Tsy fitiavana ta hietsika sa leomboananana???
1. badboy
(
15/12/2008 17:33)
Iarahamahalala fa any @ tanana feno 4x4, fa koa feno tsy mikaly satria ny vidinjavatra tsy hay hovidiana!! Miainga indray ity ny fanidiana ny fialamboly kely tsy vidiana, afatsy ny vidinjiro laniny!!
Tsy misy hetsika heno anefa momba ny hoe amerenana ilay izy, na koa hoe hanao grevy hanajanonana ny herisetran'ny fitondrana!!! Ohatran'ny hoe tsy te hietsika izany intsony ramalagasy ka mampate hanome tsiny!!
Sa kosa efa leomboanana ka tsy tia zavaboribory intsony!! Impiry moa izay no nidina andalambe!! Inona ny vokany avy eo : ireo nantenaina hanarina rehetra, na dia ny efa nalana teo ka naverina indray aza, no nampiletika ilay firenena!! Tonga @ kanana hoy ny sasany, mino fotsiny ihany hoy ny hafa, tsy te ho lavitra anao intsony hoy ny sasany ....... K'aza omena tsiny ny vahoaka raha tsy te hirotsaka andalambe intsony satria ny andavanandrony nantenainy sy namapanantenaina ho mirana no hitsakitsahan'ireo rehetra mifandimby teo!!!
Ny olana dia tsy hoe loatra tsy fahaizamitondra, izay mety misy na dia kely ihany aza, fa be loatra ny fitiavantena!! Ka izaho no milaza fa io tsisy grevy ho tanteraka izany, na koa fanonganana alohan'ny fotoampifidianana!! Ka dia efa miomana dieny izao izay mba te hihinana indray, sy hanafay ireo nihinana teo alohany!!
Dia efa eritrereto dieny izao koa ny fomba anonganana ireo ho avy manaraka eo satria ny olona fotsiny no hiova, fa ny fomba fanao dia mitovy!!!
Kabary tsy mila valliana!! :twisted: :twisted: :twisted:

novalian'i penguin ny 24/12/2008 09:39
2. xxx
(
16/12/2008 18:08)
Mety ihany io indray andro any e! Mino fotsiny ihany fa aza kivy. Hitako mal placé be ko io fomba fiteny io eto zany an!
3. nanas
(
16/12/2008 23:19)
Tsy hoe leom-boananana na tsy te-hietsika, fa hitanao ihany ny fiainana zao tena sarotra, mila mi-babah ny ankizikely. Samy revo @ fitadiavan-kanina ao dia na mafy aza eretana ao foana.
4. apache
(
17/12/2008 10:08)
"matahotra" .... matahotra ny higadra, matahotra ny ho very asa, matahotra ny ho faty, matahotra ny haràtra, matahotra ny ho vaofitaka indray ny malagasy ... tsy misy mpanao pôlitika atokisany intsony. Ny herin'ny tenany irery ihany sisa no fantany fa afaka manala azy ao anatin'ny fahasahiranany.
snif ! snif ! c'est triste !
snif ! snif ! c'est triste !
5. nanas
(
17/12/2008 20:15)
ao aby zany rehetra zany! nisy bandy amerilooks zany niteny tamiko hoe ary nareo merina toa tsy tian ny president-nareo nefa izy mba merina koa. Dia hoy aho hoe, tsy noho izy merina mihitsy tompoko no tokony hitiavako azy na tsia. Ary ny malagasy tsy mbola nisy nijery fihavian olona mihitsy @ io resaka politika io. Aza ampidiranareo vozongo resaka ethinic mihitsy ny raharaha-politika misy ao @ tananay fa aleo ho anay ny anay. Tsotra fotsiny rehefa tsy mikatsaka ny tombon-tsoam-bahoaka dia oust aminay, ary tsy maintsy ousta hoatran i Ratsiraka ihany io.
6. penguin
(
24/12/2008 09:39)
Mila olona mahafaty baolina ny vahoaka fa tsy olona mi-nananas sy badbadboy no ahay hitarika. Ny fanazavana no atao betsaka ary na an-dafy na aiza hisehoana ho hay avokoa nefa mitoreo sy miantso vonjy amin'ny vahoaka no tiana zahavina.