Tananan'ny mainty hilaozan'ny fotsy : vavaka sisa no hay ata
1. badboy
(
14/12/2008 11:54)
Iarahamahalala fa vao nilaozan'ny fotsy mpanjanaka ny kaontinanta afrikanina, ao anatiny Mkara, izay fitobian'ny "matière première", dia mitsitongana tanteraka!! Ady lava toy ny adimpoko, aditany, ady ho tompon'ny harena amboninin'ny tany ambanin'ny tany anaty rano, vonolona sns... Dia ny zavatra hita matetika, dia ny fampirisihina ny olona hivavaka mba hahazaka ilay fahoriana, na koa mba hahatongavan'ny vahaolana mahagaga!!!
Tsy ao afrika sy madagasikara ihany anefa no misy io toejavatra io fa na any amerika aza!! Vao nilaozan'ny fotsy East St Louis dia nirodana tanteraka ny toekarena!! Fa ny mahasamy hafa azy @ Afrika na Dago, eny na dia eo aza ny famporisihina hivavaka, dia ny fitadiavana vahaolana @ fiasana, fananganana orin'asa sns... Ny fivavahana izany dia natao hanampy hampatanjaka ny saina ao anatin'ny asa, fa tsy natao ho vahaolana tokana!! Ary ny mpitondra fivavahana mihintsy no mirotsaka antsehatra mitady vahaolana!!
Ka inoako fa ireo mpitory ato, tahaka an'i coopsal, niryna, mandefitra sns... dia olona hirotsaka hampiasa ny tanany sy ny tongony hitady vahaolana, fa tsy hampiseho ny fianany ho ohatra mahafatifaty ao anaty fivavahana sy ny fanekena ny mangidy ho anjara ka tsy tokony hivoatra intsony fa mivavaka dia ampy!!!
Mila miasa mampiasa ny tanany sy ny tongony ary ny atidohany ny rehetra, fa tsy atao asa vava fotsiny izay hampiletika misimisy kokoa ny mangidy hiainana!!!
:idea: :idea: :idea:

novalian'i ikaretsaka ny 23/12/2008 16:54
2. coopsal
(
16/12/2008 07:51)
Miarahaba an\'i badboy sy ny rehetra koa,
==> Misy toerana tsy ahitana an\'ireo ve? Firenena, fanjakana, faritra, tanàna, fikambanana, ankohonana, ... ?
==> Ho ahy tsy hamahana ny olana ara-nofo no tanjon\'ny vavaka.
Porofo : misy tsy mivavaka nefa mahita ny vahaolana ara-nofo amin\'ny zavatra maro dia maro, izaho koa hatrizay nivavahako tsy tsaroako mbola nangataka tamin\'ny foko hoe \"omeo sakafo aho Andriamanitra\" (ohatra).
Tsy tanjon\'ny vavaka (= fifandraisana amin\' Andriamanitra) ny famahana ny olana ara-nofo, na dia ahazoana izany mihitsy aza izy.
Ny tanjoko voalohany raha mivavaka dia ny hahaizako mifankazatra amin\' Andriamanitra, mba tsy ho menatra aho na hatahotra mafy (ka hitady fandosirana nefa tsy hahita) rehefa tonga ny fotoana tsy maintsy hifanatrehako amiNy.
Ny tanjon\' Andriamanitra (na antsoina koa hoe ny sitrapoNy) dia tsy mijanona eo @ matériel! Satria ny matière ho lo, potika sy foana, fa mitsinjo ny fanahy izay haharitra mandrakizay Izy. Toy izao no anambarany azy ao amin\'ny baiboly : \"Ny sitrapon\' Andriamanitra dia mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy\"[jaona 6:40]
==> Izaho manokana, tanatin\'ny tanjoko mihitsy ny hiasa hahazo volabe dia hanangana tanàna hipetrahan\'ireo tsy manan-trano, hanome asa ny tsy manana, ... sns, ary ny marina, efa nanomboka mihitsy aho.
