Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna
(
06/12/2008 17:46)
Azonao sary an-tsaina ihany ve ny tianay ho tenenina ?
Misy toerana izany dia tsy mba manana accent ny ordi ka raha te hiteny sy te hanoratra izao izahay ka teny roa samy hafa izao dia toa iray ihany no anoratanay azy eto.
* lalana sy ny lalana : f...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2008 16:26
xxx
(
06/12/2008 08:44)
mialatsiny fa @ teny vozah ohh
JURISPRUDENCES ETONNANTES :
Au Liban , les hommes peuvent, de par la loi, avoir des rapports
Sexuels avec des animaux, du moment que ce sont des animaux féminins. Avoir
des rapports sexuel...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 23/01/2009 18:30
harybe
(
06/12/2008 08:36)
mbola xxx ihany!!(miala tsiny fa @ teny vôzah)
Les hommes importants pour une femme
LE MEDECIN, parce qu'il dit:
- "Enlevez vos vêtements!"
LE DENTISTE, parce qu'il dit:
- "Ouvrez bien grand!"
LE LIVREUR, parce qu'il dit:
- "Je vous ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 15/12/2008 10:11
Samoana
(
06/12/2008 08:06)
Kilalao noely passe-partout
- Inona no aterin'i père noel ho an'elà ry cédric?
-Tss! hozizy mama hoe le jeu tennis morabe hita t@ télé iny ihany hafarana fa efa manana console hono ao an-trano. Ary ny an'ialahy?
- Ny ahy...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 12/12/2008 16:23
armelle
(
06/12/2008 05:31)
tokimpanompona ampifitia
AZAFADY TOMPOKO SAO DE MISY NY HIRAN'NY AMPIFITIA NY LOHATENINY TOKIMPANOMPOANA ...
tohiny
novalian'i malalany ny 09/12/2008 14:43
niryna
(
06/12/2008 03:34)
Pretra manao "voodoo" manasitrana aretina toy ny sida ?
Sao dia mba nisy nahita ilay tantara niseho tany Haiti hianareo ? Voodo Priest in Haiti na Pretra dia karazana olona misy fanahy hafa ka manasitrana aretina toy ny sida .
Tsy ny mpitondra fiva...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 18/12/2008 09:01
xxx
(
06/12/2008 02:35)
Mihodina
Fa manininna hoa ny 80% lhl no tsy maintsy mihodina foana eeee,za tsy hilaza oe 100% ny lhl ..fa maninna??? tsy mety aminy angaha ny mipetraka @ vadiny tokana izay efa nofidiny ary laniny fo sy ny sai...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 17/12/2008 18:59
kotobekibo
(
06/12/2008 00:42)
Fidirana ho mpidinika
Miarahaba anareo mpiandraikitra !
Mba mila fanampiana na fanazavana tompoko raha azo atao indrindra , ahoana no fomba hidirana ho mpidinika manokana , satria ny soratra miseho d toy izao hatrany is...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 17/12/2008 21:44
diamondra27
(
06/12/2008 00:23)
medecine ,dadarabe, , vavaka , Jesosy
Mitohy ihany ny resaka tsy mety vita fa raha marary ny olona iray dia oviana izy no mila medecin na dadarabe na mila vavaka na mila an'i Jesosy.
Nisy olona izay fantatro izao tena narary mafy dia n...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 10/12/2008 14:03
fijo
(
05/12/2008 21:37)
devoly sy satana
ô ry zareo mpino ny devoly sy satana an,milaza matetika ianareo fa misy olona hidiran'ny devoly sy satana sns.izao no lazaiko anareo.raha misy ve izany devoly sy satana izany,tsy izahay tsy mpino no ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/12/2008 21:02
xxx
(
05/12/2008 19:50)
hevitrareo?
Ny zavatra angatahin'ny olona @ Andriamanitra mazana dia ny tsy ahatonga ny roa ampiana roa ho efatra ( Rosiana)...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/12/2008 20:54
Zozoro
(
05/12/2008 18:30)
Mitady tononkira
Miarahaba ny rehetra, ary miala tsiny raha izao indray vao tonga eto nohoin'ny antony maro samy hafa.
Raha ma misy mahay na manana ny tonon'ny hira hoe: tokana iny (izay angamba no titre) dia tena an...
tohiny
novalian'i turix ny 06/12/2008 10:39
kidoropamba
(
05/12/2008 17:59)
hin!hin!hin! Hiantso an'i Barack Obama ingahy Prezy
Tena hitako fa lany klé (hoy ny ankizy) ingahy baina filoham-pirenena malagasy a. Tsy misy vaha olana @ fahantrana mihoam-pampana izao; tsy misy vaha olana @ fitadiavam-bola tsy misy farany; tsy misy...
tohiny
novalian'i penguin ny 22/12/2008 09:58
pinouch
(
05/12/2008 13:58)
tononkira Bessa
mbô angataka ny hiran'i Bessa "foko manontolo" ze mnn, mrc ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 05/12/2008 14:03
rabingogilabanga
(
05/12/2008 13:31)
Fandroahana devoly, emission M6
nahita aho, saingy telo no zavatra tsapako:
1)Tsy maintsy ho M6 sy France 24 ve, no hiteny, vao hahalala ny zava-misy ao @ fireneko aho
2)Ary raha milaza aho hoe: cas particulier ireny, i M6 ve...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2008 21:12
xxx
(
05/12/2008 11:52)
Inona angaha no mety nitranga raha toa ka vehivavy ireo Majy
Inona angaha no mety nitranga raha toa ka vehivavy ireo Majy telo nanatitra fanomezana ho an'i Jesoa zazakely ?
angamba :
-Nanontany làlana izy ireo.[URL=http://imageshack.us][IMG...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 27/12/2008 12:30
sitlo
(
05/12/2008 10:57)
GNU sy open source
Fony mbola vao nampianarina ny blender dia nazavaina ny anton'ny open source. Ny niatombohany moa izany dia ny fiezahana hanatsara hatrany ny logiciel iray amin'ny fomba "ity sy nday".
Izany hoe tsy ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 19/12/2008 04:33
lemenakely
(
05/12/2008 10:52)
Ny fahantran ny gasy ve no mampivarotena ny ankizivavy sa..?
Ny fahantran ny gasy ve no mampivaro-tena ny ankizivavy sa ny fivarota-tena no mampahantra ?
Fanontaniana lehibe mipetraka izy ity nandritra ny journée mondiale contre la lutte du SIDA
Marina fa...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 23/01/2009 19:04
grostiti
(
05/12/2008 10:17)
tadidio kely anie
mbo mangataka ny titra any lay hirany solo io e! sy ny anarany solo fa tsy ay
...
tohiny
novalian'i hery ny 05/12/2008 10:39
Bita
(
05/12/2008 08:46)
Ny ranomasina
Mba mangataka ny tonon'ilay Ny ranomasinan t@ Jeux des iles raha mba misy afaka manome dia misaotra indrindra mialoha....
tohiny
novalian'i Bita ny 03/01/2009 10:05
