Fandroahana devoly, emission M6

1. rabingogilabanga ( 05/12/2008 13:31)
nahita aho, saingy telo no zavatra tsapako:

1)Tsy maintsy ho M6 sy France 24 ve, no hiteny, vao hahalala ny zava-misy ao @ fireneko aho

2)Ary raha milaza aho hoe: cas particulier ireny, i M6 ve no hinoanao, satria vazaha, sa izaho gasy izay efa niangona tany @ eglizy isankarazany tao toliara(catholique ao mahavatsy sy tsianaloke, protestanta ao tulear centre sy betania, sy mahavatsy, evangelika ao sanfily, loterana ao ambohitsabo, protestanta ao Mahaboboke, etc...)

3)farany , ireny olona niseho tao @ tele ireny ve dia ampy hilazana fa ny mpivavaka dia toy ireny avokoa, ka raha izany ny acharnement therapeutique ataon'ny tena medecin, sy ny fitsaboana ataon'ny medecin sandoka ve, dia ampy hilazana fa ny medecine rehetra any @ tany mandroso dia à eviter daholo.

Mbola forme sy maniere de lire izay noresahiko izay, fa raha resaka devoly dia resaka hafa(oh: misy ve aloha ny fanahy, ny esprit, ary ahoana ny fitsaboana ny resaka moral sy conscience...); ary ny medecine occidental ihany ve no manana monopole @ fitsaboana a'io?

ka izay ry havana badboy sy havana fijo, ary ry havana ika, ao koa i rabila havako.

Tsara tarehy kosa aloha le -rabila an!
novalian'i fijo ny 19/12/2008 21:12
2. tywa68 ( 05/12/2008 13:40)
Rabingogilabanga : soa fa tsy ohatran'ireny avokoa ny mpiandry sy ny havan'ny marary ... fa iny aloha no naseho, d zay no resahina eto satria be loatra ny fanindriana ataon'ny sasany noho ilay inoany :wink:
3. rabilabila ( 05/12/2008 14:02)
1)Tsy maintsy ho M6 sy France 24 ve, no hiteny, vao hahalala ny zava-misy ao @ fireneko aho


Tsia !! Fa izay no resaka tato ho ato , ary nisy ny tsy nanam-po.


2)Ary raha milaza aho hoe: cas particulier ireny, i M6 ve no hinoanao, satria vazaha, sa izaho gasy izay efa niangona tany @ eglizy isankarazany tao toliara(catholique ao mahavatsy sy tsianaloke, protestanta ao tulear centre sy betania, sy mahavatsy, evangelika ao sanfily, loterana ao ambohitsabo, protestanta ao Mahaboboke, etc...)


Tsy ny maha-particulier , na ny fandefasan'ny vazaha azy no olana fa ny existence-ny .

farany , ireny olona niseho tao @ tele ireny ve dia ampy hilazana fa ny mpivavaka dia toy ireny avokoa, ka raha izany ny acharnement therapeutique ataon'ny tena medecin, sy ny fitsaboana ataon'ny medecin sandoka ve, dia ampy hilazana fa ny medecine rehetra any @ tany mandroso dia à eviter daholo.


Tsia!! ampy ilazana fa misy ny "traitement inhumain" avy amin'ny dogme , donc iadivana tsy misy alaharo alaharo ............

Mbola forme sy maniere de lire izay noresahiko izay, fa raha resaka devoly dia resaka hafa(oh: misy ve aloha ny fanahy, ny esprit, ary ahoana ny fitsaboana ny resaka moral sy conscience...); ary ny medecine occidental ihany ve no manana monopole @ fitsaboana a'io?


Betsaka ny medecine na orientale , na ny fampiasana ny pharmacopée sns......afaka manampy amin'ny fitsaboana na mapitony fotsiny aza raha mbola tsy mahavita manasitrana.


Tsara tarehy kosa aloha le -rabila an!

