olon-tiana taloha
101. Mirananirina
(
11/01/2009 15:38)
Dé tsisy fika tsony ve zany ny amitsika klé. Tsssss
eeeee,tsisy fika tsony e,aminy manaraka indray manandrany e :lol: :lol: :lol:
102. fahamarinana
(
11/01/2009 15:43)
:arrow: Tsa mbola ary mino aho fa tsy ho tratran'izay.Ny ahy manokana koditra rehefa tonga amin'ny fisarahana dia satria efa nahavita ny tokony handalovana aho:niala nenina,ni-pardonner,niandry ny fiovana ,nanova tena koa ...sns...sns..Mety hifampilonjolonjo sy hiady fa rehefa tonga amin'ilay hoe batao ny entana dia efa roso tsa mipody koa e.Zà zay an fa mino aho fa tsy solution ideale afatsy ho ahy irery. :) (l)
105. Koditra
(
12/01/2009 17:25)
fahamarinana:Ra zay nge lé zava-misy ry Fahama dé tsisy anomé tsiny anao na tsa mipody tsony ary eh! Fa ny tiko tenenn lé oe ra nifampilonjolonjo sy niady sy samy niandry ho tambatambazana teny fotsiny dé aveo samy be ambo nefa mety samy mbola tia, aveo samy tonga saina. Ary Fahama ty be ambo be ah!
:arrow: Tsa mbola ary mino aho fa tsy ho tratran'izay.Ny ahy manokana koditra rehefa tonga amin'ny fisarahana dia satria efa nahavita ny tokony handalovana aho:niala nenina,ni-pardonner,niandry ny fiovana ,nanova tena koa ...sns...sns..Mety hifampilonjolonjo sy hiady fa rehefa tonga amin'ilay hoe batao ny entana dia efa roso tsa mipody koa e.Zà zay an fa mino aho fa tsy solution ideale afatsy ho ahy irery. :) (l)
Mirananirina : Ra enao tsy ilàtsika antso avo tsony ka, antso iva sy bitsibitsika sisa fefa vôray lé tél. :lol:
106. fahamarinana
(
12/01/2009 17:38)
koditra:
Ary Fahama ty be ambo be ah!
:arrow:iny aloha dia tsisy fanafany mihintsy e.Mampalahelo zà o !! :? (l)
107. Papoose
(
12/01/2009 21:21)
Koditra:
Tsssssss, ndjaso ary hanao antso avo @ olotina talou afa ndray eh!
za mbola tsy nahazo an! dain :-P
108. fenouhy
(
13/01/2009 12:42)
:arrow:iny aloha dia tsisy fanafany mihintsy e.Mampalahelo zà o !! :? (l)
[/quote]
koditra ,tadiavo fanafana any izany mba ampilaminareo
109. Mirananirina
(
14/01/2009 12:50)
Mirananirina : Ra enao tsy ilàtsika antso avo tsony ka, antso iva sy bitsibitsika sisa fefa vôray lé tél.
Koditra ,marina izany.
Raha ratsy kosa ve ny antony ny nisarahana dia mbola hifampody ihany.Raha tsy hoe mpivady angamba.
110. Koditra
(
14/01/2009 23:13)
Fahamarinana:
iny aloha dia tsisy fanafany mihintsy e.Mampalahelo zà o !!
Fenouhy:Efa niteny taminy zà oe ndao averina hatao vô maika milay be lé talou dé tsy mety tsouny izy. Be ambo, tsy mapalaelo fa masay :-D :-D
koditra ,tadiavo fanafana any izany mba ampilaminareo
Papoose : zà ary efa nikika mafy be mitsy kou. Eo fa alefako poste e. Dain elabe :lol:
Mirananirina : soiany netsika fa tsy ratsy e? :lol:
112. Mirananirina
(
16/01/2009 12:05)
Mirananirina : soiany netsika fa tsy ratsy e?
Hita hoa,tsara fiafarana e
d iza izany no mba antsoiko ato raha izany ?
Be dia be fa ianao no tsy miantso e
113. kotobekibo
(
16/01/2009 16:06)
Ao ary fa manao antso avo anareo sipa rehetra zà d zé mamaly d mamaly e! (l)
114. princesseN
(
16/01/2009 16:13)
kotobekibo:
Ao ary fa manao antso avo anareo sipa rehetra zà d zé mamaly d mamaly e! (l)
hiantso anina nefa enao eh???
