Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mangidy
(
08/12/2008 15:40)
Bon anniversaire lanto
kiss mamy ombantsiky atrany, no iarabanay anao ry lanto noho izao fitsengerenan'ny taona nahaterahanao izao.
Mirary soa dia mazahoa izay iriana miaraka @ Tiana,
kiss mamy be njy!
:* :-* ...
tohiny
novalian'i ftma ny 17/12/2008 19:25
Lejoba
(
08/12/2008 13:51)
Masina Maria ô
Tsikaritr'i Mompera fa misy mangalatra foana ny rakitra aterin'ny mpiangona eo an-tongotr'i Masina Maria. Niafina tao am-badiky ny sarin'i Jesoa izy hanatrarany izay manao izany. Nandalo teo ny olona ...
tohiny
novalian'i ZoRajoela ny 10/01/2009 01:41
Lejoba
(
08/12/2008 13:42)
foza orana
tantara vao henoko izy ity, asa raha misy afaka hanampy?
Sendra niteny foza orana aho indray andro niresaka t@ olona tany Dago dia tapaka ny tsinainy. Nahatsiaro ho wain be aho hoe niteniteny foana a...
tohiny
novalian'i lako ny 09/09/2009 12:11
rizah
(
08/12/2008 13:31)
mirary soa!
:lol:
Mirary soa ho an'i BB sy ny akama rehetra ao Ambohb. ino mampanjetoka eh????
Bonne préparation e Noel!...
tohiny
novalian'i kabota ny 09/12/2008 13:52
flinde
(
08/12/2008 12:14)
hagataka tononkira
Mba mangataka ilay hiran'ny Tanora FLM itaosy ilay hoe Kalvary iny azafady.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i ni81 ny 09/12/2008 06:33
sipagasy
(
08/12/2008 11:16)
fandaharana TF1 talata 9/12/2008
Miarahaba e!
Efa nampidiriko tao @ ilay resaka 'mpiandry' iny ihany moa izy ity fa dia aleo atao vao² ato e!!!!!
Aza hadinoina aza ny mijery TF1 rahampitso 09/12/2008 manomboka 22h40 e!tsy dia el...
tohiny
novalian'i rurik ny 26/12/2008 17:08
fitionja
(
08/12/2008 10:39)
Hiran'ny Feonala
Salut,saika mba hangataka tononkiran'ny Feon'ala.Merci...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 08/12/2008 10:50
onjampitia
(
08/12/2008 06:41)
vonjy mila
Tsy mety tafiditra ao amin'ny tchat reto a! mba ampio ...
tohiny
novalian'i kakoo ny 08/12/2008 19:49
dana2
(
08/12/2008 05:57)
hira mariage!!mba ampio ohh
bjr daholo ohh!!mba mila fanapina ry reto ann!!mitady hira mariage za so nareo mba malala (hira mariage evangelika slow na zay itanareo tsy maninona fa hira mariage raha mba malala nareo).mba valio ai...
tohiny
novalian'i Noue ny 12/12/2008 09:23
Mimhie
(
08/12/2008 05:33)
mangataka hira
mba makataka an'ilay hiran'i JAOJOBY " tia renireny" zay manana azafady ô!
mankasitraka e!...
tohiny
xxx
(
07/12/2008 23:29)
aona ny données privée amin'itony ry hery?
==> nalaina tao @
lightning.prohosting.com/hery/cgi-bin/serasera.txt
mampanahy an!!!!!!!!!!!mampataotra b !!
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i Papoose ny 12/12/2008 22:06
neja
(
07/12/2008 20:49)
vavaky ny Tompo
Tsy dia fantatro na vavaky ny Tompo na Firaisankina ny lohateniny, fa misy hoe ny refrein Vavaky ny Tompo mampiray..., raha misy solfa de tena manampy ahy indrindra.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i neja ny 10/12/2008 18:59
rico
(
07/12/2008 20:19)
Mandojalika
salut za ry reto mba mangataka le hiran i Rija asolondraibe iny hoe mandohalika raha mba misy manana de misaotra mialoha...
tohiny
ni81
(
07/12/2008 18:48)
Inona ary no anarany
Ny fototra voankazo iray matetika dia mitovitovy fanonona @ voankazo mivoaka eo aminy.
Ireto misy ohatra vitsivitsy:
goyave >>>>> goyavier
banane >>>>> bananier
anacarde >>>>> anacard...
tohiny
novalian'i mahell ny 10/12/2008 09:57
Noue
(
07/12/2008 15:12)
Avent , fiandrasana , fihomanana
efa tafiditra ny fihomanana (avent) Alahady faharoa isika izao aa! dia gaga aho raha tafaresaka t@ namako ka nanontany azy oe manao ahoana ny fikarakarana ny krismasy ao ? ny fihandrasana sy fihomanan...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2008 21:04
Noue
(
07/12/2008 10:41)
Miss France 2009
iza no nahita ??? fa tena lasa ny heritreritro oe ny vazaha tena mbola tia lavitra ny metisy eeee ! ny dauphines metisy ny miss metisy ! milay be aaa ! :) =D> =D> =D> =D> ...
tohiny
novalian'i Noue ny 11/12/2008 17:25
tselatra
(
07/12/2008 09:42)
kiaka -atolotro anao
mitady hiran'i Kiaka mitondra ny lohan-teny hoe : atolotro anao...
tohiny
novalian'i andrywui ny 08/12/2008 13:51
diamondra27
(
07/12/2008 09:33)
fahagagana
mba misy teny kely tiako ampitaina ho antsika ity: ny olona izany matetika dia manantena fahagagana be foana eo amin'ny fiainany.
Moa ve amin'ny zavatra kely no anatenainao fahagagana? tsia tsy fahag...
tohiny
novalian'i Noue ny 12/12/2008 18:04
badboy
(
06/12/2008 23:42)
Ny hevitry ny teny anaty baiboly : samy maka izay tandrifiny
Rehefa nojerena ny hevitra miroso eto dia samy mahay mamaky teny anaty baiboly daholo saingy samy manana ny fomba fandraisany azy : ao ny maka ireo izay tsy manafitohina ny fiainany, ao ny maka izay h...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 24/12/2008 01:36
niryna
(
06/12/2008 18:35)
Toa zava-poana izao rehetra izao ?
Hoy izaho anakampo: [b]Aoka mba hizahako toetra amin'ny hafaliana hianao, ka dia mifalia amin'ny fahitana ny fahafinaretana; kanjo, indro, zava-poana koa izany.[/b]
Ary na inona na inona nirin'ny...
tohiny
novalian'i prime ny 12/01/2009 11:32
