nidina ny TV an'i Andry TGV, VIVA
1. Annie2006
(
14/12/2008 22:06)
Aiza ary izy izany?
Io ary fa tratra ilay sarotsarona demokrasia natao @ ity statuts des partis politiques ity.
Ny televiziona tsy miankina rehetra ary ny gazety an-tsoratra, midi madagascar, ohatra dia samy nilaza io vaovao mikasika ny resa-dresak'ingahy Ratsirak tany frantsa io daholo. Kinanjo ny an'i TGV ihany no nidina satria manebatsembana ny filaminam-bahoaka hono ilay resaka natao t@ fiarahabana ny tsingerin-taonan-Dratsiraka. Izany hoe, vaovao tsotra sady mazava.
Mila mirodana ity fitondrana ity fa efa mihoam-pampana ny ataony.

novalian'i LAVASANGA ny 16/04/2010 04:04
2. natiora
(
14/12/2008 22:54)
Marina ny anao ry Annie 2006 mila mirodana io fitondranao io.
Fitondrana mpanao didy jadona,mpangalatra,

3. ravatorano
(
15/12/2008 05:01)
Izaho aloha tsy nahita ilay nalefan'ny TV VIVA fa ilay tao amin'ny TV Plus no hitako ary zareo nefa tsy nakatona fa satria fa nahoana ???????
Mampalaelo izao toe javatra izao satria mifono hevitra tsy mazava fa dia ho hita eo ihany ny ho tohiny e !

4. letavo
(
15/12/2008 09:08)
araka ny voalazanao , tena tokony mijanona @izay azony efa tsisy vola hoanina rahateo ka aleony hiala moramora satria efa voky ka ny fomba hinana ny azo sisa ka ny mampalahelo ireto gasy tsy mety vonona ampandroso ny taniny ka voatery mamorona vaovao koa ka tsara @ izay ho zaraina tsy miady i Madagascar @izay samy mikarakara ny tany fiaviany ny tsy rairay , mampalahelo anareo izy io fa tsara ny raha mazava satria maro radio nihidy fa ny anareo ity ka ampianay anareo nefa aza adino ampy izay ka aleo samy mandeha samy mitady merci havako!
5. salopard
(
15/12/2008 13:21)
Tsy voalohany @ radio nakatona io, fa dia miharatsy andro ama'alina le izy (tadidio ny radio tany toamasina sy toliara...)
Amidy @ coreeana ny tany, dia mitohy ny tantara...
amidy ny rano @ rabie saoudite...
dia iareto ao, fa fantatra koa anie ny hipocrisie e! atahorana sao lasan'olona hafa ny seza ka dia tazomina eo aloha ravalo, sy tsy mirotaka i TANANARIVE fa sao, tsy tananarive no eo....
dia miareta eo fa hamidy koa i betsimitatatra ato ho ato e!

6. kidoropamba
(
15/12/2008 14:23)
Dé tadiavina ompiana amin'ity Rnm sy Mbs ity indray izany ny pokona?
Mibaribary loatra ny tahotr'ity fitondrana ity izany rey olona e. Miseho lany izao fa tena tsy misy fotony mihitsy ity fitondrana ity matoa izy maneho "fahatahorana" be sahala amin'izao.
Siora aho fa ilay filazan-deba taloha hoe "niditra tao ambohitsirohitra ingahy ravolomaso velona; nivaoka avy ao kosa izy maty", na koa hoe "tadidio ry jeneraly boba, maty, ry jeneraly ranaivo notifirina teny ambony farafaran'ny hopitaly, maty"... ireny izao no tena nampatahotra ny mpitondra fanjakana satria "tompon'andraikitra ry zareo t@ ireny faty olona voalaza ireo. Ka tsy sahy hanaja izany andraikin'izany ry zareo dia iny fa ny VIVA no nataony sorona.
nivalana indray ary izany ny dialogy any iavoloha e. Tratra ilay fika be.

7. tsiafoi1
(
15/12/2008 14:57)
Le fitondrana harodana tsy olana io raha izay no mahasoa; fa le isika gasy jamba sy mitapy maso ary tsy manana ny maha-izy azy mihitsy no tena mahakivy...
1991 ; 2002 niara-nirodorodo nitany fanovana ny fitondran-dRatsiraka isika mianakavy... Kanefa ankehitriny de hita fa misavily sy manao zay ho afany reo tsy maty voalavo an-kibo (ny ekipan-dRatsiraka sy ny renimalalany) ary mitady ny irika rehetra hamerenana ny ekipany, de mampiasa an'i Andry Rajoelina sy ny tariny, de tsisy tonga saina ragasy fa jamba mifampitantana daolo, asa anga tratran'ny maso be tsy mahita ... Aza hitako!!!!!

