Hafa ndray ty an!

1. xxx ( 12/12/2008 07:48)
No comment!
jereo eto
novalian'i mmmhh ny 27/12/2008 12:41
2. mbaliana ( 12/12/2008 09:24)
jereo eto ve no jerena eto :roll: :roll:
3. RATOVOARY ( 12/12/2008 11:45)
Efa hoe : No comment! hono :-$ :-$ :-$
4. respi ( 12/12/2008 12:55)
maso mijery fitaratra vita zany io no comment io a :-@
5. fahamarinana ( 12/12/2008 13:07)
:arrow: :-D :-D (l)
6. Zozoro ( 12/12/2008 18:54)
Nojereko dia novakiko ilay hoe jereo eto. Dia ahoana ?
7. fahamarinana ( 12/12/2008 18:59)
:arrow: mba tantarao anay hoe izay hitan'ny zozoro tao ...ankoatran'ny bararata ohatra. :wink: (tandremo sao tezitra an,vazivazy ) (l)
8. Zozoro ( 13/12/2008 06:38)
Ny hitako tao dia izao ry fahamarinana: nahita "je" aho dia nahita "re" dia nahita "o" avy eo nahita "eto" fa angaha i fahamarinana tsy nahita ? Jereo ery ambony!
Tsy nisy bararata ato, tsy nisy apanga fa "jereo eto" no misy :P :P :P :P
9. mmmhh ( 27/12/2008 07:11)
10. kotobekibo ( 27/12/2008 09:31)
Mba nijery zà ka eee!
kay v film xxx e!
Efa mbaliana ihany RATOVOARY fa respi ( resin'ny taoka ) , ary tsy nahita izay fahamarinana . Kay efa tena zvt hafa no miseho ao anaty Zozoro ao .
Tsy navelan-dry zalahy nijery zà fa manakona hono zà sy ny kibobe-ko .
:-D :-D :-D
11. kotobekibo ( 27/12/2008 09:35)
mmmhh , mampieritreritra an! :-P
12. mmmhh ( 27/12/2008 12:41)
hitako le izy no tsy hita kay kotobekibo tao koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3647