olon-tiana taloha

61. Koditra ( 30/12/2008 18:06)
Mirananirina:
Vetivety dia lasa ngeza ny tongotrao ry Koditra.

Ndraso fa anapaatsik io ra 40 no atadidiavanao azy eh :lol: :lol:
Mirananirina:
Iza indray moa no mahita raha anadahi-ko na cousin-ko indray ianao.Betsaka manko izy ireo eto France sy any Dago any,

Possible daôlo zany. Sô d mba i Mirana aza enao io ? :-D :-D
62. Koditra ( 30/12/2008 18:09)
kelly13 : mbô omeo eto lé site afa sy ny pseudo-nao fa sô dé mba ??? marina kléaza. :-D
Ika : ôtran'ny marina tokou letsy zany.
63. kelly13 ( 30/12/2008 18:54)
koditra>sao d oe sipako talou kou v enao? hahahaha! mampimé mintsy zany ra oul! :-D :-D :-D
64. Koditra ( 30/12/2008 19:25)
kelly13 : iza mo no mahita fa ny tany ono boribory kou :-D :-D
65. kelly13 ( 30/12/2008 19:28)
koditra>iza marina no mahita omeo sopapa iany za sao d efa niaraka nidoladola isika sy enao :-D :-D :-D
66. Koditra ( 30/12/2008 19:35)
kelly13> tsy tadidinao nga lé niaraka ninana bômbô vandro sy bononoka teny @ zaridaina Ambohijatovo iny? :-D :-D
67. kotobekibo ( 30/12/2008 21:23)
ari.malala:

anhan, mitolotena v kotobekibo? :-P


aiza kosa e! fa mba miresaka tahaka ny mpinamana retra fotsiny kah!
:-P :-D
68. kelly13 ( 30/12/2008 21:49)
koditra>kay v enao e, hahaha, bori² marina ny tany! nahatsiaro bôbô vandro tampoka za! mdrrrrrr

(misy mino tkou zao io bd tatarain'i koditra io)
69. Papoose ( 30/12/2008 22:24)
Koditra:

Karoy tsara klou fa sao dé mbô adinoko ao aminao ao ny ilankiraroko. :-D :-D
Nenà zao tiko ra mbô fahamarinana no sipako talou d mbô lasa anabaviko ato @ serasera izy fa akamako be any @ sisiny. Milay zany a :-D :-D

pantouffles no hitako tao! :-D miaraka @ razoara zilety! de fonona bonbo papermanitra! tsy haiko hoe anao sa an'iza:D
70. kotobekibo ( 30/12/2008 22:25)
kelly13:

(misy mino tkou zao io bd tatarain'i koditra io)


entre pà fa tena nisy BD gasy izay tany dago .
Tany @ taona 80-90 tany ho any ary KODITRA no titre-ny .
71. kelly13 ( 31/12/2008 11:52)
kotobebide>ie, d nisy andry bobel, d tatara mampangitakitaka ireny le izy, sensé oe mampitahotra brrr

fa nahita bd tsy tiko za ry reto fa le bd oe "besorongola" dain
72. Papoose ( 31/12/2008 14:14)
ary koditra?
73. Koditra ( 01/01/2009 19:33)
Papoose:
pantouffles no hitako tao! :-D miaraka @ razoara zilety! de fonona bonbo papermanitra! tsy haiko hoe anao sa an'iza

kay ve adinoko tao lé bonbo papermanitra iny leaza, tadidiko tsara oé adinoko no nitondra brosy nify mantsy t@ iny :-D :-D
74. Koditra ( 01/01/2009 19:36)
koto - Kelly13 - Papoose : itako namaivay be ny sofiko, kay voatonontonona tato ny anarako klé :-D :-D
75. kelly13 ( 02/01/2009 15:29)
aseoy oe zany sofina zany
76. ikaretsaka ( 02/01/2009 15:59)
Lasa resatsofina indray izy izany
77. Papoose ( 02/01/2009 16:18)
koditra, le bandessimer gaasy zany neeeee!!!!
zay enao zay, sarotra tenenina @ ty tsy zatra mitondra brosse a nify ty!!! H@ zao v?
78. Koditra ( 02/01/2009 19:09)
Papoose : nefa zà tsy niteniteny fa ny brosse a nifinao no napesaiko tao, DAIN ! :-D :-D :-D
79. Papoose ( 04/01/2009 03:46)
nefa jere asehoseho ery le nify sy le maso sy le volo :-P
dain mihitsy!!ka iny anie efa avy nampisaaiko t@ niifin'i Miraud eee!! le alikakely nompiko tato =)) voa mafy enao! :-D
80. Koditra ( 04/01/2009 13:12)
Papoose : Tsy dé maninn lôtra ra efa avy napésain' Miraud dé lé napésainao iny vao nidimbiasako, na zany aza : DAIN! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.4561