Misaotra!! :)
4. diamondra27 ( 05/12/2008 15:01)
ka izay no ataoko sy averiko foana hoe raha misy zava-miseho dia mila fakafakaina tsara alohaizay vao manome hevitra, ny sasany mionona amin'izay hita sy reny am fahitalavitra dia malahelo
za koa mba nalahelo saingy mi-comprendre ilay situation aho
Tsy mora ny manao zavatra ary izay mihetsika ihany no afaka resahina fa ny olona tsy manao zavatra tsy mba lazaina
5. ikaretsaka ( 05/12/2008 15:26)
Za namakafaka ry diams dia zara koa aza nisy an'iny,,
Fa rehefa tsy mety de tsy mety e
Dia tenenina ny toby sy ze namorona ny mpiandry na I dada ra anona na I neny ra anona hanova famindra napehana kely izy ho to ga saina fa tsy hijanona ao @ fahajambam-pinoana

Averiko foana...tsara ny votompinoana fa zava doza ny jambam-pinoana
6. Noue ( 05/12/2008 15:36)
ikaretsaka:

Za namakafaka ry diams dia zara koa aza nisy an'iny,,
Fa rehefa tsy mety de tsy mety e
Dia tenenina ny toby sy ze namorona ny mpiandry na I dada ra anona na I neny ra anona hanova famindra napehana kely izy ho to ga saina fa tsy hijanona ao @ fahajambam-pinoana

Averiko foana...tsara ny votompinoana fa zava doza ny jambam-pinoana
zay indrindra manko eee ! iny zavatra hita iny anie ka santionany fotsiny ee ! efa be zay zavatra niseho sy nitranga zay dia ireny ve mbola lavina hatrany ????


7. diamondra27 ( 05/12/2008 16:07)
ika efa tafaresaka tatsy ambadika ngamba isika momba io an , fa za raha tsy mahita ny masoko mifanatrika amin'ireo olona ireo tsy hanome valinteny anareo aho satria haiko tsara hoe tahaka ny ahoana no hanasitranana ilay marary= mila fanafody fotsiny sa mila vavaka sa avela amin'izao any fianakaviana dia hampidi-doza any sns

ny tiako lazaina amin'izany dia izao : raha izay hita sy voalaza am horonan-tsary dia mety misy rate fa ny realite sy ny vecu no tena ilaina raha te -hitsabo olona ianao
tsy a distance mihintsy hoe hanao an'izao sy izao dia mety io fa raha hitanao maso , misy ny diagnostic, misy ny infos rehetra vao afaka miteny hoe tsy mety ireny

Malahelo dia malahelo aho nijery azy saingy atao ahoana fa mino aho ho aho fa matoa ilay olona tsy nasiana draps fa rojovy dia misy antony ao.
Ny olona marary saina dia imprevisible ary tsy fantara hoe ovina ny crise-ny no hihetsika fa mety misy facteur mampietsika azy tampoka de eo ianao no raisina


8. rabilabila ( 05/12/2008 16:10)
za koa mba nalahelo saingy mi-comprendre ilay situation aho
Tsy mora ny manao zavatra ary izay mihetsika ihany no afaka resahina fa ny olona tsy manao zavatra tsy mba lazaina


Izaho aloha ,amin'ny maha-olona ahy ,tsy possible amiko ny mi-comprendre ny "traitement inhumain" na iza na iza no manao ilay traitement .

Tsy mora ny manao zavatra hoy ianao ; tsy mora tokoa fa misy ny zavatra atao amin'ny tokony ho izy ,ary misy ny manaonao foana .Dia tsy tsongolohina sy iadivana ve raha toa ka tsy mety ilay izy ?sous pretexte hoe nanao zavatra izy ?

"Torture,traitements cruels, inhumains ou dégradants " no fiantsona an'ireny raha mampiasa ny voambolan'ny "droit de l'homme" Que ça vient d'un AT ,d'un croyant ou n'importe qui d'autres ,c'est condamnable .Que ça vient d'un dogme ,d'une idéologie ou n'importe quoi d'autre , c'est condamnable et on doit le condamner.
9. ikaretsaka ( 05/12/2008 16:49)
Zay ndrindra
10. Noue ( 05/12/2008 17:09)
rabilabila:

Izaho aloha ,amin'ny maha-olona ahy ,tsy possible amiko ny mi-comprendre ny "traitement inhumain" na iza na iza no manao ilay traitement .

Tsy mora ny manao zavatra hoy ianao ; tsy mora tokoa fa misy ny zavatra atao amin'ny tokony ho izy ,ary misy ny manaonao foana .Dia tsy tsongolohina sy iadivana ve raha toa ka tsy mety ilay izy ?sous pretexte hoe nanao zavatra izy ?