Ny ezaka mafy nataoko anefa tsy naha lasa lavitra ahy, fa nampirehareha ahy ary nahatonga ahy ho kizitina sy hanao tsinontsinona ny hafa izay tsy mba nanao tahaka ahy ... ary indraindray hifaninana sy hanenjika an\'izay manao toy izany ka mba ahitako fahadisoana eo aminy.
Ny vavaka no nampianaran\' Andriamanitra ahy ny leson\'ny mpitantana hoe : ny mpandrafitra dia mandrafitra (fa tsy mandrary), ny mpanefy dia manefy (fa tsy mivarotra). Manana ny anjara nomeNy ahy aho, ary amin\'izany no anatanterahako izay baikoNy.
Tsy izaho no namorona ny olombelona ary tsy izaho no afaka hamelona, fa izaho aza velomina, na dia miasa aza.
Ka ampiasaiko tokoa ny tanako sy ny tongotro, ny volako ny fotoanako ny fahalalako rehetra, satria nomeNy ahy izany, ary ny fampiasako izany tsy miankina velively amin\'ny ataon\'ny hafa na tsia! Fa izay anirahaNy ahy no mila tanterahiko, araka izay fanomezaNy rehetra.
Mety ho sarotra raisina izany, fa ity misy fanoharana hampahazava azy :
Misy zazakely herin-taona sy tapany, Harena no anarany. Hita fa maranin- tsaina io zaza io ary mora mahazo izay ataon\'ny hafa : fiteny, fihetsika, ... sns. Zavatra isan\'ny tiany ny mampirin-trano na mikopaka afo ... satria hitany ataon\' ny lehibe ao aminy izany.
Mazava ho azy fa tsy hisy hain\'izay zaza herin-taona ny amin\'ny fampiriman- trano, fa mamerimberina izay hitany ataon\'ny lehibe fotsiny izy araka izay saim-pantany.
Tsy fantany akory hoe tokony aiza no hipetraka ny entana, fa hitany fotsiny ilay mamindrafindra dia mba ataony, hany ka ilay bonne volonté ao aminy lasa manakorontana ny trano efa nalamin\'ny lehibe, ary indraindray aza, noho ny mahakely azy dia mamaky entana izy.
Isika olombelona koa mba tahaka an\'i Harena, izay hitantsika ataon\'ny lehibe (Andriamanitra) no mba ianarantsika atao indraindray :
Andriamanitra mpamorona, iny koa isika no miseho mamorona.
Andriamanitra no mpamelona, iny koa isika miseho mamelona
Andriamanitra no mpiahy, iny koa isika no miseho miahy.
Andriamanitra no tia, iny koa isika no miseho ho tia.
kanefa isika tsy mahafantatra akory ny tokony ho izy, fa matetika manakorontana ny fiasan\' Andriamanitra ary manimba ny asaNy mihitsy aza izay ataontsika.
badboy:
Ady lava toy ny adimpoko, aditany, ady ho tompon\'ny harena amboninin\'ny tany ambanin\'ny tany anaty rano, vonolona sns...
==> Misy toerana tsy ahitana an\'ireo ve? Firenena, fanjakana, faritra, tanàna, fikambanana, ankohonana, ... ?
badboy:
Dia ny zavatra hita matetika, dia ny fampirisihina ny olona hivavaka mba hahazaka ilay fahoriana, na koa mba hahatongavan\'ny vahaolana mahagaga!!!
==> Ho ahy tsy hamahana ny olana ara-nofo no tanjon\'ny vavaka.
Porofo : misy tsy mivavaka nefa mahita ny vahaolana ara-nofo amin\'ny zavatra maro dia maro, izaho koa hatrizay nivavahako tsy tsaroako mbola nangataka tamin\'ny foko hoe \"omeo sakafo aho Andriamanitra\" (ohatra).
Tsy tanjon\'ny vavaka (= fifandraisana amin\' Andriamanitra) ny famahana ny olana ara-nofo, na dia ahazoana izany mihitsy aza izy.
Ny tanjoko voalohany raha mivavaka dia ny hahaizako mifankazatra amin\' Andriamanitra, mba tsy ho menatra aho na hatahotra mafy (ka hitady fandosirana nefa tsy hahita) rehefa tonga ny fotoana tsy maintsy hifanatrehako amiNy.
