ANTI-PIRATAGE CD Gasy! Tsy mamely bandy kely ah!

1. Jompipla ( 12/12/2008 12:50)
Salut daholo!

Iza mintsy ary le bandy mpanisy an'ireny anti-copie @ CD ireny. Holazaiko eto ihany ny fika hi-évite-na an'iny fikan'i leiry iny fa toa tena mizesta etsy sy eroa hoe tsy azo adika nefa tss...

Ry artista namana:
aza asisiana an'ireny ny CD-nareo fa vao maika mampiakatra be ny olona te handika lalàna ireny (c'est la nature humaine!! izaho aloha izany dia @ io kilasy io)
Aza omena vola i leiry hanisy anireny fika ireny ao anaty CD-nareo fa tsy manjary iny fika iny. Voa fotsiny ianareo mandoa vola fa rapitso dia efa feno CD eny Analakely sy Andravoahangy!

Miandry réaction fotsiny aho dia hitako eo ihany hoe hokoziko ve sa ahoana!

Sopapa ho an'i le bandy nanao an'le gramma iny dia DELPHI le langage eh??? :-P

Hehe!
novalian'i hana ny 30/12/2008 13:42
2. eprom ( 12/12/2008 15:15)
Nisy mpiara miasa izay, nividy CD original, de natsofoka tao anaty ordi, de avy eo niantso vonjy oe simba ny ordi fa jereo. Noteneniko izy avy eo hoe tsy azo atsofoka ao anaty ordi hoy aho ity CD ity fa misy protection. Raha tena te hihaino ianao hoy aho de izao atao. Aleo hijanona amin'izao hoy leiry sao manimba zavatra. Lagy be lery fa hohenoina aty ampiasana manko no mba nividianany an'ilay CD.
3. xxx ( 12/12/2008 16:29)
be zesita ny akama zany an! mba aleo mba hiaro ny fidirambolany ny artista fa in ty pasinao ty eh!! tsy enao rery ange no mahay mi-debloké zavatra hotrizany eh! fa tsy izany akory no mba izesitiavana eto
4. hana ( 30/12/2008 13:42)
miarahaba anao Jompipla
nisy serrurier izay tany Dago nilaza hoe : tsisy varavarana tsy voavoha izany na blindée sy en sécurité be aza. Ny fitaovana ampiasaina sy ny fahaizana manao azy no tsy itovizana.
Tsy midika akory izany fa tsy ilaina ny hidin-trano.
Aleo asiany anti-piratage ihany ny CD's, au moins, pour que ce ne soit pas à la portée de n'importe qui de faire des duplications.
Raha ny hambotry ny mpanakanto gasy aloha no tanjonao dia ankalazao eto daholo ny fomba azo atao hi-pirater-na ny sangan'asany eh.
Aza mba atao @ olona izay tsy tianao hatao @nao
OK? lol
hana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5147