"Torture,traitements cruels, inhumains ou dégradants " no fiantsona an'ireny raha mampiasa ny voambolan'ny "droit de l'homme" Que ça vient d'un AT ,d'un croyant ou n'importe qui d'autres ,c'est condamnable .Que ça vient d'un dogme ,d'une idéologie ou n'importe quoi d'autre , c'est condamnable et on doit le condamner.

ekena mahintsy ireo voalazanao ireo aa !!! saingy atao ahoana moa fa ireny ve no zavatra niseho dia mbola misy ihany sahy milaza oe za mi-comprendre aaa oeeee ! efa fijaliana zao no mahazo ny olona , fatorana rojovy sahala ny alika ka mbola inona indray no foronina eooo ???
tsy azoko mahintsy ity filazana fa tsy mora ny manao zavatra ! fa alohan'ny hanaovan-javatra dia tokony mba ahiratra ny maso eee ! mijery sy mandanjalanja oe rariny ve zao ??? humain ve zao ???? misy olona aza manana alika , tiany loatra ny alikany ka tsy andeha ho fatorany rojovy zany !!!


11. karinah ( 05/12/2008 17:32)
Izaho manokana dia tsy mahita afa-tsy ireo olona lazaina fa misy devoly ka diaFATORANA ROJO VY HATRAMIN NY ANKIZY KELY, na in na in mety fandraisan'ny tsirairay ilay émission dia tsy miala @ hevitro aho hoe TSY METY ny hi traite na olona tahaka ireny. Ny ankoatr'izay tsy dia hidirako lalina fa ilay hoe mety ho aretin-tsaina sitram-panafody dia lazaina foana fa devoly ka andeha fatorana rojovy na hatramin'ny ankizikely aza!! 8O
12. rabingogilabanga ( 05/12/2008 20:15)
I) M6 c'est du journalisme
rabila:
Tsy ny maha-particulier , na ny fandefasan'ny vazaha azy no olana fa ny existence-ny .

d'acc, saingy izao raha apetraka @ contexte ilay izy, dia hoatran'ny hoe efa ny mpino rehetra ao Madagasikara mihintsy no manao toy izao: satria

badboy:
Fandaharana t@ M : ankona tanteraka aho nahita ilay fomba

dia ampian-drabila
Izaho indray tsy gaga mihitsy amin'izany toe-javatra izany
.
Ny zavatra general matetika no tsy mahagaga, donc banal

ary dia faranan'ny badboy hoe:
badboy:
Ho tsy an'asa intsony ny dokotera raha izao no mitohy ary ho lasa asan'ny ankabeazan'ny malagasy ny fiandrasana (mpiandry)!!


donc averiko, mahafantatra tsara ny mpino ao toliara en particulier, sy ao madagasikara en general aho donc, cas particulier ireny

d'ailleurs ny tele dia manana effet amplificateur foana, raha mijery tele ianao dia toa extremiste religieux daholo ny amerikana, ary toa fondamentalista islamique daholo ny musulman, or c'est faux.
Relativisez les gars, prenez du recul


II)sur le fond:
tsy a distance mihintsy hoe hanao an'izao sy izao dia mety io fa raha hitanao maso , misy ny diagnostic, misy ny infos rehetra vao afaka miteny hoe tsy mety ireny

d'acc tanteraka:
a) raha enkentsika fa misy olona voan'ny demony (ou appellez ça hallucination, ou qui a pété le plomb, na atao hoe impulsion meurtriere, nevrosé, tendance suicidaire, ou folie passagèr etc...) ary tena agressive @ fihetsiny,

Ary tadidio fa efa nisy olona nianjera voan'ny tromba tao madagasikara

b)ary any ambanivohitra ianao, izay, tsy misy fanafody hi-calmer -na azy, ary

c) Tu prends le moyen de bord, dia fatoranao izy/ izay no antsoin'ny vazaha hoe: FOU A LIER. c'est pour le bien de la personne même

sa havela @ izao, de avela hi-calmer(marihna fa tsy misy ny fanafody hi-calmer any ambanivohitra) ; ary raha mianjera any ankady dia ahoana.raha mamono tena ilay olona dia ahoana, na ....

