medecine ,dadarabe, , vavaka , Jesosy

1. diamondra27 ( 06/12/2008 00:23)
Mitohy ihany ny resaka tsy mety vita fa raha marary ny olona iray dia oviana izy no mila medecin na dadarabe na mila vavaka na mila an'i Jesosy.

Nisy olona izay fantatro izao tena narary mafy dia nanatona dokotera , nony tonga tany anefa izy dia hoy ilay dokotera hoe: tena tsy sitranay io fa mankanesa any amin'ny dadarabe
Nony tonga tany dia nomen'i dadarabe fanafody dia sitrana

Misy tantara hafa indray ity , misy olona marary mafy ihany koa tsy sitra-panafody dia nasain'olona nanantona mpiandry, fa tena sitrana ilay olona avy eo.

Ny tiako hihaviana dia izao hoe: Samy manana ny finoany isika , tsy ifanomezantsiny izany ary tsy ifanenjehana fa ny fanarahana an'i Jesosy sy ny finoana Azy dia tsy ankanao force fa safidin'ny tsirairay.

Jesosy fahiny nampahiratra ny jamba
nampiteny ny moana,
nampandeha ny malemy
nampitsangana ny maty sns

koa ankehitriny raha toa ka lazaina fa misy mararin'ny paralysisa na marar ysaina na misy devoly sns ka raha tena te-ho afaka amin'izany dia Jesosy irery ihany no afaka manao izany . Tsy tonga en personne intsony Izy fa na izaho sy ianao afaka miteny na aiza na aiza toerana misy anao miteny hoe " amin'ny anaran'i Jesosy " miala amiko mba tsy hanankery intsony izao sy izao (izay zavatra tianao hafahana).
Na dia zavatra madinika aza dia azo ampiarina io>Ny olona mora misafoaka, ny olona tezi-dava, n olona mahatsiaro tsy mahita fahasambarana, ny olona malahelo sns

Jesosy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay
Raha ny zanaka no hanafaka anareo dia ho afaka tokoa ianareo.

Mbola afaka manao fahagagana amin'ny fiainantsika Izy .

Samia mandray izay tandrifiny>

Misaotra tompoko.
2. ikaretsaka ( 06/12/2008 04:23)
Toa misy resaka an zay hoe samy miaina @ domaine ny io ry diams a

ny gasy nanao hoe hetahetan-drano tsy afa dronono, izay tsy mahay sobika mahay fatrambary

ny samy doko koa de misy ny specialista

Ny samy olomasina misy ny specialite ny...

Ary na ny hafatr I Jesoa aza nisy koa ny nolazainy hoe samy nahazo ny fanomezampahasoavany....sy ny hoe omeo an'i cesar
3. Noue ( 06/12/2008 06:28)
aleo fotsiny ny tsirairay mba hatasapatena oe aiza ny toerana natokana ho ahy ee
tsy ny psy no haka ny toeran'mpanala nisy

tsy ny mpanala nisy no haka ny toeran'ny mpanao radio

tsy ny mpiandry no haka ny toeran'ny mpitsabo isakarazany (sady afangarony ao daholo zao rehetra zao)

aoka samy hanaja ny toerana tokony misy azy ka hanaja ny tsirairay indrindra ny zo'olombelona
na isika samy eto aza tokony tsy hisy akory sahy milaza fa raha nisy zavatra natohina ny sasany dia asan'ny devoly zany !!!!! aleo mifanaja !!!!!!
4. fahamarinana ( 06/12/2008 08:05)
diams:
Jesosy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay

ika:
Ary na ny hafatr I Jesoa aza nisy koa ny nolazainy hoe samy nahazo ny fanomezampahasoavany

:arrow: Samby marina aby daholo ny voalazanareo dahy...
noue:
na isika samy eto aza tokony tsy hisy akory sahy milaza fa raha nisy zavatra natohina ny sasany dia asan'ny devoly zany

:arrow: mampitandrina i noue eto angambany o ? hatreto angamba aloha ny hitako sy tazako na tsy mitovy hvtr aza dia voahaja hatrany izay...sa ve efa nisy tato nilaza fa misy devoly izay tsy mitovy hvtr aminy ? Na samy Xna zao aza moa samy manana fomba fijery daholo ,sa ahoana ?:) (l)
5. tywa68 ( 06/12/2008 10:20)
Diam :
Tsy tonga en personne intsony Izy fa na izaho sy ianao afaka miteny na aiza na aiza toerana misy anao miteny hoe " amin'ny anaran'i Jesosy " miala amiko mba tsy hanankery intsony izao sy izao (izay zavatra tianao hafahana).

