medecine ,dadarabe, , vavaka , Jesosy
21. ni81
(
07/12/2008 08:06)
ny pli vava de lasan-ko vavany fotsinymisaotra
misy anefa ny sasany miezaka fa tsy tafa dia tsy azo afangaro amin'ny pli vava kosa iny
22. ikaretsaka
(
08/12/2008 01:39)
Nefa de betsaka no manao an'io pli vava sy manaonao foana @ resaka devoly devoly io
23. diamondra27
(
08/12/2008 06:45)
ika : ka ny devoly tsy tery lalana ange e, sady ireny mihintsy no ampiasainy ange amin'izay ny tsy mpino tsy ho tonga mpino , vato misakana ho an'ny asan'Atra ireny > Misy koa ny olona manao fitaovana ny tenin''Atra tena halako ireny olona ireny satria tsy hoe hafanampo ilay izy fa misy vao miteny kely ianao dia tonga dia verset no omena fa tsy mba mandinika hoe disponible ve ty olona ilazako ity ,afaka mi receptionne ve izy sa tsia fa tonga de monologue be wawawa , andao isika hivavaka aloha sns azonareove ilay tiako ambara.
ohatra hoe mihaona amin'ny ika za de tsyte hahalala fa hoesalu salut hiaraka hivavaka isika tompoko, tsy misy inona fa tonga de manome tenin'Atra le olona nefa raha mba nanontanay kely izy zao hoe tout va bien ve , inona no mety azo anampiako anao fa hiara-hivavaka isika , pb voisinage sa asa , sa nisy olona nanirikiry sa inona fa tsy tonga dia izay saimpantanao na izay fianarana azonao tany de ampiharina avy hatrany am situation rehetra

24. ikaretsaka
(
08/12/2008 07:02)
Hihihi le filazanao azy koa...fa marina io hoe indraindray nge tsy mahafantatra ny hivavahana akory le olona. Soit disant miara mivavaka e.....firy moa ireny soit disant miasa ireny no tsy kopy akory ny olanao nefa mametrapetra tanana aminao?
Tsy hoe maka parti aho fa izany no hitako fa anisan'ny antony ilavana ny confesy... any. Manko na tsy mifankahita na mifankahita aza ilay mopera sy le olona de mba arak,ilay mompera hoe inona no mitranga aloha hiara hifampidinihina sy ivavahana hahazoana ny sakramentan'ny fampihavanana fa tsy tonga de mamaky zavatra tsy mifandraika...vavaka tsy cardre...

25. tywa68
(
08/12/2008 09:59)
Diam >koa mody hiresaka inn koa anefa e, efa hita zao fa zay no tena tiany atao sy nanantonany anao ! :-D :-D
Ika >tsy maintsy mi konfesy any ivelany angah fa tsy mety ny an-trano @ ramose na madama ihany ? :-D :°)
Ika >tsy maintsy mi konfesy any ivelany angah fa tsy mety ny an-trano @ ramose na madama ihany ? :-D :°)
26. fahamarinana
(
08/12/2008 12:17)
ika:
firy moa ireny soit disant miasa ireny no tsy kopy akory ny olanao nefa mametrapetra tanana aminao?
:arrow: zà manokana tsy dia hoe voatery hanana olana na mitady zvtr no hanantonako Asa fa mila fampahaherezana tanteraka...azo atao koa ny milaza ny olanao raha tianao na manana zvtr angatahana specialement...tahaka ny hoe mba ento am-bavaka ry reto fa misy an'izao sy zao,sa ianareo tsy mba manao izany..(l)
27. diamondra27
(
08/12/2008 14:01)
tywa : eny e hitory no tanjona fa au moins misy dialogue dia manaja ilay olona ny mpitory raha te hihaino ilay olona torianao na tsia fa tsy hoe hanenjika quota fotsiny , za tsy d'accord amin'io.
Fony za nitory izao dia nisy olona izay nitsako taolan'akoho no tratrako ary dadarabe ilay izy, fa tsy avy hatrany aho dia nitory fa niala tsiny aza fa hoe nanapaka azy nisakafo fa avy eo izy no ni-insiste hoe hiaino ahy, dia izay vao nitohizako sy nataoko ny asako.
Raha misy olona fantako moa ka hoe vao haingana no nanolo-tena ka mafana fo be ireny dia lazaiko hoe: moramora ihany fa mbola lavitra ny lalankaleha ary tsy mora ny manara-dia an'i Jesosy. Ny ilazako izany dia matetika ireny olona ireny koa izany no lasa mitory sy te hiteny momba an'i Jesosy foana fa tsy mba maka aina kely hoe te-hihaino ve ilay olona sa tsia na hoe maika fa tazominao eo tahaka ny manao forcing izany amiko ka tsy mety.