Ny tanjon\' Andriamanitra (na antsoina koa hoe ny sitrapoNy) dia tsy mijanona eo @ matériel! Satria ny matière ho lo, potika sy foana, fa mitsinjo ny fanahy izay haharitra mandrakizay Izy. Toy izao no anambarany azy ao amin\'ny baiboly : \"Ny sitrapon\' Andriamanitra dia mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy\"[jaona 6:40]
Ka inoako fa ireo mpitory ato, tahaka an\'i coopsal, ... dia olona hirotsaka hampiasa ny tanany sy ny tongony hitady vahaolana ...
==> Izaho manokana, tanatin\'ny tanjoko mihitsy ny hiasa hahazo volabe dia hanangana tanàna hipetrahan\'ireo tsy manan-trano, hanome asa ny tsy manana, ... sns, ary ny marina, efa nanomboka mihitsy aho.
Ny ezaka mafy nataoko anefa tsy naha lasa lavitra ahy, fa nampirehareha ahy ary nahatonga ahy ho kizitina sy hanao tsinontsinona ny hafa izay tsy mba nanao tahaka ahy ... ary indraindray hifaninana sy hanenjika an\'izay manao toy izany ka mba ahitako fahadisoana eo aminy.
Ny vavaka no nampianaran\' Andriamanitra ahy ny leson\'ny mpitantana hoe : ny mpandrafitra dia mandrafitra (fa tsy mandrary), ny mpanefy dia manefy (fa tsy mivarotra). Manana ny anjara nomeNy ahy aho, ary amin\'izany no anatanterahako izay baikoNy.
Tsy izaho no namorona ny olombelona ary tsy izaho no afaka hamelona, fa izaho aza velomina, na dia miasa aza.
Ka ampiasaiko tokoa ny tanako sy ny tongotro, ny volako ny fotoanako ny fahalalako rehetra, satria nomeNy ahy izany, ary ny fampiasako izany tsy miankina velively amin\'ny ataon\'ny hafa na tsia! Fa izay anirahaNy ahy no mila tanterahiko, araka izay fanomezaNy rehetra.
Mety ho sarotra raisina izany, fa ity misy fanoharana hampahazava azy :
Misy zazakely herin-taona sy tapany, Harena no anarany. Hita fa maranin- tsaina io zaza io ary mora mahazo izay ataon\'ny hafa : fiteny, fihetsika, ... sns. Zavatra isan\'ny tiany ny mampirin-trano na mikopaka afo ... satria hitany ataon\' ny lehibe ao aminy izany.
Mazava ho azy fa tsy hisy hain\'izay zaza herin-taona ny amin\'ny fampiriman- trano, fa mamerimberina izay hitany ataon\'ny lehibe fotsiny izy araka izay saim-pantany.
Tsy fantany akory hoe tokony aiza no hipetraka ny entana, fa hitany fotsiny ilay mamindrafindra dia mba ataony, hany ka ilay bonne volonté ao aminy lasa manakorontana ny trano efa nalamin\'ny lehibe, ary indraindray aza, noho ny mahakely azy dia mamaky entana izy.
Isika olombelona koa mba tahaka an\'i Harena, izay hitantsika ataon\'ny lehibe (Andriamanitra) no mba ianarantsika atao indraindray :
Andriamanitra mpamorona, iny koa isika no miseho mamorona.
Andriamanitra no mpamelona, iny koa isika miseho mamelona
Andriamanitra no mpiahy, iny koa isika no miseho miahy.
Andriamanitra no tia, iny koa isika no miseho ho tia.
kanefa isika tsy mahafantatra akory ny tokony ho izy, fa matetika manakorontana ny fiasan\' Andriamanitra ary manimba ny asaNy mihitsy aza izay ataontsika.