tadidio fa ny pistolet tazer misy decharge electrique koa dia natao hi-calmer olona impulsive, na ny chaîne, na ny fametahana ataon'ny polisy dia hi-calmer koa, satria @ fotoana anaovan'ny polisy arrestation tsy manana, na tsy afaka hanome fanafody calmant ho an'ilay impulsif izy


13. fijo ( 05/12/2008 20:57)
za aloha ry zareo dia tsy nahalala ny fisina'ireny raha tsy iny fandaharana iny.ary tena nahagaga sy nampiakamoly ahy mihintsy.

fa le fanaovana fahobe aloha tsy mety e.saingy ny anay moa rehefa misy tratra dia avy izahay ka
14. rabilabila ( 05/12/2008 20:57)
c) Tu prends le moyen de bord, dia fatoranao izy/ izay no antsoin'ny vazaha hoe: FOU A LIER. c'est pour le bien de la personne même


Ce n'est pas le cas ici!!!

sa havela @ izao, de avela hi-calmer(marihna fa tsy misy ny fanafody hi-calmer any ambanivohitra) ; ary raha mianjera any ankady dia ahoana.raha mamono tena ilay olona dia ahoana, na ....


Ce n'est pas le cas ici!!


tadidio fa ny pistolet tazer misy decharge electrique koa dia natao hi-calmer olona impulsive, na ny chaîne, na ny fametahana ataon'ny polisy dia hi-calmer koa, satria @ fotoana anaovan'ny polisy arrestation tsy manana, na tsy afaka hanome fanafody calmant ho an'ilay impulsif izy


denoncé par amnesty international et la ligue des droits de l'homme.


Raha niteny aho hoe :"Izaho indray tsy gaga mihitsy amin'izany toe-javatra izany"
dia nampiako an'ity:"Efa ela no no-dénoncer-ko teto ny exploitation-n'ireo mahantra ara-tsaina ,satria tsy nahita fianarana firy , izay matetika terrain favorable foana ho an'ny obscurantisme de tout genre ."

d'ailleurs ny tele dia manana effet amplificateur foana, raha mijery tele ianao dia toa extremiste religieux daholo ny amerikana, ary toa fondamentalista islamique daholo ny musulman, or c'est faux.


Fa tsy ireo angaha no nolazaiko tetsy ambony ?
15. fijo ( 05/12/2008 21:00)
"c'est pour le bien de la personne"????? sao dia taranak'i ceotsescou ity miresaka?
16. ikaretsaka ( 05/12/2008 22:59)
fijo:

"c'est pour le bien de la personne"????? sao dia taranak'i ceotsescou ity miresaka?


aho mbo gaga
zao ve "bien"??
8O 8O
17. badboy ( 06/12/2008 01:12)
1° Ny fanalana devoly dia tsy tranganjavatra miavaka na cas particuler" @ fivavahana 1 fa manao avokoa ny karazampivavahana rehetra!! Io no tsenambarotra na "fonds de commerce" ka raha tsy misy ny devoly tsy misy ny antony hivavahana ary tsy misy ny mpiandry!!!

2° Ny olana akory tsy hoe ny fisiany na ny tsy fisiany, na akory aza ny fanalana azy, fa ILAY FOMBA noentina nampiasaina!! Inona no nilazana fa misy devoly ilay zaza : satria tsy niteny hatr@ mbola kely!! Iza no nilaza fa misy izany izy : ireo mpiandry!! Inona ny fomba hanalana ilay devoly : tabatabaina ilay zaza, atositosika ary koa FATORANA ROJOVY!!!

3° Tsy hoe akory izay lazain'ny vazah dia marina avokoa na koa hoe fanaratsiana ny gasy ireny, fa fampisehoana tranganjavatra 1 misy sy iarahan'ny be sy ny maro mahalala!! Ka raha ry zareo avy aty @ 8751km no mahalala ny fisian'ireny any @ ireny toerana lavitra ny renivohitra ireny, dia tsy afaka ny hiteny hoe ny fanjakana eo ampotony tsy mahalala!! Ary ny mahatalanjona dia TSY MISY FANDAHARANA MOMBA IRENY MANDEHA @ FAHITALAVITRA GASY, nefa dia misy toriteny lava sy hirampivavahana tsisy farany isan'andro!!!