Tsy tonga eo hita maso Izy fa afaka miasa hoy isika mino Azy, ary eo indrindra no samy manana ny fomba fangatahiny, fa tsy voatery hitabataba hiteny AMIN'NY ANARAN'I JESOSY, MIALA sns... na hanery ny sofin'ny sasany sy ny mason'ny manodidina hoe jereo fa manao an'ity aho :lol:

Fahamarinana : tsy mitsara fa samy mahatsapa tena hoe aiza ny toerako, ary maninona aho no manao an'izao sy miteny na manoratra an'izao ? :lol:
6. fahamarinana ( 06/12/2008 10:26)
:arrow: tywa : eka ozy... :) (l)
7. heidi ( 06/12/2008 13:06)
Misy tantara hafa indray ity , misy olona marary mafy ihany koa tsy sitra-panafody dia nasain'olona nanantona mpiandry, fa tena sitrana ilay olona avy eo.


ito no noraisiko fa io no vecue-ko izany e! :-P
narary saika maty tany dago efa tsy niteny tsy nihinana tsy nisotro aho efa mahia kely hatsatra eo ampandrina fotsiny, ny fanafody amoiasaina rehetra tsy nisy nahasitrana, ny ao atrano mpivavaka be daholo, ary noraisina ho mpiandry daholo afa tsy izaho :°) izaho mino ny asan'andriamantra ary nivavaka isan'alahady, fa tsy mpandalina sy tsy voto-pinoana loatra hoatra ndry zareo, farany ry zareo no nandresy lahatra hoe tia ho sotranin'i jesosy ve enao eny hoy aho, dia vonona nande nametrahan-tanana tany ampengonana nalàna devoly sns, tonga tao atrano de nasaina nariana daholo ny fanafody novidina lafo fa hoe jesosy irery ihany no hanasitra fa tena sitrana wà! olona nobataina fotsiny netina tam taxi nande tany ampengonana fa nony nody ni zesita be hoe aleo zà hande tongotra nody, tsy nanaiky moa ireo fa hoe mbola tena faible be ny vatanao fa aleo mande taxi ihany mody de zay.....
KANEFA mihaiky ny fahaizan'ny dokotera ihany koa aho amin'ny fitsaboana hafa :°) fa ny dadarabe; tsy hinoako ary tsy asiko hasina kely akory, arnak no betsak amireny ka tsy mendrika akory :o
8. diamondra27 ( 06/12/2008 14:56)
heidi: dia arahabaina tsy maty fo aman'aina zany e.
merci tam temoignage

tywa68 Eny wa tsy tonga nofo tahaka antsika sy ianao intsony I Jesosyfa afaka maheno anao na aiza na aiza misy anao. Arakaraka ny devoly misy ao anatinao no hitabatabana na tsia mahatonga ireny olona miteny mafy ireny "roahako amin'ny anaran' i Jesosy ireny"
Ity misy ohatra iray , tsy ohatra moa zany fa cas e
misy olona izao mila fametraantanana izy fa marary andoha na marary aretina mety sitrapanafody fa te ho sitran'ny vavaka, dia miteny ny pasitera hoe misy te hametrahantanana ve ianareo , dia tonga eo ny olona mila izany. Tsy misy kotaba be izany fa vavaka tsotra dia ampy satria aretina tsy mila kotaba araka ny teninao
fa raha masiaka be ny devoly ao anatinao dia tsy maintsy mila force ianao ary mila miteny mafy , za tsy miteny hoe mikikika fahatany a, fa misy fomba hanaovana azy fa ny olona mijery aty ivelany no mitsara hoe mikikika le olona manasitra
Misy tsinona le asandevoly izany tena mi resiste be mihintsy fa raha malemilemy ianao dia mifindra any aminao ndray izy ka izany no ilaina fitandremana amin'ireny
HItanao tsy hoe mampitovy olona amin'ny alika fa fomba entiko hanazavana fotsiny io, misy izao ny alika miteny tsotra enao de mihain ny maitre-ny sy ny maitresse-ny izy fa misy ireny le race dur ireny mila asehonao fa ianao no mahery noho izy zay vao mipetraka izy dia ohatr'izay ilay fanazavana tiako ampitaina hoe mila vontompinoana be sy mafy orina vao manal devoly fa tsy we za manana finoana de hanala devoly


