Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kelly13
(
13/12/2008 17:42)
fa naninn?
http://namana.serasera.org/...
tohiny
novalian'i heidi ny 15/12/2008 06:35
rooj
(
13/12/2008 15:43)
akondro
hiran'i Rah kiki vaovao.Mangataka tonony fa tsy azoko tsara ny lazainy.
Misaotra. :oops: ...
tohiny
novalian'i FITAH ny 18/12/2008 19:41
mmimi
(
13/12/2008 14:46)
vakivaky tongotra
2 mois teo zay no nanaovako kapakapa kely, d aveo lasa ôtran vakivaky izany ny faladiako. Sao misy toroevitra azo analàna azy kay? Misaotra....
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 17/12/2008 00:26
tslem
(
13/12/2008 11:06)
Ahoana ihany izy ity?
Mba lasa ihany ny saina sy ny eritreritra hoe tena ahoana marina aza ny fandehan'izy ity raha izany?nandeha ny resaka tetsy sy teroa dia mba nihaino ny tena dia nipetraka tao an-tsaina ny fanontaniana...
tohiny
novalian'i sitlo ny 19/12/2008 04:01
Noue
(
13/12/2008 09:09)
reveillon
miarahaba ny rehetra eee !
saika mba hanontany fotsiny aho oe misy reveillon miaraka @ mpikambana eto ve eto paris ??
:) :-* :-* ...
tohiny
novalian'i Noue ny 18/12/2008 19:29
aah
(
13/12/2008 06:12)
Hafatra amin'izao Noely izao
Toy ny olona rehetra dia manomana ny Noely koa ny Mpiantafika Gospel miaraka amin'ny sampana FDL ao amin'ny fiangonana Fihaonana Taolagnaro.
Hira fitoriana, vavaka, seho miavaka no hatolotra ny Kris...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/12/2008 12:34
Ralay
(
12/12/2008 13:38)
Frontières Suisse
Nisokatra androany ny frontieres Suisse ka tafiditra ao anatin'ny espace shengen izany ny suisse manomboka izao. Marihiko anefa fa ny frontieres terrestres ihany no mbola misokatra fa ny aéroport dia...
tohiny
novalian'i Noue ny 12/12/2008 18:08
Jompipla
(
12/12/2008 12:50)
ANTI-PIRATAGE CD Gasy! Tsy mamely bandy kely ah!
Salut daholo!
Iza mintsy ary le bandy mpanisy an'ireny anti-copie @ CD ireny. Holazaiko eto ihany ny fika hi-évite-na an'iny fikan'i leiry iny fa toa tena mizesta etsy sy eroa hoe tsy azo adika ne...
tohiny
novalian'i hana ny 30/12/2008 13:42
veromahefa
(
12/12/2008 09:37)
vorontsiloza nahandro gasy
Asa raha efa nandeha teto...
Iza kay no mahay mahandro vorontsiloza, atao nahandro gasy ? lay misy sakamalaho sns...ireny e! nahita ihany za tam aterineto fa toa tetitetehana lay izy dia tsy mam.Tsy ...
tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:02
lemenakely
(
12/12/2008 08:34)
Vehivavy miteraka tsy manambady...
Raha ny fijeriko azy dia tsy mbola zakan ny fiarahamonina malagasy izany vehivavy miteraka tsy manambady izany ,noho ireo antony maro ...Ahoana ny fahitanareo ny zava-misy momba io?...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 22/12/2008 13:48
xxx
(
12/12/2008 07:48)
Hafa ndray ty an!
No comment!
[color=red][u]jereo eto[/u][/color]...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 27/12/2008 12:41
penguin
(
12/12/2008 07:24)
"Gaboné" na Trano Fidiovana manarapenitra. Iza no naha-tara?
Lazaina izao rehetra izao ny ezaka izay ataon'ny fanjakana. Hita tamin'ny fahita lavitra fa namorona "Gaboné" na trano fidiovana manarapenitra rehefa avy nomena toro-marika sy fitaritana ny mponina a...
tohiny
novalian'i penguin ny 22/12/2008 09:32
tidegrow
(
11/12/2008 14:57)
tana hamidy
slt daholo e! za mba mila fanampina izaho manana tany 11 000ha hamidy efa misy trano an-dalampavitana feno voankazo tonga ny fiara mba ampio fa tena tsara be lay iazy fa misy bleme de tsy maintsy miva...
tohiny
novalian'i arialy ny 16/12/2008 08:50
diamondra27
(
11/12/2008 14:22)
zanaka lahy
ho anareo ray na tsy mbol aray fa maniry ho ray inona kay no tena mahatonga ny ray haniry zanaka lahy , misy antony manokana ve sa mba hoe samy lehilahy miaraka rehefa lehibe fotsiny . mba hazavao am...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 17/12/2008 18:42
xxx
(
11/12/2008 09:33)
lasa i dada
mizara ity fa malahelo an'i dada koa aho
http://www.dailymotion.com/ikanirina/video/x6m2m4_clo-mahajanga-lasa-i-dada_music
...
tohiny
novalian'i melody ny 19/12/2008 13:45
bibidia
(
11/12/2008 09:31)
MOZOLE
mba mangataka ilay hira mozole mpihira Monique et BAKOMA miaraka amin'ny tondrom-peo raha azo atao misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i bibidia ny 19/12/2008 08:09
Lemonja
(
11/12/2008 09:28)
Tononkira
Salama e,
Mba handefaso ny tononkiran'i Sareraka kely ny akama e: SOFIA.
Misaotra mialoha e!
...
tohiny
diamondra27
(
11/12/2008 07:52)
fanampiana +ou -
sao dia misy olona te hividy billet disneyland pour enfant ianareo fa misy billets 2 mandende any , valable hatramin'ny 14 janvier 2009, 30 euros ny 1...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 12/12/2008 16:19
Nyaritra
(
11/12/2008 07:33)
Akaiky mpamonjy na Aza mitomany, hiran'ny fanasina
miangavy izay rehetra mety afaka manome ny parole-n'ireo hira ireo e, hira vao nivoaka vao haingana le izy, inoako fa misy afaka manome an :D ...
tohiny
mbosa
(
11/12/2008 06:26)
ianao you marion
Mba mangataka io tononkira io ra mba misy fa efa ela no nitady,merci...
tohiny
novalian'i razefa ny 26/12/2008 08:56