8. kidoropamba
(
15/12/2008 16:02)
Resak'ingahy Ravalo izany Ratsiraka miverina izany. Tadidio fa raha namoaka tao @ gazety midy, tao @ matv sy TV+ an'io resak'ingahy deba io dia tsy nisy olona mba nanome lanjany ny zavatra nolazainy tao. Io fanidiana an'ity VIVA ity ange no mahatonga an'ingahy amiraly malaza indray e. Ilay "fanidiana VIVA" fa tsy "ilay resak'ingahy Ratsiraka no tena mampitabataba ny pokona @ izao satria ilay fahalalahana miteny sy mihevitra mihitsy no narapok'ingahy levalo. Ao anatin'izany koa ny finiavana hamotika an'ingahy Ben'ny tanana izay tadiavina hovonoina. Tsy rariny e!
Io ilay lazaiko hoe tsy misy resaka renymalala izany eo. Raha tsy nidina io VIVA io efa hadino io resak'i amiraly io.
Ary gasy iza indray no tadiavina vokisana tsako manta sahala @ akoho ka ilazana fa "hiverina @ fitondrAna" indray Amiraly? Io angaha miverim-berina hiotr'izany? Raha miverina any Dago tsy olana, firenena tan-dalAna moa ao hoy izireo. Fa raha mikatsaka hiverina @ fitondrana kosa dia tsy maintsy mandalo fifidianana io ary mila manaraka fepetra takian'ny lalAna. Raha mpanao politika mbola matahaotra an'inaghy Amiraly izany dia mpanao politika tsy afaka hitondra fanjakana ka hanao tsara noho izay efa misy hatr'izao.
Ingahy ANDRY TGV sy ny mponin'Iarivo tsy adala akory ka andeha hanao soavaly an'ingahy Amiraly.
Ny vahoaka any anindrana tsy adala akory ka hanao saovaly an'i Amiraly satria raha izay tokoa dia efa nanaraka an-dry vaovao benjamin sy ny forongony izy.
Tetik'ingahy filoha fotsiny ny milaza hoe: tandremo fa "hiverina" amiraly, ka tohano aho.
Tandremo manohana an'i ANDRY TGV fa hiverina inaghy Amiraly. Io no tetik'ady maloto an'i levalo. Sahiko milaza an'izany satria anisan'ny nihofanina hanao izany ny tenako t@ izaho mbola TIM.
Ary na inona na inona no tiana lazaina fa hoe "miaraka @ amiraly ingahy Andry TGV" satria namaoka horonantsarin'ny amiraly, TSY MISY olona manana ekipan'ny amiraly miara miasa aminy mihoatra an'ingahy levalo: Voalmohany @ izany ity zokibe Marisely ity. Ao koa ny praiministra izay tena ekipan'i Amiraly ela dia ela satria niaraka t@ pascal rakotomavo hatr'izay. Ao koa ry clermont mahazaka, anisan'izany koa ireto ekipan'ny HCC, ireo miaramila marobe manaraka baikon'ingahy levalo mamoritra io dia ekipan'ny Amiraly dolidoly taloha. Ary aza adino fa "sahala nanaovan'ny CIA ny taliban ny nanaovan'nny Amiraly an'i TIKO".
Aoka mba ho haranitra saina kokoa isika na dia efa zokinjokiny aza fa aza manao fisainana marivo salosana. Okay?

9. kalazagasy
(
15/12/2008 16:13)
Mbola matory mihitsy nge isika gasy zany e. Efa ho 2009 tsika zao fa tsy 1991-2002 zany tsony, aza atao référence ny fitondrana teo alo fa ny halatra, ny jadona, fivarota-tanindrazana, ny tsy fahaiza-mitondra misy @zao fotoana zao jerena. Rehefa fitondrana tsy mamely dia alé Oust fa tsy mila tsika gasy, zay ho solony eo tsy koi, sa matahotra an'ny Andry TGV ho lany isika gasy?
Aza atao référence hoy a, fa raha haka iany dia ndao atao oe raha 11 taona (1991 - 2002) vao naafaka andrazoky raika lahy taloha dia ndao ataotsika oe 1 na 2 na 3 taona farafahabetsany no analatsika gasy an'io Fitondrana pire nohon'ny Fitondrana Ratsiraka io.