3. xxx
(
16/12/2008 15:42)
Efa voasoratra efda ela letsy izany ry bandy adala a ! , fa ny fireneno aza angamba miohatra ny fotaka raha tanimanga ny sasany , ary raha hoe ny fivavahana sisa no hianteherana a ! safidy tsara indrindra ho an'ny manampahalalana fa fahadalana ho an'izay miahy ny nofony
4. ikaretsaka
(
16/12/2008 17:05)
Tsy misy tsara ohatran'ny sady mivavaka no miasa e...
Sady mivavaka ay no manao fanafody ho'zy le olona izay

5. badboy
(
16/12/2008 19:47)
Tsisy mora ohatry ny maniry sy ny miteny izay iriana!! Tsisy efa hatrany ambohoka dia ho lasa pasitera na koa hoe ho lasa injeniera, na vakitsinazera!! Saingy rehefa vonona ny hanao dia manao, rehefa tsy vonona dia tsy sarotra koa ny mitady izao hevitra rehetra izao hanohanana ilay tsy fahavononana ka ilazana fa io no antony tsy anaovana!! Izay ilay fampianarana nomena ny mainty, izay no azony iantsapazana ary izay no ataony fiainana!!
Koa dia mazotoa izany mitory anaty fandangolangona rehefa tsy dia mazoto loatra ny mampiasatanana!! Aleo izany fananganana sy fanamboarana izany ho an'ny vahiny tahaka andry pedro na ny karana na koa ny vazaha, fa isika gasy mainty voamafy raha tsy mampita ny teny @ alalan'ny vava, izay hany talenta haintsika!!! :twisted: :twisted:

6. ikaretsaka
(
16/12/2008 20:40)
Le fomba nampidirana ny concept am pivavahana mihitsy no fototr'io... misy le nampianarina hoe sady mivavaka no miasa no hasoavy ny namana (ampitombony ny talenta).... misy nampianarina (hino fotsiny ihany) ho "sola" ka na efa kokoraze aza de 'sola' ihany...
De ny mampihomehy de io antokonidry sola io minozanozana ary rehefa hahitany tombotsoa ny any... fa kosa tsy mety manaiky mihitsy hoe tsy mamely ny azy ka mitady vahaolana ny @ zany

7. fijo
(
16/12/2008 21:11)
mpitory letsy ry bad vava no hainy ampiasaina an,he izany izy hoe "mpitory"avo hoe hiasa de folaka ny lamosiny
8. coopsal
(
17/12/2008 09:28)
Ny olana dia afangaronareo ny karazana mpino sy antokom-pinoana fa tsy izay zava-marina no tadiavinareo.
Izany (raha tsy diso aho) no ataon'ny any Mahajanga hoe : tia mikalizy.

9. xxx
(
17/12/2008 16:18)
Tsy azo lazaina hoe mino an' Andriamanitra ianareo fantaro aloha hoe iza izy sy ny sitrapony de ho azonao ny fandehany
10. ikaretsaka
(
17/12/2008 19:52)
coopsal:
Ny olana dia afangaronareo ny karazana mpino sy antokom-pinoana fa tsy izay zava-marina no tadiavinareo.
Izany (raha tsy diso aho) no ataon'ny any Mahajanga hoe : tia mikalizy.
Ka le fomba fitadiavana azy miakina @ le antoko aniee
13. majesty
(
18/12/2008 05:53)
Aza adino fa tsy ny firenena ihany no nozanahan'ny mpanjanaka fa ny toe-tsaina ihany koa,ka na dia efa tsy misy mpanjanaka intsony aza dia ilay toe-tsaina voazanaka mbola maro no mitàna azy na ny mpitondra na ny vahoaka na ny mpino na ny tsy mpino.Kanefa efa tsy vitsy koa ireo mahatsapa tena na d izany aza.