28. coopsal
(
08/12/2008 18:48)
diamondra27:
Na dia zavatra madinika aza dia azo ampiarina io>
==> Tao @ fiangonana iray nampianarako Sekoly Alahady, voateny foana izahay mpampianatra mba hampangina ankizy. Tsy hitako izay natao an'ilay ankizy satria @ lafiny iray tena mba nandalo izany maha ankizy izany aho ary tsy dia zava-nahatamana ahy izany fotoam-pivavahana, indrindra fa ny toriteny, fa ny nilalao sy niresaka no tiako. Moa na ny olon-dehibe aza mba b resaka fa mahay manafina fotsiny. Tsy hitako izay natao ka dia hoy aho tany an-tsaiko tany hoe "mangina @ anaran'i Jesosy", fa tena nangina ilay zaza be resaka be teo, ary sur le champs.
Imbetsaka aho no nanao toy izany aloha e, ary nety. Fa imbetsaka koa aho no nanao hoe "@ anaran'i Jesosy" kanefa tsy sitrana ny marary, tsy nisy demonia nivoaka t@ ilay zazalahy, ... sns!
FAHAGAGANA (na famanatarana) :
"Dia nisy fanahy maloto telo, hoatra ny sahona, hitako nivoaka avy any am-bavan'ny Dragona, sy avy any am-bavan'ny Biby, ary avy any am-bavan'ny mpaminany sandoka. Fanahin'ny demony ireo, ary manao fahagagana sy mankany amin'ny mpanjakan'ny tany rehetra, ..." [Apokalypsy 16:13,14]
Koa ataoko fa tsy resaka hoe mahavita sy tsy mahavita fahagagana no lehibe! mahavita daholo na i dragona (magie, dadarabe, mpamosavy, ... sns), na i bibidia (izao tontolo izao), na i mpaminany sandoka (ry fampianaran-diso). Zavatra iray no tsy vitan'ireo : ny mamonjy ny fanahy.
Voasoratra ao @ baiboly fa :
- Iray no mahavita an'izany : Andriamanitra irery.
- Iray no fomba nanaovaNy izany : nandefasaNy ny Zanany Lahitokana taty ambonin'ny tany halatsa-drà mba hanadiovana ny fahotana rehetra (satria io fahotana io no tsy hahafahan'ny olona hiditra ny paradisa).
- Iray no asa atao handraisana izany (famonjena izany) : Mino an'i Kristy
- Iray no atao mba hitazonana ny famonjena izay azo : mitandrina izay nandidian'i Kristy
Ary ireo dia inoako satria fantatro ankehitriny, fa velona marina ilay antsoiko hoe Jesosy Kristy. Ary Andriamanitra dia miresaka @ olona tsirairay @ alalaNy.
29. tywa68
(
08/12/2008 19:19)
misaotra an'i Diam sy Coopsal mampahery hatrany sy miezaka manazava @ anaran'i Jesosy e :wink:
30. ikaretsaka
(
08/12/2008 20:21)
fahamarinana:
firy moa ireny soit disant miasa ireny no tsy kopy akory ny olanao nefa mametrapetra tanana aminao?
:arrow: zà manokana tsy dia hoe voatery hanana olana na mitady zvtr no hanantonako Asa fa mila fampahaherezana tanteraka...azo atao koa ny milaza ny olanao raha tianao na manana zvtr angatahana specialement...tahaka ny hoe mba ento am-bavaka ry reto fa misy an'izao sy zao,sa ianareo tsy mba manao izany..(l)
ka aiza moa ry faha no "hampaherezana" nefa tsy fantatra hoe aiza no tokony hampaherezana?
ohatranny hoe hanao baolina nefa tsy fantatra hoe bailina inona no atao
31. fahamarinana
(
09/12/2008 07:28)
:arrow: ka zà io lazaiko io ry ika anie fa ny hafa tsy fantatro...ohatra aho mahatsapa fa reraka ara-panahy..sns...na hiatrika zvtr goavana dia mila hery..ny fampaherezana dia izay (aleo hitsian'izay tena mahalala ) fa ny Asa ndray dia hafa tanteraka.Mialoha ny rehetra dia mibebaka aloha,alana izay asa ratsy,eritreritra ratsy...vao ampaherezina amin'ny Tenin'ny Soratra Masina,vavaka;sns...
Izay ny hanazavana ilay actes fa tsy ndeha handehandeha fahatany na hanakiana no haleha any,aleo mihintsy aza tsy mandeha...tahaka ny fomba rehetra e.Misy antony tsara fantarina daholo avy eo miditra na tsia rehefa tsy resy lahatra. (l)

