olon-tiana taloha

21. fenouhy ( 16/12/2008 18:25)
arialy:

:-D :-D :-D taitra fotsony zany raha tsy oe tsy nadino mitsy lay oul angah ka oe mbola misy fitia



fahatairana ve zany ,de tsy mitovy izany ny fo taitra @zavatra tsotra sy taitra nahita olona efa avy notiavina .

(l) (l) de misaotra nareo izay namaly hatraminizay aho ary mbola vonona hihaino izay mbola misy evitra afa .
ary samiha avita fety sambatra daholo isika retra fa aminy manaraka indray manoratra satria atoato tsy mavita manoratra ato fa any @iry rafozana hajaina ka mandrapiresaka indray eeeeeeeeeeeeeee (l) (l) (l) (l) :?: :?: :?: :?:
22. Papoose ( 17/12/2008 00:38)
Koditra:

Papoose : :-D

zany mihitsy no ataon'le namako reny mahita an'le sipany taloha!!!!

fa ny ahy ndray le saika sipako :°) :-P
23. kotobekibo ( 17/12/2008 00:57)
normal kosa izany e!
tsy midika hoe hiverina fa na d izany aza , tsy mety fa otran'ny hafahafa izany foana LOL :oops: :oops: :oops:
24. Papoose ( 17/12/2008 14:19)
:-D :-D :-D
25. Koditra ( 17/12/2008 14:43)
papoose: ary raha sady lasa taviny no volony, bògòsy be, tsy idoboka aiza ny fonao eh! :-D
26. Papoose ( 22/12/2008 15:38)
zay vao tafahira ny hiran'i poopy le hoe " tahak'izay t@ iny..." de ajanona eo :-D
27. Mirananirina ( 24/12/2008 12:57)
Marina izany ,ary tadidy daholo indray ilay nitranga sy niseho taloha,ka raha ratsy tonga dia maharomotra be fa raha tsara ny natao,dia te hiresaka aminy indray na namana fotsiny ary
28. Papoose ( 24/12/2008 16:14)
ary ahon ndray raha ho tadidy de faly be??? sovenira mlay be!! :°)
29. princesseN ( 24/12/2008 16:17)
ny ahy alou iray ihany t@ sipako taloha no tena mampidobok ny foko rafa itak eh! fa io koa nge araka ilay valeur le fitiavanao anazy no tena marina eh!
30. kotobekibo ( 26/12/2008 00:10)
Ka samy nandalo ilay grand Amour ( ol tiana b taloha ) dôly , ary ref lé ol iny no hita tena manahirana , tsy d mampa à l'aise izany :-P
31. Papoose ( 26/12/2008 00:37)
grand amant koa zany ko efa sipa taloha ve :-P
32. xxx ( 26/12/2008 09:10)
maninona kay raha mifanena @n' olona tiana taloha dia mbola midoka be ny fo, na efa antaonany maro aza tsy nifankahita ,dia mbola fitiavana ve zany ? mba lazao ny evitrareo @zany.

Ka iny ilay olona efa nahita anao niboridana koa. Tsy maintsy taitra kely ihany. Misy aza ny vehivavy sasany lasa manana réaction de traque sa panique vao mahita ny Ex, sauf ilay Ex mifanerasera isan'andro reny. Miteny izany aho satria, deux de mes Exs font çà, tena lasa mibadabada mihitsy miresaka rehefa sendra tafahôna, kanefa tena fantatro koa fa tsy fitiavana izany.
33. kotobekibo ( 26/12/2008 11:47)
Papoose:

grand amant koa zany ko efa sipa taloha ve :-P


Izany mihitsy , sady ny amants anie en gle ol nampirevy anao + noho ny hoe nampijaly . :-P
34. Mirananirina ( 26/12/2008 12:51)
Sao misy sipako taloha ato aloha?tena mila miresaka aminy mihitsy aho izao
35. kotobekibo ( 26/12/2008 13:53)
Mirananirina:

Sao misy sipako taloha ato aloha?tena mila miresaka aminy mihitsy aho izao


sao d zà ? :-D :-D :-D
36. Koditra ( 26/12/2008 18:43)
koto : zà ko mbô saika iteny oe sô d mbô zà ? :-D :-D
37. Papoose ( 26/12/2008 23:05)
:-D :-D :-D :-D misy mifandrombaka ny hampirevy ndray sahady! :-D
38. tsipolitra ( 27/12/2008 03:20)
:lol: 8O :) :( hafa ihany lay voalohany e
39. kotobekibo ( 27/12/2008 09:34)
tsipolitra:

:lol: 8O :) :( hafa ihany lay voalohany e


Ka ilay t@ voalohany tena catastrophe ny ahy kouh! manala baraka . :-D :-D :-D
40. Koditra ( 27/12/2008 20:06)
Mirananirina:

Sao misy sipako taloha ato aloha?tena mila miresaka aminy mihitsy aho izao


tadidinao ve hoe zà pointure 45? Ra tsy tadidinao dia tsy zà zany lay fahiny.
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.062