ty foko!

1. xxx ( 15/12/2008 20:38)
Ho an'ireo olona izay tia anà ohatra hoe i Noue sy ho an'ireo olona izay tsy tia anà ohatra hoe i Noue dia mahatsiaro anareo ny tenako amin'izao. Tsy haiko loatra na ny andro maimbomaimbo fety na ny fijereko lava an'ity cold case ity fa ohatra manembonembona ity foko. Toa henoko hoe tsy misy dikany be izay isika olombelona. Ny pb-ko maro isan-karazany sy ny alaheloko izao dia ho foana tsy hisy intsony afaka taona maromaro. Ka nanapa-kevitra aho hoe hiezaka hitia ny olona rehetra. Ka noho izany dia Big up be ho antsika rehetra, indrindra moa fa ho an'i Noue.
novalian'i xxx ny 26/12/2008 18:01
2. xxx ( 15/12/2008 21:14)
Tairo resak' XXX ary hoe eto handraana azy!!!

hi hi hi!

Izay milaza PS vôlohany eo de bouk!

nein nein nein nein nein nein!!! :-P
3. xxx ( 15/12/2008 21:16)
Ekany ktotrany! Hevitra mety ktou iny an! Misôtra an'i doria moa izy teo nisarika ny saina!

tsaingo eo anio ze bouk pré eo!

4. xxx ( 15/12/2008 21:18)
xxx:

Ho an'ireo olona izay tia anà ohatra hoe i Noue sy ho an'ireo olona izay tsy tia anà ohatra hoe i Noue dia mahatsiaro anareo ny tenako amin'izao. Tsy haiko loatra na ny andro maimbomaimbo fety na ny fijereko lava an'ity cold case ity fa ohatra manembonembona ity foko. Toa henoko hoe tsy misy dikany be izay isika olombelona. Ny pb-ko maro isan-karazany sy ny alaheloko izao dia ho foana tsy hisy intsony afaka taona maromaro. Ka nanapa-kevitra aho hoe hiezaka hitia ny olona rehetra. Ka noho izany dia Big up be ho antsika rehetra, indrindra moa fa ho an'i Noue.


Iza ary aho raha fantatr' xxx ô! olona tia an'i xxx sa tsia ? mbola tsy tapitra i cold case ê!


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. tenagasy ( 15/12/2008 21:39)
Izy kou matsotsotsa!
Tsongoko eo fa!
6. xxx ( 15/12/2008 21:40)
ha ha ha
Aza mbô gasy ihany hoah!
hi hi hi!
7. hery ( 16/12/2008 09:15)
Manandrana aho

Mpandefa : xxx [ Valio ] (bista)
1. Mpandefa : xxx [ Valio ] (tenagasy)
2. Mpandefa : xxx [ Valio ] (tenagasy)
3. Mpandefa : xxx [ Valio ] (Zozoro)
5. Mpandefa : xxx [ Valio ] (tenagasy)
8. fahamarinana ( 16/12/2008 09:45)
:arrow: :-D :-D (l)
9. tenagasy ( 16/12/2008 12:06)
i Hery kosa nama a!

Izahay ve mbô te hanala azy iny.
Mbô saika hampmé!
De hoy aho hoe: tsy mety raha fanenjika tsy misy boka izany, de izany no nanekeko ho boka voalohany. de mbô natao mampmé kely fotsiny le izy.

Izao tsy mety intsony le izy! :lol:
Tsy namanay intsony enao! :-P

Izao le ol lasa faram-boka
Tsy maninona fa mbô voa kalou izahay izany e!

:^)
10. xxx ( 16/12/2008 12:22)
narehitr'i vieforce tampoka kosa ny jiro nefa ny namana mbola tamàna be t@ ilay fangala-piery maizina.
Izaho vao saika handray anjara :snif:
11. kotobekibo ( 17/12/2008 15:38)
gisitra injay zà t@ iny . Hay efa nisy nandrehitra ny jiro :idea:
12. xxx ( 18/12/2008 00:04)
Misy saro-tahotra mihintsy hoah!
Hay ny tanany efa tsy niala teo @ interrupteur teo!
Fa vô nisy nikoropaka kely fotsiny, avy de narehiny ny jiro.
13. Noue ( 18/12/2008 14:56)
xxx:

Ho an'ireo olona izay tia anà ohatra hoe i Noue sy ho an'ireo olona izay tsy tia anà ohatra hoe i Noue dia mahatsiaro anareo ny tenako amin'izao.

soahiany fa navokan'i Hery kosa aloha oe iza io xxx io eee ! satria inona kay no idirako @ zany azafady ??? fa iza kay ianao no sahy milaza anzany oe izaho tia anao sy izaho tsy tia anao azafady indrindra aaa ???? olona tsy fantako akory ianao aaaaa !

8O :^) :^) :^) :^)
14. Lejoba ( 18/12/2008 15:08)
Mbô saika hitory fitiavana @ fomba miafina kosa akia izy ry Noue ah
Saingy mbola tsy tafita ny hafatra dia efa navoakan'ny admin ny tantara. Dia hatositosikao kosa ve ny hetahetany @ izao andro fety izao??????
Iza no mahita, mety ho mba nahaliana anao ilay fitoriana anonyme dia mba nety ho nanohina ihany ianao ny farany, asa aloha eh
Sa tsy izany ry bista?
:-* :-* :-*
15. kotobekibo ( 18/12/2008 15:13)
Noue > saika mba hataony cadeau de noel kosa angamba njy e! :-D :-D :-D
16. Noue ( 18/12/2008 17:27)
:-D :-D :-D :-D zany aaa ??? :-D :-D :-D
17. dadasy ( 18/12/2008 17:47)
tratra daholo ny mpanao fangala-piery rehetra! =))
18. Noue ( 18/12/2008 19:25)
dia iza no boka eee ?? =)) =)) =)) =)) =))
19. sitlo ( 19/12/2008 03:04)
Nataoko ny tsy hihomehy ry bista sy tenagasy. :-D

lalan-dririnina ve? :lol:
20. kotobekibo ( 19/12/2008 15:20)
Noue:

:-D :-D :-D :-D zany aaa ??? :-D :-D :-D


ka izy koa anie miafina ka aiza no ahafantaran'i dadabe noely azy .
:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8821