32. ikaretsaka
(
09/12/2008 16:03)
Ka raha reraka ara panahy izao ianao ohatra ry faha dia nva tokony ho fantatra au moins hoe inona no naha reraka azy... izay vao jerena ny fanafodiny.....
Lasa ohatran'ny hoe marary nify ianao de fanafody kibo no omena anao manko raha izay
Lasa ohatran'ny hoe marary nify ianao de fanafody kibo no omena anao manko raha izay
33. aikon
(
10/12/2008 11:05)
slt
izaho no tiako ambara @io resaka io hoe izaho koa nahita olona narary de nandeha dokotera nefa tsy sitrana nandeha dadarabe nefa tsy sitrana dia nijanona tao antrano izy ary tsy nihionanan fanafody dia sitrana dia hoy ianao hoe iza no nanasitrana azy ???????
apetrrko eo aloha io
Ny zavatra tsapako aloha dia ianao izay manana finoana fa hoe i Jesosy dia nanasitrana ny aretina rehetra ary namelona ny maty akory ary , fa saingy izao no tiako ho lazaina
1_ moa ve ianao izay mirehareha manana an'i Jesosy io mba manaraka ny fampianarana nataony antsakany sy andavany
2_mino ve ianao fa izay olona noentina nivavahana de sitrana 100% sa hoe mba hoatra ny ilay nijanona tao antranony dia sitrana . Ao madagascar izao misy olona afaka manasitrana sida nefa tsy dia miantehatra @ resaka finoana akory aza
de ahoana ary ny mety ho lazaina @ io tranga toy io
de miala fanazavana avy amminao
:?:

34. coopsal
(
10/12/2008 12:06)
Ika:
ka aiza moa ry faha no "hampaherezana" nefa tsy fantatra hoe aiza no tokony hampaherezana?
==> Misy ohabolana malagasy manao hoe : "raha marary ny tanana, mitsotsoka ny molotra, raha marary ny molotra manafosafo ny tanana" ...
Tsy tokony hadino fa ny ati-doha (ny loha) no mahafantatra avy hatrany rehefa marary ny momba ny tena à condition misy hozatra mifandray @ilay loha @ireo vatana ireo ary tsy maty ny hozatra.
Ny loha no mibaiko ny membre hafa hanao action hitsaboana ilay membre marary.
Ka mba hahafantaran'ny membre ny fiangonana hoe inona na aiza na iza no hampaherezina, sy hoe inona no entiko hampaherezana, dia tsy misy afa-tsy ny firaisana amin'i Kristy ilay lohan'ny fiangonana.
35. ikaretsaka
(
10/12/2008 14:03)
Tsy mitombina eto le tsimpon'ohabolana.... eto de efa voafareotra hoe ny tanana no marary na ny molotra no marary... fa le tranga tsy fantatra hoe ny inona no marary....