9. diamondra27 ( 06/12/2008 14:59)
ika, Noue eny ho'aho samy mifanaja fotsiny tsy maka ny plasin'ny hafa fa maka izay tandrifiny avy.

fahamarinana samy manana ny fomba fijeriny daholo akia ary soa fa izany mba hahazoana mifampianatra e, ny tsara any aminao no alaiko ary zay tsara aty amiko koa alainao
10. fahamarinana ( 06/12/2008 18:08)
:arrow: heidi : arabaina tokoa njy tsy maty fo aman'aina..amiko ihany koa dia miara-miasa ny dr sy ny vavaka....misaotra nizara e...:-*
diams :izay taneraka akia no izy,amiko sy amindry aloha fa mino aho fa betsaka no tahaka izay.. :) (l)
11. heidi ( 06/12/2008 18:33)
diam, fahama: efa ho 16ans passé ky zany an! fa try hadinoko satria efa namoy fo daholo indrindra fa izaho :wink: :-* (l) fa vavaka no nanasitrana ahy aloha kosa teo fa tsy ny doko :-P niampy fibebahana sy ny fanoloran-tena :-P
12. heidi ( 06/12/2008 18:39)
fa ny tsapako sy ny fahafatarako azy hoe raha miray trano am olona mivavaka be ianao ka ianao tsy dia voto-pinoana be loatra dia rehefa misy ny fandroahana devoly dia ilay tsy ampy vavaka iny hono no ipitihiny, dia somary tonga saina ihany aho tam lay nahazo ahy io, izany hoe otran'ny entina hampifoha sy hanairana ahy hoe mivavaha amizay ianao fa ianao sisa 8)
fa rehefa hoe alàna devoly sy mibebaka konkou tena emotion be mitsy an!
13. ni81 ( 06/12/2008 18:53)
heidi a! ny vavaka manova zavatra
14. heidi ( 06/12/2008 19:15)
ni ah! resy lahatra amin'izay aho kan! indrindra fa io porofo azo tsapain-tanana nahazo ahy io :wink: :-* fa ilay manao pli vava am vavaka tsy mety.
15. ni81 ( 06/12/2008 19:35)
ni ah! resy lahatra amin'izay aho kan! indrindra fa io porofo azo tsapain-tanana nahazo ahy io fa ilay manao pli vava am vavaka tsy mety.
marina izany e! fa ahoana moa ilay hoe manao pli vava e?
16. ikaretsaka ( 06/12/2008 19:40)
ni81:

heidi a! ny vavaka manova zavatra


Marina be....saingy fantaro ny ivavahana sy zavatra atao fa ny vavavava poana mainka aza mampidi-doza
17. heidi ( 06/12/2008 20:15)
marina izany e! fa ahoana moa ilay hoe manao pli vava e?


Isaky ny mihetsika dia manonona ny anarany foana , isaky ny mihetsika dia ny teny ao am baiboly foana no soratana , lazaina toriana am olona anefa ny fitondran-tenany mifanohitra tanteraka :°)
18. ikaretsaka ( 06/12/2008 20:17)
Zay mihitsy
19. diamondra27 ( 07/12/2008 07:57)
heidi:

fa ny tsapako sy ny fahafatarako azy hoe raha miray trano am olona mivavaka be ianao ka ianao tsy dia voto-pinoana be loatra dia rehefa misy ny fandroahana devoly dia ilay tsy ampy vavaka iny hono no ipitihiny, dia somary tonga saina ihany aho tam lay nahazo ahy io, izany hoe otran'ny entina hampifoha sy hanairana ahy hoe mivavaha amizay ianao fa ianao sisa 8)
fa rehefa hoe alàna devoly sy mibebaka konkou tena emotion be mitsy an!



ka io ilay lazaiko foana hoe ny fandroahana devoly dia tsy ataotao foana na ny olona manatrika azy koa efa averti, tsy tokony himeme na mihanihany pendant ny lay fandroahana fa tonga dia avy any aminao le devoly
ka ilay izy ange akia mitady toerana isitrihana e
20. diamondra27 ( 07/12/2008 08:00)
ny pli vava de lasan-ko vavany fotsiny
misy anefa ny sasany miezaka fa tsy tafa dia tsy azo afangaro amin'ny pli vava kosa iny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1246