reveillon

1. Noue ( 13/12/2008 09:09)
miarahaba ny rehetra eee !
saika mba hanontany fotsiny aho oe misy reveillon miaraka @ mpikambana eto ve eto paris ??
:) :-* :-*
répondu par Noue le 18/12/2008 19:29
2. Mirananirina ( 15/12/2008 16:54)
tsy haiko ry Noue a
3. fahamarinana ( 16/12/2008 06:49)
:arrow: ohatran'ny tsy reko fa azo atao ohatra miara-manao fotoana sns..sns...mino aho fa misy hamaly eo,zà moa lavi-toerana ka tsy tafa sady mbola be adidy koa. fa dia bon reveillon sahady e :) (l)
4. Noue ( 18/12/2008 19:29)
misaotra ankia faha sy Mi aaa :) :-* :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4052