ty foko!

21. Mirananirina ( 19/12/2008 17:40)
Izaho koa malahelo anareo rehetra,nomeko bizoroka ianao ry Noue fa jerevo
22. Koditra ( 19/12/2008 17:48)
Mbô valio re izy ry Noue faza anaovana suspens ôtran'io fa sasamiandry a. :lol:
23. Noue ( 20/12/2008 10:35)
oe aza fa valiako eeeee :-D :-D :-D :-D :-D

dia miala tsiny fa i Noue dia efa manambady ary manan-janaka eee !

Manaova noely sambatra daholo !

Mirananirina>> misaotra ankia aaa ! @ manaraka ndry omeko be dia be :-* :-* :-* :-* :-* :-*
24. Mirananirina ( 20/12/2008 12:17)
misaotra
25. kotobekibo ( 25/12/2008 23:18)
xxx > d tsisy n'inn n'inn izany tao ambany sapin alina ? :-P
26. xxx ( 26/12/2008 18:01)
xxx > d tsisy n'inn n'inn izany tao ambany sapin alina ?
eeeeee! tsy nisy retsy an!
Mampioni-tena e!
Sady toa sambatra koa ange i Noue eo anivon'i tokan-tranony e!
Ty foko koa no adala, tsy hay leferena izay izy indraindray!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2926