10. kidoropamba
(
15/12/2008 16:34)
Izay indrindra no tena marina. Mahagaga ny fiheveran-dry levalo fa vao avy nisolo an-dry Amiraly ry zalahy kanefa efa 7 TAONA GARANGIDINY ange isika no teo e. Tsy omaly izany. Ka ao anatin'ny 7 taona izany razokin'ny be tokony mba fantatry levalo fa azo atao ny tsy mangalatra, ny tsy manao jadona ary ny mitsinjo @ izay ny tombotsoam-bahoaka fa tsy ny fahaizana mividy raopilany sy ny fanaovana tour dE maondy ihany a.
11. nanas
(
15/12/2008 18:45)
kidoropamba:

O ra kidoro a! sarotra amin ny olona tia-tena sy tsy mahalala afatsy ny tombon-tsoany manokana hoatran ireny ny hanom-po tanindrazana amin ny fo zany. Ny an ireny dia hoe araraoty ny fahefana sy ny hoe " raha samy ho faty ihany, matesa aloha ialahy". Sady tadidio fa olona tsy manana niveau intellectuel hiitantana sy hijery ny tombontsoam-bahoaka zany levalo. Ny mampalahelo dia betsaka ireto manana Phd sy masters manodidina azy fa dia bogus hoatr azy koa. Inona no ataon ireo manampahaizana ireo manoloana izao fiverenan-dalana zao, aiza ilay patriotism, ary nianatra mba hatao inona? Tsy mahagaga raha tsy omen ny olona hasiny intsony zany olona manam-pahaizana zany eto Dago amin zao satria tsy misy mampiavaka azy fa toto-kely ao ambodin le valo doly.
12. ratonga
(
15/12/2008 21:24)
tsy misy manana ny lien azaona mijery an'izany vidéoan-dratsiraka zavy nareo é!!!
14. Annie2006
(
16/12/2008 16:49)
Ato aloha ianao raha hiaino: http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Marc-Ravalomanana-Autiste-et-petochard-a-la-fois.html
Ny video dia mbola hampanomanana azy fa ho hitanao eo tsy ho ela.
Tena tsy misy zavatra tokony hanidina ny VIVA mihitsy. Resak'I Ratsiraka amin'nireo izay niarahaba azy t@ tsingerin-taonany ve dia hanimba filaminam-bahoaka? Jerevo koa ny sarin-Dratsiraka. Efa reraka io olona io ka tsy hitako mihitsy inona no mampatahotra ny fitondrana. Hafa tsy ny hoe: Tsy misy mila intsony ka dia "sandry be" ihany no aroso isaky ny matahotra. Parano hoy ny vazaha.

15. tsiafoi1
(
16/12/2008 17:36)
Ny alika no miverina @'ny efa naloany sy ny forongony... Zahay koa efa LEOn'ny nilaha-bary teny @'ny fokontany sy ny Magasin M, ny nilahatra ankisisika bus FIBATA manginy fotsiny, ny kitapo zara raha mahita kitapo tsihy hovidiana, ny cahier kitra kotsan'ny orana... Zany rehetra izany t@'ny andron-dRatsiraka (1980-1989). Mora manadino ny gasy a!!!!... Amin'izao fotoana mba mahita beurre TIKO hovidiana ihany... Mbô misonanina ambony minibus
Nidina ny Viva (fainte kely fotisny), tonga de nikomy daolo ny mpanohitra fa tsy hisy hanatrika ny 17 déc. Tsy mba nandinika kely akory. Plus de 80 parties politiques anefa no invités. 30 nikomy. Mbola misy firy sisa tavela. Jour J-2 omaly. Ny lalàna tsy maintsy ho lany, ary tsy maintsy mipetraka... De ho aiza eo intsony... Fetsy wa ingahy mpitery ronono. De aleo ho an'ny kinga sy ny fetsy ny fitondrana rehefa sanana.

16. Annie2006
(
16/12/2008 20:10)
Ny alika marina no miverina @ efa naloany. Izany angamba nahatonga an'i levalo niverina @ mpanao politika izay nilazainy fa naloany satria ekonomika ihany hoy izy ny azy.
Izany koa angamba nahatonga ny ministra nanidy ny televiziona VIVA satria nampiverina an-dratsiraka eo @ sehatra haino aman-jery.
Ary izany tokoa no nahatonga an'i levalo hamory mpanohitra raham-pitso.
Tsy misy mitombina izany ny nanidina ny TV VIVA fa fanaovana sain'alika fotsiny no nitarika an'izany.

19. LAVASANGA
(
16/04/2010 04:04)
Izahay aloha dia tsy miala @ Andry TGV eh! , zay ataonireo eo fa ny kisoa vavy efa nisasa no mihosimpotaka indray AndryTGV ihany ry reto ah! zay eee