4° Ireo mpiandry sady mpitsara no mpitsabo moa izany dia ny ankabeazany olona avy nalan'ireo namany vaovao devoly!! Averiko eto indray hoe @ fomba ahoana no ahafahan'ny mpitsabo mpandidy na "chirurgien" handidy raha toa ka tsy niofana tanteraka ny @ izany izy????

Ka aza aolana ny resaka fa kobo ny fika maloto : fanasiavana ny fisian'ny devoly @ izao rehetra izao mba hampatanjaka ny toeran'ny mpiandry eo @ firenena!!! :evil: :evil: :evil:
18. fahamarinana ( 06/12/2008 07:09)
noue:
zay indrindra manko eee ! iny zavatra hita iny anie ka santionany fotsiny ee ! efa be zay zavatra niseho sy nitranga zay dia ireny ve mbola lavina hatrany ????

:arrow:mba apetraho eto hiaraha-mandinika tokoa ndrao mahatsara na mampiova zvtr hoe ..
badboy:
fanasiavana ny fisian'ny devoly @ izao rehetra izao mba hampatanjaka ny toeran'ny mpiandry eo @ firenena!!!

:arrow:io ry badboy ,rehefa hatanjaka dia hatanjaka,rehefa ho lefy dia lefy....rehefa ho foana dia ho foana...rehefa aharitra dia aharitra...ataovy izay mety raha hitanao tsy marina na lainga na juste...fa tsy ny fisian'ny devoly no mampatanjaka ny Mpiandry ary tsy izay koa no tanjona.Tsy misy fahefana afaka ataon'ny Mpiandry mihintsy fa Izy irery no manana fahefana ary Izy no nifidy ireny olony ireny.Tsy lavina mihintsy fa misy ny mivaona..misy ny tsy nahavita fiofanana fa voahosotra nefa kosa ny fianarana dia mandrakizay...raha tena Mpiandry marina dia tsy hianona monja amin'ny 2 taona fa fianarana foana ny ambiny...fa ny tsi11 io.Araka ny voalazan'ny fijo hoe :
fijo:
fa le fanaovana fahobe aloha tsy mety e.saingy ny anay moa rehefa misy tratra dia avy izahay ka

Na izany na tsy izany faly ny foko satria ao anatin'ny hvtr maro dia ahafahako mandray lesona be dia be ,manamafy ny finoako sy ny faniriko ho Mpiandry rehefa mba mendrika izany Asa Masina izany(raha mba antsoiny koa zà ndraik'andro any )...ary hanitsiako ny lalako ho mendrika tanteraka sy mandeha araka ny tena sitrapon'Andriamanitra : feno fitiavana.
Tsy afaka hilaza amin'ny anaran'ny maro hafa aho fa fantatro fa ni-choquer ny rehetra ny tranga,izaho manokana koa dia isan'ny choquée tanteraka satria tsy nahalala ny fisian'izany rahateo.Ny foko nefa manaiky ary tsy hiala amin'izay satria tsapako manokana fa tsara sy Masina ilay Asa.
Dia mamelà ny diso,manaova actes mba hisian'ny fanatsarana ho antsika tsy mpino...ary mivavaha mba tsy hivoana amin'ny lalana efa nofaritany ho antsika Mpino.
Mahereza daholo dia ho Azy irery ny voninahitra.
Ampiako hoe amen...:-* :-* (l)
19. tywa68 ( 06/12/2008 10:25)
Badboy : mampmé :-D

arahabaina Faha fa efa Mpiandry kay njy fa tsy sahy niteny h@zay : efa niofana zany sa eo an-dalana hanao zany ? d mahereza ary ny Tompo anie hitantana anao hatrany :wink:
20. fahamarinana ( 06/12/2008 10:34)
:arrow: Raha tena izy tokoa dia nijoro fa tena mbola tsy izy akia a,sady mbola tsy mpiofana akory fa nefa kosa ao anaty eritreritra tanteraka fa mbola tsy to,mbola tsy avy ilay antso na zà koa angaha no mety be marenina.Raisiko ihany aloha ilay fiarahabana na izany aza...rahoviana no tena hifandray tanana tsika roa ?
Mahereza daholo akia,misaotra dia ny Tompo koa hitsimbina sy hitantana anjy... :-* (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1589