita nao azy ireo



zay mitsy oà :lol: :lol:
57. Koditra ( 30/12/2008 12:47)
Papoose:

de tsy hay intsoony eee!! efa mifangaro voraka sy mifanao fangalampiery ato!
za lo nisy andro sahirana nitady pointure eeee!! fa tsy haiko intsony hoe an'iza!!

Karoy tsara klou fa sao dé mbô adinoko ao aminao ao ny ilankiraroko. :-D :-D
Nenà zao tiko ra mbô fahamarinana no sipako talou d mbô lasa anabaviko ato @ serasera izy fa akamako be any @ sisiny. Milay zany a :-D :-D
58. Mirananirina ( 30/12/2008 13:17)
Vetivety dia lasa ngeza ny tongotrao ry Koditra.
Iza indray moa no mahita raha anadahi-ko na cousin-ko indray ianao.Betsaka manko izy ireo eto France sy any Dago any,
59. kelly13 ( 30/12/2008 13:56)
mirananirina>inn no nataoko nahitako azy tato v? en fait, site afa no nojereko d hitako tany ry zareo d nifandefa mail d aveo ry zareo niteny oe makao @ sera² v d voili voila fa nahafinaritra
60. ikaretsaka ( 30/12/2008 14:08)
Fa sendra mba hitako t@ ireny show show ireny fa ny tena mampidoboka ny fo kokoa hono de le sipa ka efa hitanao nitanjaka de nisaraka taminao no mifanena aminao indray noho ilay hoe tara @ zao fotsiny.

Ze fahamarinany tsary haiko fa mitombina ihany anefa rehefa raisina sary an tsaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0792