tana hamidy

1. tidegrow ( 11/12/2008 14:57)
slt daholo e! za mba mila fanampina izaho manana tany 11 000ha hamidy efa misy trano an-dalampavitana feno voankazo tonga ny fiara mba ampio fa tena tsara be lay iazy fa misy bleme de tsy maintsy mivarotra e! 8O
novalian'i arialy ny 16/12/2008 08:50
2. Ralay ( 11/12/2008 15:33)
Aiza? de ohatrinona? de ahoana ny taratasy mazava tsara v? Titré? Borné? ...
Mila fanazavana misy² kokoa ny mpamaky.
:lol:
3. Mimhie ( 12/12/2008 05:59)
Marina ny an'i Ralay, mila faritanao tsara hoe aiza ilay toerana de ny mombamomba ilay tany sy ny taratasiny, de raha mety ny fomba mety ahazoana anao koa!
4. ikaretsaka ( 12/12/2008 06:48)
Fa hono ho aho: ny inona @ ty sujet ity kay no "tsy salama"?
5. tywa68 ( 12/12/2008 07:06)
Ika > hisy blem koa zay mividy eo :-D :-D
6. HeryLo ( 12/12/2008 10:37)
Marina ny an'i ralay aloha:
na mba misy num azo hiantsona koa aza.
Dia 1ère plan ve sa 10ème plan any ilay trano.
7. Mimhie ( 12/12/2008 11:22)
ika: ka tsy ilay tompony ve no tsy salama e! na ny fianakaviany, izany no antony hamarotany ny taniny.
8. arialy ( 16/12/2008 08:50)
herylo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1854