14. ikaretsaka
(
18/12/2008 06:25)
Le mentalite nenti nanjanaka koa ao ary miseho ka...
badboy... I e st louis aloha part an'ny louisiana pchasse ary saika taranaka kreole an
Ny nozanahan'ny anglo saxon toa nozarina hikarataka na nozanahina aza ka nony lasa ny mpanjanaka dia nahay niady rery ireny
Fa ny frantsay sy ny espaniola nozarina hiantehitra @ reny malala sy santa ana de vo lasa ireo dia toa ninanaka sy tsy nisy niahy de tany @ religion no niatsampy satria nahita le ampiampianidry mopre sy ry masera sy ireo mpivavaka

15. badboy
(
18/12/2008 11:55)
ikaretsaka >> Tsy haiko hoe taranak'iza ilay ao, fa ny hita dia vao niala ny fotsy dia nihitsana ny toekarena, saingy ny mpitondra fivavahana mihintsy no mirotsaka mitady vahaolana ary ny vavaka atao dia tsy hoe omeo vola avy any andanitra, fa hoe ampiana ny heritsainana ananana hanganana indray orinasa sy hampiodina ny toekarena!! Ary ny mahagaga dia tsy nasiandrapasy resaka devoly mihintsy ilay izy fa ilay tsy fitsaharana miasa no tanisainy!!
Ary ilay resaka lovatsain'ny fanjanahana na "héritage de la colonisaion" dia iarahamahalala hoe vizana ireo nandova avy @ frantsay na espagnole!! Loza be ilay fandemena raikitapisaka ao antsaina ary ilay fiandrasana ny zongo hietsika ho an'ilay firenena!! Saingy mbola loza be minaonaona koa ny mahalala ilay fisian'ny fandovana nefa vao maika miletita sy mandetika ny hafa ho ao anatiny!! Dia ilay fitanisana ny voasoratra, fa tsy fanamboarana ny fiainana ho tsaratsara!!
Heloka eo anatrehan'Atra ve ny fananana fiainana milamina sy ny zavatra misy eto antany?? Raha izany dia meloka izany coopsal sy nyrina fa manana ordinateur, meloka ihany koa satria niala lavitra ny fahoriana misy any dago mba hanana fiainana tsaratsara kokoa ......
Koa alohan'ny hilazana fa tsy tokony hiezaka hanafoana ny fahorian'ireo manodidina @ fiainana eto antany, dia jereo aloha ny aataon'ny tena sy ny fiainana hiainana!! Dia Aza mitory fotsiny intsony fa amidio ny ordi dia ampiasao ny vola hanafiana ny mahantra!! Raha tsy diso aho toa isan'ny hafatra mipetraka ao anatin'ilay boky ankafizinareo mantsy io fanampiana ny hafa aramaterialy io!!! :twisted: :twisted: :twisted:

16. ikaretsaka
(
18/12/2008 16:04)
Miombonkevitra am la aho eto... au moins mba manao ohatran drapedro hoe sady manampy ny olona ihany...
Jereo ange le mpitory mandeha tsi 22 any @ tanana ireny e.... ireny any @ bas quartier sy any @ mafy ady no mandeha de mbola tsy vakiantatra "mangataka izay foy" ihany

19. fijo
(
19/12/2008 20:35)
tamberina kely.
nyfomba fanjanahana.ny angilisy rah ananjanaka,ny tanjony dia ny hifandray arabarotra tamin'ireo nozanahany.dia nampianariny ireo ahay hitady sy hanana vola ahafahana mivarotra aminy.ny azy varotra no tena antony.
ny frantsay kosa raha nanjanaka,,ny azy dia ny hamono tanteraka ny mahaizy azy ilay firenena no tanjony,mba ahatonga an'ireo hovoazanaka foana sy mandrakizay.tsy nampianarina hitondra mihintsy ny zanatany frantsay,fa nampianarina hanatanteraka.de izao itantsika izao ny vokany.
ny fiangonana dia hafaka manampy tokoa hanabe ny toekarena,raha tena te hanao.ary io dia fitaovan airay tena mahomby rah ahay ny mampiasa azy,satria ny vahoak adia mora entina rehefa mino.saingy,ireo vahoak aireo tsy adala,ka rah aitany fa mitady hitaingina azy dia avelany hitsirara eo.
izay no mahatonga ny hoe ,i pedro nahay nitarika ireo vahoakany dia lasa nisy asa sy trano ny tany mena.
ry mpiandry namono ny sain'ny ondriny dia lasa zatra miandry mana fotsiny izy ireo.