Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
hevitrareo?
1. xxx
( 05/12/2008 19:50)
Ny zavatra angatahin'ny olona @ Andriamanitra mazana dia ny tsy ahatonga ny roa ampiana roa ho efatra ( Rosiana)
Répondre
répondu par
fijo
le
05/12/2008 20:54
2. Noue
( 05/12/2008 20:08)
fa ho firy hono ee ??? dia atao oe enganié Andriamanitra ô mba tsy ho efatra ny roa ampiana roa ???
(fa azoko ny dikany eee) :-D :-D
Répondre
3. fijo
( 05/12/2008 20:54)
raha za no sanatria mino izany andriamanitra izany,dia izy tsy harary no hangatahiko.raha lery no marary mantsy mety ny rehetra no halazo rah any hery homenareo azy
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0454