GNU sy open source

1. sitlo ( 05/12/2008 10:57)
Fony mbola vao nampianarina ny blender dia nazavaina ny anton'ny open source. Ny niatombohany moa izany dia ny fiezahana hanatsara hatrany ny logiciel iray amin'ny fomba "ity sy nday".
Izany hoe tsy ny vola loatra no mahamaika fa ny hananana logociel tsara. (avy eo iny ampiasaina hakana vola ihany).
Misy anefa ny mitsivalam-pandry fa tsy nifanaraka tampoka tao anatiny dia manamboatra logiciel vaovao nalaina tamin'ilay GNU ihany. fork moa no fiantsoana azy teo.

Fa ity no mahalasa ny saiko. Amin'ireny fanaovana logiciel ireny dia ny class no biriky anorenana azy. Ka raha tazomina ilay foto-kevitry ny GNU tamin'ny voaloha dia tsy tokony ho ireo biriky (class) ireo ve no zaraina sy avaozina fa tsy ny trano (logiciel) iray manontolo? Amin'izay mantsy samy afaka manamboatra ny tranony daholo ny olona fa tsy iny iray iny ihany no averimberina miova version isaky ny mihetsika eo.

Matetika moa ny eritreritro efa misy misy mpanao foana. Ka izay mahalala, misy vohikala (site) ve any mitahiry class fampiasa?
Ohatra: PHP dia efa misy class standard bbcode, editeur WYSWYG, ...
OpenGL: integration maya sns
miaraka amin'ny UML hatramin'ny backbone.
novalian'i sitlo ny 19/12/2008 04:33
2. sitlo ( 05/12/2008 13:18)
tsy efa hitako eto mihitsy? http://www.phpclasses.org
3. Jompipla ( 12/12/2008 12:57)
Salut!

Le concept an'le biriky sy trano mitsy no bizarre an! Fa mety ho marina izany ka.
Raha vohikala indray no tadiavinao dia be dia be, ohatra ity fa betsaka ny hafa mety tsaratsara kokoa:

http://webscripts.softpedia.com/

bobaka ao dia jereo fa misy licence daholo izy ao, ze GNU, GPL zany angamba no tadiavinao !

Mazotoa!
4. sitlo ( 19/12/2008 04:33)
misaotra, fa saingy rehefa narahina dia mankany amin'ilay hitako teo ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.206